Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
23/09/2009 06:21)
vatofototra, aza mamahan-dalitra ny olona eee
dia tsy mba menatra akory ve io vatofototra io mamahan-dalitra ny olona @ ity fandefasana vidéo oe discours radomelina tany NY nefa dia tsy zany mahintsiny no hantondihany any ee ??? izay no nolazaik...
tohiny
novalian'i Papoose ny 23/09/2009 22:54
klitika
(
23/09/2009 04:39)
Lany ny vola vahiny any Mada
Io indray izany no vaovao hafa, ary dia manomboka ferana ny entana azo vidian'ny mpanatar entana mba ho fitsinjovana ny tahiry hono.
Saingy asa na ny vola vahiny ihany no lany na ny tahirim-bola ar...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2009 21:09
zama91
(
22/09/2009 22:39)
niteny tao onu hono i andry tgv, fika fotsiny
jereo tsara le fond an le sary fa enregistrement taty @ tanana io ,i tgv convoqué tany fa tsy invité http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17995...
tohiny
novalian'i pikatti ny 24/09/2009 04:56
xxx
(
22/09/2009 20:37)
Marina ve zany ry reto
Izaho dia xstianina ,aty @toerana misy ahy dia misy ilay temoin de jehovah ireny zareo mizara boky de raisiko satria mba misy zvt mahasoa sy mahaliana ho vakiana ilay bokinzareo reny marihiko aloha fa...
tohiny
novalian'i ni81 ny 29/09/2009 07:21
vatofototra
(
22/09/2009 17:56)
REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA ONU
REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA à diffuser à l'ONU 22 septembre 2009
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html...
tohiny
novalian'i Papoose ny 23/09/2009 22:47
pimaso
(
22/09/2009 13:55)
ZAFY TSY MIVALO
VALO TSY MIZAFY
;-)
;-)
;-) ...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/09/2009 17:41
xxx
(
22/09/2009 11:06)
mila hevitra
nanambotra ny ordi tany @ mpanamboatra azy dia gaga fa voafafa daholo ny document dia nentiko niverina tany dia hoe io anaty disque dur io daholo,mihezaka aho fa tsy tafa mihitsy
...
tohiny
novalian'i nilex ny 08/10/2009 11:00
vatofototra
(
22/09/2009 10:41)
ECOUTER Interview Monja Roindefo 21 septembre 09
ECOUTER Interview Monja Roindefo - 21 septembre 2009 - Journal Radio Antsiva
Sa position par rapport à la prochaine réunion demandée par l'UA le 06 octobre 2009
Rumeur sur son kidnapping
ultimat...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 22/09/2009 21:28
xxx
(
21/09/2009 20:33)
rehefa tsy hiady ravalomanana ,omeo an'i tgv ny fanjakana e
leo be izahay toa mba mitolona ihany nefa i ravalo any afrika du sud manao vacance ,alefaso ny mercenaire na vidio ny miaramila dia basta si non laisse nous trankil ,leo an le politika hoe minoa fotsi...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/09/2009 16:22
tlay
(
21/09/2009 15:57)
Nisy nahavita ny vitan'RA8 ve?
Iza no sahy mijoro eto fa efa nisy mpitondra nahavita ny vitan'I ra8 tao dago tao? be lotra le fanaratsina ataony sasany @filoha Ravalomanana. Tsihilaza afa tsy TIKO sy MAGROS zay namelona fianakavian...
tohiny
novalian'i ntss ny 25/09/2009 11:43
ntss
(
21/09/2009 15:52)
Mahasosotra mitsy fa otran'zay mba i dada no lasa any NY
:-D :-D :-D
Mangotovitsika sy be fialonana ry TIM sy GTT ato de mba may vava ery ry Hery sy Pikatti,
Regarde la réalité en face lesy bandy fa ECHEC & MAT ela :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 24/09/2009 19:09
niryna
(
21/09/2009 14:56)
Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy
Raha mieritreritra ny fiainana tokoa isika dia hita taratra ny fijoroana vavolombelona fa miaraka amin' i kristy isika
Ahoana no ilazana izany?
Amiko ?
1 tia Azy ary mampiseho izany fitiavaNy izan...
tohiny
novalian'i ni81 ny 17/10/2009 19:42
simplex
(
21/09/2009 14:47)
fitahirizana kaly
tsy haiko na misy valiny ity na otran'ny question bete be fa zao:
ahoana kay ny fitahirizana voankazo mora simba ee. Genre hoe akondro na zavoka... ra vao atao anaty frigo tsin dia lasa maintimaint...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/01/2010 04:46
HERY2
(
21/09/2009 14:42)
Pikatti mpihatsara ivelatsihy ianao ,mamitaka ny mpitolona
voafitakao amin'ny resaka tsara lahatra sy ny vazaha mody miady ny Mpiara-mitolona rehetra ry Pikatti fa efa fantatray ihany fa hevitra avoakanao eto dia mitongilana any amin'ny TGV , noho izany dia m...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/09/2009 16:30
Simpona
(
21/09/2009 13:12)
Rajakombazaha
Nisy tonokalo izay natao fanadihadiana tam'zay tany amin'ny lycée taloha : "rajakombazaha ny lohateniny", Tsy tadidiko ny mpanoratra
Sao dia misy afaka manoma ny tonon'io tonokalo io nareo azafady?
...
tohiny
Simpona
(
21/09/2009 12:45)
Rajakombazaha
Nisy tonokalo izay natao fanadihadiana tam'zay tany amin'ny lycée taloha : "rajakombazaha ny lohateniny", Tsy tadidiko ny mpanoratra
Sao dia misy afaka manoma ny tonon'io tonokalo io nareo azafady?
...
tohiny
pikatti
(
21/09/2009 12:37)
lasa nihinana Mac do daholo ve ny tgvendrana tato klé
O ry l'ty wiwi elah ngà tsy nantsoin(dry lerony,efa nalefako any le ticket resto
,fa ahoana l'ty lisany no tsy mahita ambara ntsony??? ry basseloha moa de beurrkk foana ny ao an-dohany,ry rapaty zan...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/09/2009 16:20
KARELLE
(
21/09/2009 11:50)
mitady coiffeuse
manahoana daholo
en fait mitady olona mahay manao volo eto iles de france sao ba misy ary tsy de lafo koa sao ba misy mahay na torohevitra hafa ;vao nifindra eto manko ny tenanay de tsy mahalala loa...
tohiny
novalian'i ni81 ny 28/09/2009 09:36
TEGEVE
(
21/09/2009 11:26)
Sana galy rah tsy tena olona "indésirable" zah aty N.Y klé
O ry zalahy ,
MCdo ve letsy no lerako teo ,tena k^zy é, tsisy nety niara-kaly tamiko ry lanim-bahoaka isany!!!Tena tahak'zay ihany nijanona tany @ tanàna,(ary saika nendasin-dry zalahy tao hono i R...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/09/2009 22:27
nathie86
(
21/09/2009 11:10)
tsis tsony
tô tsis blagy mampihomehy firy tsony ato klé, lany fika daholo nga :-P :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 19/10/2009 10:43
