bordelais ho any @ SERA 10 ANS

1. kotobekibo ( 26/09/2009 08:59)
Sao mba misy ol avy aty bordeaux ho any paris , @ io fankalazana ny faha-10 taona io ?
Ny tiako tadiavina izany d olona hiaramizara ny peage sy ny frais amiko
(mandroso sy miverina ) , za manko hitondra fiara .
Ny olona ivantanana any d samy mànana ny azy .
Apetraho ao @ message ny tel dia antsoiko ianareo ,
:wink:
novalian'i mangidy ny 13/10/2009 21:46
2. tess ( 28/09/2009 19:09)
hihihi na tsy mahita aza de mitongava iany e! lol :-P :wink:
3. kotobekibo ( 28/09/2009 22:12)
za injay na mandé irery aza tsy koi amiko kah!
tahaka lé t@ soirée ambondrona farany teo ohatra LOL:-P
vao maika libre tsara :-D

fa mba mihaina ny frais raha mahita ol miara-mandé kanouu !
4. tess ( 29/09/2009 05:23)
:wink: marina alou zany e!
misy namako kou avy lavitra fa mande rery izy kanou! :-P
5. fahamarinana ( 29/09/2009 05:42)
:arrow: koto : aleo fa za hifampizara frais ary e,fa za ho any bordeau dia ise makaty paris ! :-P :-D :-D ....vazivazy zany an ! (l)
6. kotobekibo ( 30/09/2009 21:22)
fahamarinana > kôpy aho kah! LOL 8)
tonga d miaramody amiko aty bordeaux izany ref vita fety ? :-P
:-D :-D :-D
7. tess ( 01/10/2009 09:32)
BON VOYAGE ARY ALOU toi ry koto de bonne route ah!
izay tongai hany no harabaina e! :wink: :-D
8. tywa68 ( 03/10/2009 09:06)
mbola tsy taitra angah njy Tess a ! mba asio tatitra moa e : nanahoana ny fiarahana sy ny concert privé Ambondrona tao ?? :wink:
9. ni81 ( 03/10/2009 09:14)
vizaka dôly ireo akama ireo zay ka! azoko sary an-tsaina ny fitsinjaha bevata tao :D
10. tywa68 ( 04/10/2009 06:22)
mb'efa afa-bizana kosa androany e :-D :-D
11. tess ( 04/10/2009 13:06)
tywa68 ouààààh nilay beuh mitsy
mbola tsy nahavita nampiditra tam lay blog fety sera aho fa mbola vizana beuh :wink: :-D
12. tywa68 ( 04/10/2009 19:20)
Tess > njy mihitsy no andrasako hamboly sary fa makà aina tsara aloha e :wink:
Mbola mamba be n'i Kix v njy :-D :-D
13. fahamarinana ( 04/10/2009 19:44)
:arrow: tywa :sady tess niangarana be zao amin'ilay sary niaraka tamin'ny kix an,draiss !! :D (l)
14. ni81 ( 04/10/2009 19:47)
tywa :sady tess niangarana be zao amin'ilay sary niaraka tamin'ny kix an,draiss !!
tena nihiratra be mihitsy ny mason'ilay zanak'olona nahita an'i tess marina! :)
15. tess ( 04/10/2009 20:36)
tywa68:

Tess > njy mihitsy no andrasako hamboly sary fa makà aina tsara aloha e :wink:
Mbola mamba be n'i Kix v njy :-D :-D


mbola haka revansy faraparany ao mon tana zaho sy fanantenana2003 am zoma e! fangah tsy loza


:-D
faha: aleo ny sary no hanambara azy shuttttt :-$ =))
16. tess ( 04/10/2009 20:37)
fa i kotobekibo reto mbolaa tsy reh mitsy hatramzao ah! :?
mbola tsy nody sa mbola vizana be, lavitra ihany bordeaux sa mbola nitacy covoatirazy :-P
17. tess ( 04/10/2009 20:38)
ni81:

tywa :sady tess niangarana be zao amin'ilay sary niaraka tamin'ny kix an,draiss !!
tena nihiratra be mihitsy ny mason'ilay zanak'olona nahita an'i tess marina! :)



:-D :-D :-D :-D nampatawATSA BE NJAY DE TSY DE BOGOSY KOU :-D :-D :-D :-D nefa refa mihira mi sarma any zao rey oul e! :-P :P
18. fahamarinana ( 04/10/2009 20:49)
:arrow: tess :serieux ve ? kay intelo zay njy ahita azy foana !hihihi ! :D (l)
19. tywa68 ( 05/10/2009 04:45)
Fahamarinana > fan mody matawatsa i Tess :D
20. ni81 ( 05/10/2009 06:20)
nampatawATSA BE NJAY DE TSY DE BOGOSY KOU nefa refa mihira mi sarma any zao rey oul e!
:-D :-D
ny ahy kosa ny feony no tena mahafinaritra ahy
tess :serieux ve ? kay intelo zay njy ahita azy foana !hihihi !
sao dia hanaraka azy mody any dago any ry tess a! :D
Fahamarinana > fan mody matawatsa i Tess
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2731