tsis tsony

1. nathie86 ( 21/09/2009 11:10)
tô tsis blagy mampihomehy firy tsony ato klé, lany fika daholo nga :-P :-D :-D
novalian'i fetrakens ny 19/10/2009 10:43
2. dangytsmaty ( 22/09/2009 11:38)
nathie86:

tô tsis blagy mampihomehy firy tsony ato klé, lany fika daholo nga :-P :-D :-D


Ndry no andrasana hanome blagy ndray é! Zah zao mbola mamorona
3. ni81 ( 22/09/2009 11:58)
HS: tazako nathie tany anatin'izay bokikely izay! :-D :-D
4. Papoose ( 22/09/2009 12:57)
ny ahy zao vao mahita lay hoe dangytsymaty dia efa :-D :-D
5. Bazily ( 22/09/2009 13:17)
dangytsymaty
Sady efa dangy hono de hoe tsymaty ndray :-D :-D :-D Fa ao misy ps mananihany an!
6. Papoose ( 22/09/2009 14:06)
fa le dikany aloha dia tena mbola tsy haiko mihitsy e :^)
7. nathie86 ( 23/09/2009 05:34)
dangy zany v tsy oe maty eh, d dangy nefa tsy maty ironie hihihihi.
ni :arrow: boky taiza ki hihihihi 8O
8. dangytsmaty ( 23/09/2009 07:50)
dangy zany v tsy oe maty eh, d dangy nefa tsy maty ironie hihihihi

Nareo ve tsy mieritreritra oe Immortel zany dangytsmaty zany!
ty lo misy blagy tena nihantra tamiko mintsy e!
Refa ningitrika za ndray andro tany am-pianarana, de tsy maints mitondra billet d'entré moa; fomban-bandy t@zany mamorona éxcuse valable ahazoana miditra. tsitako tsony ze ataoko fa lany môrsa aho ka nolazaiko eo "natao didim-poitra ny zandrinay"???
Sady nikakakaka nihomehy lay surveillance-nay no niteny eo: ela ngah adala an? Iza lehity no manao hasoavana FAHAVARATRA an? Kobo ny fikako teo ka tsy nahateny ntsony zah!
9. nathie86 ( 23/09/2009 08:17)
:-D :-D :-D :-D :-D , enao ko zany tena tsssssssss
10. ni81 ( 23/09/2009 08:36)
ni boky taiza ki hihihihi
ary maninona no nasiana an'ity 8O ? Fa angaha nahakamo be ilay izy? hihi. Ilay avatar-nao taloha iny no hitako fotsiny tany ambadimbadika tany ka! ilay mitsiky dia somary miodina fa tsy manatrika tsara :)
11. rhina ( 23/09/2009 10:23)
nathie86:

dangy zany v tsy oe maty eh, d dangy nefa tsy maty ironie hihihihi.
ni :arrow: boky taiza ki hihihihi 8O


tsy hoe:
jingy == maty
fa
dangy== velona (zany oe : ozatra velona no fahalalako azy)

sa diso za?

zany oe zao zany no dikany

ozatra tsy mety maty



:lol:
12. nathie86 ( 23/09/2009 10:37)
ahhhhhhh, d boki in?? ay v za olo malaza eh, miseho boky loool.
tsy oe ratsy ny dikan'ito 8O fa oe gaga hihihi.
13. nathie86 ( 23/09/2009 10:38)
fa nga tsy dangotra no atao oe ozatra :?: :?:
14. ni81 ( 23/09/2009 10:49)
tsy hoe:
jingy == maty
fa
dangy== velona (zany oe : ozatra velona no fahalalako azy)
dangy = torana, dia izay no mahatonga ilay fiteny hoe dangin'ny hehy.
ahhhhhhh, d boki in?? ay v za olo malaza eh, miseho boky loool.
tsy oe ratsy ny dikan'ito fa oe gaga hihihi.
ka malaza zany koa! :D
15. dangytsmaty ( 23/09/2009 11:53)
:-D :-D :-D dangytsmaty

Hoy i nathie86:

dangy zany v tsy oe maty eh, d dangy nefa tsy maty ironie hihihihi.
ni boky taiza ki hihihihi



tsy hoe:
jingy == maty
fa
dangy== velona (zany oe : ozatra velona no fahalalako azy)

sa diso za?

zany oe zao zany no dikany

ozatra tsy mety maty

Ahoana koa zany hozatra midiridiry tsy mety maty zany? zany ve ts ol efa marary?
Nisy ny dangy maty fa za mba tsy maty é!Efa oe Immortel oah [io anarana io no Immortel fa tsy zah(tsy lefy laza)]
16. Papoose ( 23/09/2009 13:43)
manana hery puisssance be zany le immortel ve! :-D
17. rhina ( 25/09/2009 05:55)
ni81:

tsy hoe:
jingy == maty
fa
dangy== velona (zany oe : ozatra velona no fahalalako azy)
dangy = torana, dia izay no mahatonga ilay fiteny hoe dangin'ny hehy.
ahhhhhhh, d boki in?? ay v za olo malaza eh, miseho boky loool.
tsy oe ratsy ny dikan'ito fa oe gaga hihihi.
ka malaza zany koa! :D



marina zany zay mintsy no nametrahako an le oe
sa diso za?
18. Mirananirina ( 09/10/2009 11:42)
jereo eto ary e,hihihi...tsy nahita aho teto an
19. fetrakens ( 19/10/2009 10:43)
:lol: Lazain'i nathie86 fa lany daholo hoy izy ny fikanareo! nenah lou tsy mbola lany e!? :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1844