vatofototra, aza mamahan-dalitra ny olona eee
1. Noue
(
23/09/2009 06:21)
dia tsy mba menatra akory ve io vatofototra io mamahan-dalitra ny olona @ ity fandefasana vidéo oe discours radomelina tany NY nefa dia tsy zany mahintsiny no hantondihany any ee ??? izay no nolazaiko oe virus ny an'ity vatofototra ity!! @ zay koa mbola vidéo natao taty dago fa tsy tany NY akory eee ! aoka marina eee !!!
[size=70]Andry Rajoelina « convoqué »
Sentant l'arbre craquer sous leurs pieds, les faucons de la HAT adoptent une position radicale en déclarant que « la mouvance Rajoelina ne reviendra pas à la table des négociations si c'est sous la pression de la communauté internationale ». Or, Andry Rajoelina s'est entretenu hier à New-York avec Jean Ping, président de la Commission de l'Union Africaine. En fait, c'est Haïlé Menkerios qui devait rencontrer au départ le président de la HAT, mais on a sans doute jugé utile de ramener d'abord la médiation au niveau de l'Union Africaine. Reste à savoir si les choses vont ensuite remonter au niveau de Haïlé Menkerios qui était l'émissaire du SG des Nations Unies lors des négociations entre Andry Rajoelina et Marc Ravalomanana à l'hôtel Le Hintsy à Ambohimanambola. Il était méme présent à l'Episcopat Antanimena le 17 mars 2009.
Maputo. En tout cas, cette rencontre entre Andry Rajoelina et Jean Ping semble donner raison à ceux qui font remarquer que, sous couvert d'une invitation à la 64e session de l'Assemblée générale des Nations Unies, le président de la HAT était en fait convoqué à New-York pour s'expliquer sur l'application de la Charte de Maputo. Et ce, loin des pressions et chantages de certains membres de son entourage et/ou de sa mouvance qui n'ont pas intérét – au propre comme au figuré – à ce que les négociations reprennent entre les quatre mouvances. De toute façon, si Andry Rajoelina lui-méme pense pouvoir se passer de la communauté internationale réunie pour l'occasion à l'Immeuble de verre de Manhattan, il aurait sans doute fait l'économie – au propre comme au figuré également – de ce voyage. Ne serait-ce que pour ne pas donner l'impression de se rendre à Canossa, méme s'il n'a de cesse de dire qu'il est prét à aller partout où il est question de l'intérét de la Nation et du « vahoaka ».[/size]
sous couvert d'une invitation à la 64e session de l'Assemblée générale des Nations Unies, le président de la HAT était en fait convoqué à New-York pour s'expliquer sur l'application de la Charte de Maputo.

novalian'i Papoose ny 23/09/2009 22:54
3. vatofototra
(
23/09/2009 07:51)
Ho an'i NOUE
Aza mora miampanga olona ianao fa vakio tsara ny teny nolazaiko izay averiko sy azavaiko aminao raha tsy novakianao tsara :
"REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA à diffuser à l'ONU 22 septembre 2009"
niteny tsara aho hoe "à diffuser", izany hoe fantatro tsara fa pré-enregistrement io fa "à diffuser".
Izaho anie mpanome vaovao ahafahan'ny rehetra mamakafaka e, fa samy ny tsirairay no miaro ny heviny

4. Noue
(
23/09/2009 08:19)
Mpandefa : vatofototra [ Valio ] 22-09-2009 19:56:50
Lohateny : REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA ONU
REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA à diffuser à l'ONU 22 septembre 2009
D'après les informations recueillies à New-York, les officiels de l'ONU affirment qu'Andry Rajoelina n'a pas parlé devant l'assemblée des Nations Unies. Ils ré-affirment aussi que Madagascar n'a pas été invité à participer à la table ronde des nations. La séquence vidéo circulant sur les sites pro-HAT est une séquence pré-enregistré qu'Andry Rajoelina a essayé de faire passer au sécretariat de séance, sans succès.
ka na lazainao fa ho difuzéna any aza io dia efa lainga anie eee ! satria tsyinvité @ io izy fa convoqué momba ny tsy fanajana ny accords Maputo
5. Noue
(
23/09/2009 08:21)
Ils ré-affirment aussi que Madagascar n'a pas été invité à participer à la table ronde des nations ka atao inona io vidéo fosika io eee ???
6. pikatti
(
23/09/2009 08:24)
Slt Noue
Ho an'i vatofototra
Manana ambition be ianao ao @ io assos-nao à but politico-socio-culturelles io nefa toa moana tanteraka ,tsy hay mihintsy zay hevitrao manoloana izao zavatra izao fa toa laozanao manao pub fotsiny de mitaty rakitra,fa raha mba narahinao opinion-nao moa ty pub vidéo malazo ty de tena mino aho fa mba nandrotsaka EUR ihany sady efa mandeha be zao ny varotra devises au noir eny @ sisin-dalàna eny

7. locl
(
23/09/2009 09:39)
BIEN NOUE, tena mahafinaritra be ne nataonao. Marary fo indray ny TGV fa tratra ny lainga
8. xxx
(
23/09/2009 10:45)
Samborina no mety @reo TGVORIKA SY MONJA PANGALATRA OMBY REO ?AOKA ZAY NY CONSENSUS RA NAREO pileleka an'i tgvendrana toy ny RAPAHINA 2002 SY TERYVSAINA SY RAVATOFOTOTRA MOA NO tsy minakanina efa ho 6 mois fa very asa dia ahoana ny hataon'ireo,MBA MATAHORA an'ANDRIAMANITRA FA GASY MITOVY RA aminareo no hatao sorona noho ny fitivambola dia mivarotra ny MCAR @VAZAHA ?IO PETROLE TSY AZONNY TSOTSOKA IO IHANY NO NATONGA TY COUP d'état ,moa misy gasyMAIMBO sy LO ohatrandradomelina sy monja pagalatra omby hataon'ny vaza fFIAKARANA dia mivarotra tanindrazana !!!.
10. Mirananirina
(
23/09/2009 11:50)
fa angaha lalitra fotsiny ny fahananay atsika fa miaraka aminy lalimanga sy tantely.
11. Papoose
(
23/09/2009 13:27)
:-D :-D :-D
re-fidio wa ny angalana sources d'info fa tsy zay tsimponina etsy sy eroa de marina!

12. xxx
(
23/09/2009 14:29)
Andry Rajoelina n’a pas été autorisé à participer à la séance d’ouverture du sommet des Nations Unies à New York. A défaut de l’aval des Nations Unies, Andry Rajoelina a diffusé sur internet via le service mis en place par l’ONU, son message vidéo pré enregistré et déjà préparé à Antananarivo
14. HERY2
(
23/09/2009 14:50)
Marina ny an'i noue io e, aiza ny source fa tsy fahanana lava izao ny olona ,mba farafaharatsiny misy porofo tsary fa convoqué mihitsy izy fa aza ovaina ny resaka sy ny zavatra marina e, tsy voahaja Maputo dia hanome avertissement azy sy hanery azy amin'io N.Y. !
mitandrema noue fa mikapa anao ankolaka io tenin'i Pikatti io ,mandiso anao izy nefa milaza fa TIM ? izany ve dia milaza fa mpitolona miaraka amitsika , avaho ny vary sy tsiparifary marina fa mahay ny TGVongany a ,,,,

15. pikatti
(
23/09/2009 16:29)
tara be elah wiwi diniho sy vakio tsra ny dinika de hitan'elah tsara fa lisany kjoa anie diso famaly foana e ,tonga de hita fa tgvfopla :-D :-D
16. Noue
(
23/09/2009 19:04)
io ilay source ee !!
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17995

18. fijo
(
23/09/2009 22:00)
tsy nilaza kosa ivatofototra hoe io dia tsiumaintsy mandeha any NY;mba vakio tsara ny lazainy.
ny anareo mantsy vao ùahita hoe misy sarina bitro miteny ,dia miakatra ny fo.
fantatra fa zavatr anamboarinn'y HAT io,ary tiana hanadalana loham bahoaka,fa tsy nety ilay fika,satria ita be fa tao iavoloha no nakana ilay sary,dia mody lazaina hoe "hafaka mandefa ny heviny amin'ny video ny mpandray anjara,resabe ny HAT io,fa tsy marina.ka vakio tsara aloha rehefa misy dinika aroso,fa tsy avy dia entim po

19. Papoose
(
23/09/2009 22:54)
le entim-po eto tena mampime be mihitsy :-D
le resaka namboarina io ndray dia mandray antendrony daholo rehefa tsy ampy info sy tsy mahazo resaka fa variana nisendoatra!!!
averiko foana hoe re-fidio le source angalana an'ilay info dia alefaso lavitra kely fotsiny ny fisainana alohan'ny hilazan-jvt na fanakihanana io na fi complimentena! :lol: