tantara

1. xxx ( 27/09/2009 05:34)
akory diaby dia ahoana conclusion ny fandehany homaly zareo,nisy tena bala hoe fa tsy bal blanc tsony firy no naratra dia hoana ny farany,mangidy fa anjara ny tena no tavela aty am-pita ka mba miangavy ny fandehany ao ramety e,misaotra :-*
novalian'i pikatti ny 28/09/2009 16:43
2. xxx ( 27/09/2009 06:39)
1 voatifitra teo @ fitombenany nakany @ feny.Mamo hono io Mpitandron'filaminana io,ihihihi! hoy Monja Roi
3. xxx ( 27/09/2009 07:07)
mangidy fa anjara ny tena no tavela aty am-pita ka mba miangavy ny fandehany ao ramety e,misaotra
Mangidy? fa angaha tsy misy tombontsoa ny antony hijanonana aty? Mitady vola ange ianao zany ka inona no olana? :)
4. xxx ( 27/09/2009 09:46)
xxx:

mangidy fa anjara ny tena no tavela aty am-pita ka mba miangavy ny fandehany ao ramety e,misaotra
Mangidy? fa angaha tsy misy tombontsoa ny antony hijanonana aty? Mitady vola ange ianao zany ka inona no olana? :)


marina zany fa mapalaelo tsika gasy fa toa tsy mety tafiala ty tgv,nefa efa atao daolo ny etsika rehetra,mba liana fa mijaly laotra ny mpiray tanindrazana na aty ivelany aza ny tena ny fo sy sainaaty dago malala iany
misaotra e
5. pikatti ( 27/09/2009 09:50)
Monja Roindefo a reconnu dans une interview que le tireur était en état d’ivresse. Il a demandé l’ouverture d’une enquéte sur ce tireur fou à la hiérarchie de la gendarmerie.
Ils pointent du doigt également le comportement belliqueux des forces de répression qui ont fait montre d’un excès de zèle contre les légalistes.
Mitady hiala sirka lery ,ho aiza eo elah é :-D :-D
6. xxx ( 27/09/2009 10:01)
marina zany fa mapalaelo tsika gasy fa toa tsy mety tafiala ty tgv,nefa efa atao daolo ny etsika rehetra,mba liana fa mijaly laotra ny mpiray tanindrazana na aty ivelany aza ny tena ny fo sy sainaaty dago malala iany
misaotra e
ka io ange na miova ho iza eo na ho iza eo dia efa tsy mety loatra intsony e! Tsisy tena hoe fitiavana ilay tanindrazana fa fitiavana SEZA, tombontsoa ho an'ny tena manokana. @ voalohany daholo no hoe: MIANIANA AHO sns... fa avy eo :? zero manatody
7. zama91 ( 27/09/2009 10:02)
ka i ra8 anie ry le tia hoe ok hoe i roindevo no hitondra ny transition eh
8. pikatti ( 27/09/2009 10:15)
ka ny blem de i bitrovoalavo tsy mety miala fa mitomany empeureur à vie hotran'i Bokassa,
:lol:
9. pimaso ( 27/09/2009 15:51)
FATINALIAKA
10. pikatti ( 27/09/2009 16:23)
atao sarika amboa maty zany no hanalana azy ao :-D :-D :-D
11. stalingrad ( 28/09/2009 15:27)
atao sarika amboa maty zany no hanalana azy ao
FATINALIAKA


moramora ny vava pimaso a! ....

elah no ataoko sarika ampandriana ao fa ataovy iany ane ry lemipika !!!

--tsy miraharah tsony ze Maputo sy ze sadec ndoza nlah any alou zao ny aty fa hitondra baolina irery amzay ka ataovy ze atao !!! mitandrema iany anefa fa "tsy somonga ny tsaramaso varahina"
12. pikatti ( 28/09/2009 16:43)

--tsy miraharah tsony ze Maputo sy ze sadec ndoza nlah any alou zao ny aty fa hitondra baolina irery

misolelaka frantsay ao lery fa tsy nahazo fika tany @ ONU ny libianina less fa elah zany tsy maharaka vaovao klé
maty aho tgsans valeur :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421