rajoelina = ratsiraka

1. rajy ( 20/04/2009 19:10)
Nanao kabary ambody vavahady ndray rajoelina tao toamasina t@ sabotsy hanome fanampiana mitentina 1 milliard hono ny namana ho an'I toamasina (tsy nambarany na ariary io na fmg) fa ny fantatra dia tsy hita maso akory fa ambava fotsiny,ialahy amzao ve no manana 1 milliard na fmg aza hampino ahy? Raha nozarainareo ny vola vidim-bary ahazo ohatrinona isan'olona? Mampiheritreritra izany.
Ataovy aloha rovito ny tsihy fa ny fitondrana firenena tsy hoe asana DJ fa mila mahay ECONOMIE mila mianatra DIPLOMATIE mba tsy hiteniteny foana hoe manafara entana daoly ze afaka manafatra ,ngah ny importation tsy mila mifandanja @ exportation? DOMELINA BE VENDRANA BE.
répondu par mihitsy le 21/04/2009 06:54
2. locl ( 20/04/2009 19:14)
aoka re fa mampalahelo izy e! izany ny hoe asain'olona miteniteny foana dia manao tokoa fa TGVendrana. Fa raha miala eo iny dia lasa kitozy kely maina raha tsy mandositra any France, fa raha aty Suisse matinay aty
3. Havantsika ( 20/04/2009 19:28)
Raha tonga aty ianao io dia hampianarina ny tena soatoavina malagasy hoe " aleo very tsikalakalambola toa izay very tsikalakalam-pihavanana. Soa ihany fa izay lazainao vendrana no nataon'Andriamanitra fitaovana hampiposaka indray ny masoandron'ny Malagasy. Ataovy ny bilan 7 ans sy ny 24 mois de transition rehefa vita ny mandat.
Mba mahaiza manaiky fa misy ny tsy mitovy hevitra amnao kanefa aza heverina ho fahavalo fa na ambany aza ny fiheveranao azy dia mety ambony toe-panahy noho ny sasany ihany izy.
Ok a!
4. tsiafoi1 ( 21/04/2009 05:50)

Ambony toe-panahy kosa ny MANGALATRA SY MANDROBA fananan'olona (menaka sy varin'ny TIKO, izay norobain'ny CPASAT, ary nampamarotin'i TGV teny @'ny commune ireny), namidy teny @'ny commune mba hanetsemana ny caisse vide t@'ny fitondrany ny commune.

Mandiniha sy misaina kely na de jamba aza ny maso sy ny fo e!.
5. mihitsy ( 21/04/2009 06:54)
locl:

aoka re fa mampalahelo izy e! izany ny hoe asain'olona miteniteny foana dia manao tokoa fa TGVendrana. Fa raha miala eo iny dia lasa kitozy kely maina raha tsy mandositra any France, fa raha aty Suisse matinay aty


hay any Suisse no misy anao? tsy tena mahalala vaovao tsara enao zany fa mangina, zahay aty Mada aza mbola misy tsy hitanay koa mainka ze enao any an-dafy, sur fa vaovao lainga no henonao any
matahotra ny hody aty Mada nga de may ny endim-boanjo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0758