Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
klitika
(
26/09/2009 03:02)
voaroaka avy teny amin'ny pilipitra i TGV
Na dia notohanan'ny firenena vitsy hiteny tao amin'ny ONU aza i TGV, dia noroahin'ny mpivory teny ambony pilipitra, ka nangaina nipitrapitra.
Mba toroy hevitra io ra-patrick fa manalabaraka marina ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2009 18:14
xxx
(
25/09/2009 23:17)
copier coller discour rajoelina de wain be
ty ny copier
http://www.gouvernement.lu/salle_presse/discours/autres_membres/2007/09septembre/24asselborn_uno_climat/index.html
de araho ato @ video ato ny coller
http://www.vatofototra.com/top...
tohiny
novalian'i maryline ny 26/09/2009 08:57
vatofototra
(
25/09/2009 22:25)
TELECHARGER Discours Andry RAJOELINA ONU 25 sept 2009
TELECHARGER Discours Andry RAJOELINA ONU 25 sept 2009
Discours Andry RAJOELINA à l'Assemblée Générale des Nations Unies - 64ème session New York du 23-26 et 28-30 septembre 2009
TELECHARGEM...
tohiny
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 23:58
fijo
(
25/09/2009 22:15)
TGV(endrana)
ntss,rapatrika 2(arivo),wiwi kely,ronaldo,hery(2)wiwi ihany,sy ny fianakams rehetra,dia izay izany fa tsy nahazo niteny akory ny filoanareo,fa bedy sy hafabaraka teo imasombahoaka,ka asa re??????saina...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2009 21:25
hery
(
25/09/2009 22:01)
Voasakana fa tsy voadingana intsony
Dia iny niara-nahita iny fa voasakana tsy hiteny mihitsy i Rajoelina fa tsy voadingana tahaka ny omaly intsony.
Efa nantsoina saika hiteny izy dia tonga dia nangataka fitenenana ny mpitondra tenin'ny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 10:50
zama91
(
25/09/2009 21:23)
fa ahoana e aiza tgv toa nahazo fnanarana sadeky
:-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 25/09/2009 23:29
vatofototra
(
25/09/2009 21:10)
SUIVRE en direct ONU Discours Andry dans 15mn
SUIVRE en direct ONU Discours Andry dans 15mn
Andry Rajoelina est prévu prendre la parole à l'assemblée générale de l'ONU dans 15mn après le Viet Nam
H.E. Mr. Nguyen Minh Triet, President
...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 26/09/2009 17:17
fijo
(
25/09/2009 20:51)
andry
mino aho,fa hoafaka hiteny ihany i andry androany.ny antony dia tsotra,raha tsy ahazo fitenenanna izy,dia efa nasaina nivoaka tao,ary efa nisy nasaina nivoaka tao.ka mato aizy tsy noroahina dia ahazo ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 22:09
vatofototra
(
25/09/2009 19:36)
SUIVRE en direct Discours Andry prévu aujourd'hui ONU
SUIVRE en direct Discours Andry prévu aujourd'hui ONU
Andry Rajoelina est prévu prendre la parole à l'assemblé générale de l'ONU aujourd'hui après le Viet Nam
H.E. Mr. Nguyen Minh Triet, Pr...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/09/2009 07:10
patrick2002
(
25/09/2009 18:40)
Ho ela velona anie ny ARA-DALANA
Raha tsy diso ny fitadidiako dia efa nisy t@ tranga politika teo @ firenena ny mpitolona ara-dalana .
Tamin`izay dia nisy gasy mpanara-dalana nanao fahirano an`Antananarivo ka nametraka barrage tao B...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2009 19:47
xxx
(
25/09/2009 16:51)
Antsonjombe sy Mahamasina .
Ho an'ireo mpanaradia ny mouvance izatsy na izary , dia tadidio fa tsy misy ny manana ny monopole de la force de repression ,fa tsy maintsy teny hifampierana aloha io vao misy ny acte militaire raha h...
tohiny
terrywui
(
25/09/2009 15:28)
Aza ampirisihina ho eny Antsonjombe ny vahoaka eee!
Hianareo efa mangidihidy no midiina eny amin'ny fivorianareo ,sitraponareo , handrangitra sy hanopanopa sy hitorabato miaramila eny fa ny vahoaka aza atao sorona eny rah tena tia tanindrazana hianareo...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2009 03:20
stalingrad
(
25/09/2009 14:40)
Vaovao farany :miaramila 3500lahy alefa eny Antsonjombe
Raha ny tena marina dia ny mpikarakara(organisateur) no manofa ny securité, mpitandro filamainana na civil izany ! tsy izay anefa no nataon'ny fanjakana amin'ilay hoe fivoriana ho ataon'ny GTT eo Ant...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 20:44
HERY2
(
25/09/2009 14:06)
tandremo mafy i Mirananirina, Pikatti ,Hery1 ,Noue ....
Misy zavatra tsy mazava rehefa dinihina ny fomba firesak'ireto olona ireto raha tena mandalina isika GTT ato amin'ny forum serasera ! [url]1/[/url]Isak'izay miteny i Mirananirina dia hoe za akory tsy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2009 22:44
tsimatimanota
(
25/09/2009 12:59)
HIALAO FA LOLOPHAT
KOA RAHA TONGA SAINA IANAO DIA RAMPITSO AO MAHAMASINA NO FOTOANA
MAPUTO I
OKAY...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 21:01
vatofototra
(
25/09/2009 12:56)
ECOUTER journal Meeting 3 mouvances Mahamasina 26 sept 09
Meeting 3 mouvances Mahamasina 26 sept 09
Polémique autours du meeting initié par les 3 mouvances ZAFY, RATSIRAKA, RAVALOMANANA qui doit se tenir à Mahamasina le samedi 26 septembre 2009.
EC...
tohiny
novalian'i vatofototra ny 25/09/2009 17:12
xxx
(
25/09/2009 12:36)
ela loatra nama le figadony a.
hoy Ra8 izay hoe ne melange pas la vitesse et precipitation
sao dia haingam-pandeha loatra i Rajoelina e
hatramin'izao mbola tsy misy action foana fa ny eo ampelatanana indray ity no mila ho lany.
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 15:38
xxx
(
25/09/2009 12:31)
Valala ankarona no hiafarany
10h50 - POLITIQUE : des membres de la HAT ont proposé la nomination d’un autre premier ministre à la place de Monja Roindefo lors de leurs travaux de réunion hier au Palais du Sénat à Anosy. Ce...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 21:05
ronaldo09
(
25/09/2009 11:22)
Mandravarava ny Real Madrid
Tena marina io fa tsy lainga fa tao anatin'ny lalao 5 nataony dia baolina 18 be izao no tafiditry ry Kaka sy ny namany ary izy ireo no mitana ny laharana voalohany @ Liga sy ny groupe amin'ny CL!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/09/2009 10:41
ronaldo09
(
25/09/2009 11:04)
Matoa nasaina i Andry dia izy no Filoha
Be ny resak'alika mandeha fa hoe tsy nomena fitenenana i Prsident Andry!Na hivovo eo mandramaraina ianareo ry lay tsy valahara reto dia fantatra eto anivon'izao tontolo izao fa izy no MAITRE eto Mad...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 21:08
