mila hevitra

1. xxx ( 22/09/2009 11:06)
nanambotra ny ordi tany @ mpanamboatra azy dia gaga fa voafafa daholo ny document dia nentiko niverina tany dia hoe io anaty disque dur io daholo,mihezaka aho fa tsy tafa mihitsy
novalian'i nilex ny 08/10/2009 11:00
2. LibrePenseur ( 06/10/2009 11:46)
Ka maninona moa raha ry zareo ihany no asaina manao récupération an'ireo documents dia hatrehina eo ny hanaovany azy ? na sendra ka voa-formaté aza ilay disque dia misy utilitaire ahafahana manao récupération, ohatra partition magic sns

http://guide-volavita.com
3. nilex ( 08/10/2009 11:00)
Io no tena olana rehefa mitondra ordi amin'ny olona iray,mila fantarina tsara hoe tena mahay tokoa ve ilay olona satria efa betsaka izao ny mahay installation informatique nefa mila traikefa be ny fanamboarana ordi an'olona izany.Indrindra io données io no tena olana fa mila fahaizana tsara sy fahazarana io fa tsy hoe mora akory.
Koa rehefa hanamboatra ordi dia mila olona mahay sady matotra fa tsy misy données tokony ho very izany indrindra fa ireny e-mail sy ny hafa ireny.OK
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0467