bordelais ho any @ SERA 10 ANS

41. tywa68 ( 05/10/2009 15:50)
poy zah efa elabe no nahita sy nihaino radio, fa tsy niresaka mihitsy fotsiny, namana mahafinaritra be moa ô hihiih
Ndeh handalo ary zany aho fa efa kobo :-D :-D
42. tess ( 05/10/2009 15:56)
he he he ! na zahay mpiresaka aminjy fotsiny ihany aza ane dia ho vahanay varavarana indriko e! :wink: afaka atao hoe izay namana akaiky tiana ihany no ampidirina ao atrano sa ahoana???? :-P TSY VOTERY hampiditra ny oul retra ane raha tsy tiana e! :-D zà amin'io mampirisika ihany satsia te ahalala bebe koko an'i tywa sy ahita sary vavao :wink:

hay ve e! tsy fahitako mitsy mantsy indry talou fa après ilay fiaonana nice iny vao niditra be mitsy fa ny rams efa koboko efa hatry ny ela no namana mahafinaritra ....
43. xxx ( 05/10/2009 16:08)
reviko be le hoe "nibitsika mangina" :-D . Nitady hampiresaka lery izany an. sa sao ary de nisy rams hafa nihaodihaody tambadimbadika tao? :-D
44. tess ( 05/10/2009 16:49)
an a an ka! tsy hoe nitady hampiresaka izy fa tsy tena sur izy hoe zà ilay nandalo teo anoloanjareo.... i tywa anie ka teo akaiky teo kosa e! sady namana mahafinaritra hoy aho izy sa aon tywa! :wink: 8) :-D
hoy aho tam lay oul niaraka tamiko tamin'iny hoe: vadini ......... ve io sipa manja be io....??? nahazo kosa lery hoy aho hihihih
45. ni81 ( 05/10/2009 16:58)
ni81 ah: tena koboko aky izy tamzay fa mbola tsy namana tato nge i tywa tamzay fa zay no tsy nampiresaka anay e! he he he avy tam fiaonana nice izy vao niditsa serasera fa tonde koboko hoe i tywa iny kan! i rams no nibitsika mangina hoe ianao izany no fasaly hahahahaha danz ndray iny an!
:lol: :lol: kay efa nifankahita izany nareo ireo knou
46. sipagasy ( 05/10/2009 17:11)
tss zah rangà tsy mahazo resaka annnnn ouuiiinnnn
47. ni81 ( 05/10/2009 17:18)
tss zah rangà tsy mahazo resaka annnnn ouuiiinnnn
:lol: :lol: aiza ho aiza no tsy azo e!
48. tess ( 05/10/2009 17:32)
ni81: efa nifankahita mitsy aky zahay tany am RNS 2006 ah! fa izy tsy mpiditra forum fa ny rams-ny ihany no fatako no namako mpitafatafa tato fa taty aoriana lasa namana mpitafa beu tato am forum i rakala kely de sady efa itako kou ny sariny tany am fiaonana nice tany hou hou hou!
donko andao amzay ho fasy boky hihihih :wink:
49. kelly13 ( 05/10/2009 18:09)
hahaha huhuhu za nefa efa nahita ze tsy tena hitanareo tsara (kôpy ze tokony ho kôpy, lollll)
50. tywa68 ( 05/10/2009 18:23)
tena misy manao HS rangah ato an : fanina mihitsy zahay sy sipagasy :-D :-D Misy "mibitsika mangina", misy mahita ny tsy fahita, misy nahita sary tany ambadika tany efa elabe, d io indray i ni81 fa hanazava inn ?
Tess : efa io dadabe manao gendarme miambina anjy fa tandremo hono :D :wink:
Kelly13 : ela njy no "tsy hita" :-D :-D
51. kelly13 ( 05/10/2009 18:29)
tywa>kelly d tsisy mpahita ka, hihihihi! varimbarina qady tsy tafandalo any atsimotsimonay any firy tsony! za oa miandry fihaonana aty @tsika aty fa tô tsy mety raikitra le izy e! hihihi nde hividy bonbon anglisy ndray za d koba, hahahahah :-D :-D
52. tywa68 ( 05/10/2009 18:42)
Kelly13 > ndao mihitsy atao ny fety any atsimo2 any fa any angambany no tonganay :-D :D tonga d koba ny entrée :-D :-D d ana-madinika ny laoka sa voanjobory :wink:
53. ni81 ( 05/10/2009 19:13)
ni81 fa hanazava inn ?
tsy hanazava fa mba mametraka kestiô fotriny e! :-P :lol:
hahaha huhuhu za nefa efa nahita ze tsy tena hitanareo tsara (kôpy ze tokony ho kôpy, lollll
hum io koa zao tsy azo fa fanin e :-D :-D :-D
54. tywa68 ( 05/10/2009 19:45)
ndeh hatory aho fa fanina be :-D :-D bonne nuit dhl d rhptso indray e (ary miverena @zay i kotobekibo f'aza mijanona any ambany latabatra any f'efa vita ilay spectacle) :lol:
55. ni81 ( 05/10/2009 20:28)
koto o! aiza ianao fa fanina hatr@ zahay mbamin'i tywa ange mitady anao e! aza misitrika ambany latabatra tsony e! :lol: :lol:
56. tywa68 ( 06/10/2009 06:09)
ô r'ireto a ! toa mbola tsy tafaverina foana i kotobekibo sao d nisy ni-kidnappé :?
57. ni81 ( 06/10/2009 06:18)
ô r'ireto a ! toa mbola tsy tafaverina foana i kotobekibo sao d nisy ni-kidnappé
aiza kosa no dia hisy an'izany e! :(
58. fahamarinana ( 06/10/2009 09:12)
:arrow: ie, toa tsy tazako ao andrefan-trano koa fa lasana aia angaha !Mbola maka aina angamba fa lavitse bordeau-paris zay an,dia mbola ni-digerer gateau,dia manala havizanana fa nitsinjaka be koto tany :D (l)
59. tywa68 ( 06/10/2009 10:39)
izy tsy mba mpanao entraînement ohatranjy koa :lol: :wink:
60. ni81 ( 06/10/2009 16:16)
Ary ry zareo manana PS miantomboka @ K dia samy nanjavona daholo ange e! Kotobekibo sy Koditra :-P :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2012