Tsy hiala aho h'a

1. xxx ( 26/09/2009 21:39)
Efa in-droa nitady toerana hialokalofana i TGV, saingy tsy nisy fika mihintsy, satria dia manery mafy ny CAPSAT any an-tanana moa ny toerana tadiavina tsy te ho ratsy endrika amin'izao tontolo izao dia mody mba manda mafy aloha. Izy rahateo tsy avelan'ny HAT sy ny CAPSAT hitondra vay amanjakana hivoaka miaraka aminy mihintsy sao dia manao sambo lentika.

Dia aleo aloha miaritra tirefila eto miteny hoe: "Tsy hiala aho ho'a"
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 16:52
2. pikatti ( 27/09/2009 16:52)
Zany refa tolorana ovy mafana, nisotro poizina zao vao vonjeo a vonjeo !!! aleo hijinja ny tadio ao fa rivotra nafafiny ihany reo :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0697