HONENA NY FOKO MILA HITOMANY AHO

1. rajy ( 11/02/2010 11:36)
Tiako ny taniko ka mamela ahy hanome ny sahaza izay nanimba sy nanapotika azy tahaka izao.
Ho voaompa razana tahaka ny hanompako an'I lavanify ary ambany ary izay ho filohampirenena eo ka milaza fa hampandroso vetivety ity firenena ity, tsy mbola ianao ho filoha ato anatin'ny 50 taona ho avy akory no hampandroso an'io tany efa lo io fa saino tsara izay holazaina rehefa anao propagandy , hampianatra andady sy hampianatra andeha no asanao rahefa tonga eo ianao tsy misy afa-tsy izay.
Noho ny tsy fahaiza-miaina sy ny havendranan'le kindindreniny lavanify io no nampatonga ny mpiray tanindrazana amiko hitrongy tahaka an'io raha ny hatezerako izao no mihatra amin'ialahy ry le amboarazana ty dia ho kila tsisy raisina ialahy . ESPECES DE CON
répondu par bazylou le 13/02/2010 19:04
2. xxx1 ( 11/02/2010 12:00)
rajy:
ESPECES DE CON
=))
rajy:
Tiako ny taniko ka mamela ahy hanome ny sahaza izay nanimba sy nanapotika azy tahaka izao.
Ho voaompa razana tahaka ny hanompako an'I lavanify ary ambany ary izay ho filohampirenena eo ka milaza fa hampandroso vetivety ity firenena ity, tsy mbola ianao ho filoha ato anatin'ny 50 taona ho avy akory no hampandroso an'io tany efa lo io fa saino tsara izay holazaina rehefa anao propagandy , hampianatra andady sy hampianatra andeha no asanao rahefa tonga eo ianao tsy misy afa-tsy izay.
Noho ny tsy fahaiza-miaina sy ny havendranan'le kindindreniny lavanify io no nampatonga ny mpiray tanindrazana amiko hitrongy tahaka an'io raha ny hatezerako izao no mihatra amin'ialahy ry le amboarazana ty dia ho kila tsisy raisina ialahy .

O ra-HERY ô, Tsy afaka ny hitapi-maso intsony enao amin'izao. Isan'andro isan'andro dia mitaraina mafy dia mafy ra-malagasy amin'ny zava-manjo. ATAOVY AMIN'IZAY HOA ILAY ANTOKONAO VAOVAO, apetrao any ny fikarakarana sy ny propangadinao amin'ity karajia eto amin'ny serasera ity.

Raha mbola ireo antoko efatra ireo ihany no ho eo dia tsy ahatafita antsika velively. Ny safidy izao dia tsy hoe iza no tsara fa hoe iza no tsy dia mitapy loatra, izy no tsy dia hangalatra loatra. Ka dia hanaraka ANJAMBANY anao izahay raha toa ka hatsanganao ity antoko vaova-nao ity.

Farany, haveriko ihany fa enao no nilaza taminay an'io fahiny fa tsy nofinofiko akory io resaka io. TAIRO AMIN'IZAY RANGA!! :x
3. kidoropamba ( 11/02/2010 12:42)
Tsy nisy kosa aloha LAVANIFY-nareo raha TSY NISY Ra8 sy ny antsonjainy ka nanosika ny vahoakan'Iarivo hifidy an'i Lavanify t@ 12/12/2007 ho ben'ny tanàna.

Tompon'andraikitra be amin'ny fisian'ny lavanify ny mponina (64%) ao Iarivo, raha io lojikanao io no zohîna.

Azonao ompana ny razanao fa TSY TONGATONGA ho azy io lavanify io na dia ny frantsay sy ny karazany ihany no jerenao fa tsy ilay "antony" (cause) nahatonga iny coup d'Etat iny.

hin!hin!hin!hin! Miandry GIC indray isika izao fa aza mitomany e, MBOLA AO I PING-Y.
4. milamm ( 11/02/2010 13:51)
misy marna neny kidoro teto,ny vy tsy mikintrana irery... :-D
5. sylvain ( 11/02/2010 14:12)
eo ihany lavanify fa raha misy koa ny olona tena ompaina fa tena namotika ny firenena d ingahy isany ratsirahonana, ny hasina, alain ramaroson, ramakavelo zay tsy miala mihitsy reo raha vao misy hetsika atao, ireo no mamadika ny hetsika ho lasa fanonganam-panjakana, raha hetsika tsotra hitakina zavatra no atao d ireo ry mpamotika firenena fa mipoitra, hararaotina eo @ zay ny tsy mety ataony mpitondra d mivadika ho fanonganana na dia fantatr'izy reo tsara aza ny vokany fanongam-panjakana fa tsy maintsy hitondra fahoriana ho any firenena! d tsy ho vetivety tokoa aloha ny hanarina ny simba sy potika!!
6. terrywui ( 11/02/2010 16:53)
Noho ny tsy fahaiza-miaina sy ny havendranan'le kindindreniny lavanify io
amin'ialahy ry le amboarazana ty
tena efa teny ratsy tsy fampiseho masoandro mitsy anie zany alefanlety zany ee!!! ho hita eo ny adin'i Hery amlety!! f'angah lety raha tezitra aza de ny fo no entina a!!! ary angah tsy mba tezitra ny pokna amin'ny dadanlaisany FITO taona ngarangidiny tsisy zava-niova na mba nampiakatra kely akory ny farimpiainan'ny Mlagasy ,??? miomana ela fa alefako dinika ity teny reatsy nataonla ty !!!!!!miala PS elah niany le demony TIM ty !!!!!
7. Papoose ( 11/02/2010 16:55)
rajy, aza misosoka alahelo fa tsy tantara nitohy ilay izy ka zay ho entim-po eo ihany no maty aloha eee!!
raha manana taranaka dia ampianaro dieny zao izy hanao ny marina sy ny hitsiny fa na hanompa na hanozona ny dinozaoro, ny fiainany ny azy efa vita ka ho valaka ambony eo ihany....efa tsy fotoanan'ny fanenjehana sy ny tondro molotra intsony zao fa fotoanan'ny hanomanana ny releve any aoriana mba tsy hahafaty am-pitoerana ny taranaka sy ny mab hahatsara ny fiainany koa!!!!

ka aza misosoka alahelo!
8. terrywui ( 11/02/2010 16:59)
Teny ratsy variraraka , ompa reny sy ,ompa razana tsy hita lany , Porno sy vetaveta sy ratsy mamoafady ,ozona sy teny maloto !!!! ireo no zavatra fanaon'ny TIM ! jereo anie ty zavatra nosoratan'i RAJY ity e! mbola santionany io a!! fa raha ny nalefan'i Rapika sy Batista angamb efa niova Rangorivao69 daholo ny mpisera hin hon hin hon honhin hon h

: HONENA NY FOKO MILA HITOMANY AHO (Rajy)
Voalaza teo :
Noho ny tsy fahaiza-miaina sy ny havendranan'le kindindreniny lavanify io
Voalaza teo :
amin'ialahy ry le amboarazana ty
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:


zao e! zao no nosoratany !
9. vitamatavy ( 11/02/2010 17:12)
aza be menomenona eo fa eto aloha mba mankafy an'ity hiran'i rawuix ity e
http://www.youtube.com/watch?v=WrcLujonh7c&feature=autofb
10. milamm ( 11/02/2010 17:38)
mino aho mety hahazo fampitandremana ihany rajy @ teny ratsy,asa(tendrom-po tsy mba namana ...)tsss dedaka be takalaza ko le wuiwui ty zany kle,zokinla nga lavanify no ompa avy de anaovana tati-bolana,tsy alehany ela sady efa misy mpiandraikitra ato mijery sy manitsy ny mpisera rehetra ato o.k ? 8O zara tsy nitomany teto ko ary lery io mila dommage sy interet @ zao ,mihazakazaha ela aty amiko fa misy valisoa daka vody m'lay be aty e :-D :-D :-D hon,hon.hon
11. bazylou ( 11/02/2010 18:02)
ary sao dia constipé ary ianareo izany ry rajy ka eto no mitady laxatif leaza :-D :-D :-D :-D
12. terrywiui ( 11/02/2010 18:23)
Aza ompana leisy izaho ry RIJA ,mifona @elah fa tsy hanompa olona eto intsony aho ary tsy hanevateva an'i Hery intsony e,milelapaladia leisy fa tsy handefa sary porno intsony aho ah :-D :-D =))
13. AndriambyII ( 11/02/2010 19:04)
Wouaaahhhouuuu !!!! quel langage merdique : :p :p
14. rajy ( 11/02/2010 19:35)
zah lesy tsy miferme an'lah rawi a!
alefaso fa tsisy olana , miandry ah
samy babany lesy a!
heverin'toi fa tsy mijery ny hevitra rehetra mandeha eto ngah za?
izao aho vao niteny, efa ela no nanindry fo fa ankehitriny tsy zakako intsony dia tampeno ny maso rehefa madilo sy kiriko .
ok?
15. pikatti ( 11/02/2010 23:58)
zao e! zao no nosoratany !
Inona ndray ary ny mampikonaina anelah ato rawix a??? Elah anie manao olona nefa bekoretaka e :-D :-D :-D
16. esserra ( 12/02/2010 06:16)
Nibababa tato ve wiwi e, atsaharo ny ranomaso datoa a :snif: :snif: :snif: :snif: ny HAT zao efa ho FATY,mitady ministra ey zalahy ao sao toi handimby an'i Nath Rabe o^o :@
17. fijo ( 12/02/2010 21:24)
aza asiana ompa letsy ry akama,fa polifika anie io e
18. bazylou ( 13/02/2010 19:04)
ty misy zinga bory itatazana ny ranomaso e, :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054