Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakapy ( 27/09/2009 12:12)
Ny baiboly no nahavery azy
Ity misy tantara kely iray niseho tany Louisiana(US) nandritry ny fandalovan\'ny hurricane katrina tany @ faritra iny taona vitsivitsy lasa izay. Tantara marina fa nampian\'ny mpanoratra mba hampisy ... tohiny
ni81 ( 27/09/2009 10:36)
Hira ...
http://www.dailymotion.com/relevance/search/maputo/video/x1mlm7_isotry-analakely-tananarive :? ... tohiny
ni81 ( 27/09/2009 08:43)
Namana
Nahalasa ny saiko ny nahita sy nandinika ity hira ity napetraky 'ny namana irary tany ho any http://www.dailymotion.com/relevance/search/jean+rigo/video/x34grs_jean-rigo-namana_music Namana io man... tohiny
novalian'i tess ny 29/09/2009 15:48
xxx ( 27/09/2009 05:34)
tantara
akory diaby dia ahoana conclusion ny fandehany homaly zareo,nisy tena bala hoe fa tsy bal blanc tsony firy no naratra dia hoana ny farany,mangidy fa anjara ny tena no tavela aty am-pita ka mba miangav... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/09/2009 16:43
niryna ( 27/09/2009 04:44)
Mba azavao hoe ity azafady !
Misy teny izay mba tiako azavaina izay mahafantatra Inona no heviny ary iza amin'ireo no tsara na hoe aleo ....toa izay .... [b] Joko miha-solanga sa solanga miha-joko ? [/b]ahitsiho raha diso il... tohiny
novalian'i niryna ny 28/09/2009 17:08
TEGEVE ( 26/09/2009 22:03)
FA DIA INONA LOATRA ARY NY RATSY NATAOKO ANAREO
Tsy manaika an'izay "invitation"p...nareo izany intsony izaho @ manaraka manala-baraka fotsiny :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i reeves ny 28/09/2009 10:33
xxx ( 26/09/2009 21:39)
Tsy hiala aho h'a
Efa in-droa nitady toerana hialokalofana i TGV, saingy tsy nisy fika mihintsy, satria dia manery mafy ny CAPSAT any an-tanana moa ny toerana tadiavina tsy te ho ratsy endrika amin'izao tontolo izao di... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 16:52
kabatritra ( 26/09/2009 20:30)
I KAOZATRA KELY
Hitako tatsy ambadika tatsy ity ka zaraiko. I KAOZATRA KELY I Kaozatra kely No nampihorohoro Ny mponina ety, Tena namely Ka dia nampikoro Sy nampikodia. I Kaozatra kosa Miantehitra foan... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/09/2009 17:45
locl ( 26/09/2009 20:15)
Manala-baraka ny rehetra
Dia izay moa izany ny fahafaham-baraka tany @ ONU, fa ny tena mbola mahamenatra dia nataon'ny France 24 titre mazava be ho hitan'ny tany aman-danitra ilay hoe: "Madagascar, Rajoelina interdit de tribu... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/09/2009 08:54
xxx ( 26/09/2009 18:31)
Famerenana fanindroany ,sady farany .
26 membre des délégations des pays subsahariens ont torpiller la crédibilité de la HAT aux sieges des NU . Hita taratra foana ny lohan' alika tsy vanon- ko olona eto ambonin' ity tany ity.Mbola h... tohiny
xxx ( 26/09/2009 13:41)
miakatra be izany foza izany sady maro an'isa
hay olona iray ihany le izy fa manao ps maro be,manao bourrage des urnes eto fotsiny =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 17:00
stalingrad ( 26/09/2009 13:11)
Ho an'i Noue sy Pikatti sy Miranirina ary Hery !
Nareo telo mitsamy ireo an ! de izao no tiako lazaina anareo ! ity serasera forum ity de betsaka amin'ny olona ao madagascar no manaraka sy miditra ato , izany hoe izay zavatra soratana ato dia tompon... tohiny
swann ( 26/09/2009 12:25)
Ho votsidroa ireto 3mvs vendran be reto fa tsy misaina loatr
Misy an'io fihantsiana miaramila sy fanakorotanana nataon'ny 3mvs sy ny TIM eo Mahamasina io izao de handray fe-petra amin'ny tsy azo hivorivoriana intsony ny Fanjakana ato ho ato !! de inona no valin... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:23
terrywui ( 26/09/2009 12:10)
Sa sao de kapisily anaty ranomasina ao Atsonjombe ve ?
Kobo be ane nareo 3mvs sy ny TIM reo fa mataoatra an'Antsonjombe ee!! rah ten izy aza anef de tokony ho faly be nareo satri malalaka ny toerana ! fa ny marina dia izao : "Milaza tsy hiakatra an'Antson... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:44
zakilinina ( 26/09/2009 09:56)
Vaovaon'ny Mahamasina
Tantarao... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:52
kotobekibo ( 26/09/2009 08:59)
bordelais ho any @ SERA 10 ANS
Sao mba misy ol avy aty bordeaux ho any paris , @ io fankalazana ny faha-10 taona io ? Ny tiako tadiavina izany d olona hiaramizara ny peage sy ny frais amiko (mandroso sy miverina ) , za manko hit... tohiny
novalian'i mangidy ny 13/10/2009 21:46
fidinirina ( 26/09/2009 07:59)
Ny fifohazam-panahy...
Ny fifohazam-panahy na «réveil spirituel» Ny hoe matory dia tsy mihetsika, tsy manao na inona na inona, tsy mahita fa maizina, mety ho manonofy fotsiny koa…Torak’izany ny matory ara-pan... tohiny
menalamba ( 26/09/2009 07:56)
Dom-bera kely!!!
Antsoina ny namana rehetra hifandom-bera noho izao vaovao mahafaly izao ny amin'ny naha voadaka ambava-fo tany @ ONU @ ireto mpanongam-manjakana.Antsoiko manokana @ izany ry Fijo sy ry Mirananirina ar... tohiny
novalian'i diloo ny 28/09/2009 00:12
xxx ( 26/09/2009 05:12)
aiza re e
hono a fa aiza no tena hivoriana e,mahamasina sa antsomjobe,misaotra :!: ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2009 03:30
vatofototra ( 26/09/2009 04:27)
REGARDER VIDEO Andry RAJOELINA exclu de l'ONU
REGARDER VIDEO Andry RAJOELINA exclu de l'ONU Andry RAJOELINA a été exclu de la tribune par l'Assemblée Générale de l'ONU avant sa prise de parole à New York le 25 septembre 2009 P... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5625