Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui ( 30/09/2009 15:19)
Very hevitra tanteraka ny zanak'i DADA marina !!!!
inona tsony no azo hatao eo ee!! ny manao be vava be ato sisa ry zanak'i dada de ny mivavaka amin'i kelimaditra isan'andro laisany ry locl sy nancy sy NOUE sy mirana mba ho avy le sadec kely SARIMBAVY... tohiny
novalian'i xxx ny 01/10/2009 12:44
xxx ( 30/09/2009 15:03)
i lieutnant colonel charles no favy be
S'il ose revenir à Madagascar ce Chissamo, il va s'en occuper particulièrement!! Hé ben! Charles le 06/10/2009 on attend votre réaction. Sinon vous seriez non seulement sans qualité mais auss... tohiny
sitlo ( 30/09/2009 14:07)
sangisangy zary tena mimero: 10
"Madagascar est representé à cette session de l'assemblée par des personnes sans qualité." assemblée ONU... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/10/2009 16:04
bazylou ( 30/09/2009 12:15)
nenndasin'ny crs ny gtt
tao arago le aza, lool, 8 be izao no nigadra, 7 lahy, vavy 1. dia manaova ihany e, vive tgv :-P :-P ... tohiny
bazylou ( 30/09/2009 12:11)
rdv an'izy telo mitsama
tasy rueuil malmaison,. nanao rdv ary niresak atao tokoa izy telo mitsama omaly satria mila saosy mafy hono i deba ka tsy maintsy asiana remboursement ity zavatra ity. ao amin'io tanana io mantsy no ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:03
bazylou ( 30/09/2009 12:04)
mahagaga ihany an,
le hoe soratononin' 2009, dia faly ery ry zareo mpikarakara milaza fa hanao an'io hetsika io nefa na le slogan entina anaovan aazy aza diea efa diso tsipelina be izao. tsy hainy akory izay soratany fa... tohiny
lako ( 30/09/2009 10:43)
TENSION
Tena sahirana mitsy @ tension ko satria misy tension 17/14 za zay refa vizana na tsy ampy torimaso!!de nande tany @ Dr za de tonga de nomeny captopril!! Nefa na le Dr aza niteny fa tsy te hanome anà... tohiny
novalian'i lako ny 12/10/2009 10:14
vatofototra ( 30/09/2009 10:40)
REGARDER VIDEO Conférence de presse interrompu par le FIS
REGARDER VIDEO Conférence de presse interrompu par le FIS SOLIMOTEL 26 sept 2009 Enquéte par EMMOREG répression Meeting 3 mouvances 26 sept 2009 Divers témoignages http://www.vatofototr... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:12
vatofototra ( 30/09/2009 09:18)
REGARDER VIDEO Enquéte par EMMOREG répression Meeting 3 mouv
REGARDER VIDEO Enquéte par EMMOREG répression Meeting 3 mouvaces 26 sept 2009 http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
novalian'i xxx ny 30/09/2009 16:12
papala ( 30/09/2009 07:36)
demande d'explication
tena mahamenatra sady :D :D mampe, fa hanao ""demande d'explication"' kay le HAT SY RY TGVendrana"" fa hoe FA NANINONA HONO IZY NO TSY NAHAZO NITENY TANY NEW YORK! Mba menatr'olona hoa fa tsy ohatr... tohiny
novalian'i nathie86 ny 01/10/2009 05:24
nathie86 ( 30/09/2009 05:46)
definition de la politique
[b]un pti gars demande a son père : [/b] -[b]Papa c koi la politique??? Le papa repond :[/b] - Tu vois, je ramène l'argent à la maision, donc suis "LE CAPITALISTE" - Ta maman gère la financ... tohiny
vitamatavy ( 30/09/2009 03:02)
milamina tsara ny firenena e
ireo milaza mpanohana ny HAT , milaza firenena iray ohatra fa nisy fandrosoana sy democratie ,tao anatiny fanjakana issus d'un coup d'etat militaire, ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:21
Ratoa ( 29/09/2009 18:28)
tao trano
ingénieur malagasy manao planina trano amin'ny vidiny mirary naizanaiza toerana tianao anorenana azy. Tsy trano ipetrahana ihany fa rehefa mety ho trano (hangar, tsena, trano fiangonanana, sekoly, ho... tohiny
HERY2 ( 29/09/2009 17:06)
Hiala tsy ho membres ao amin'ny SADEC intsony i Gasikara
Araky ny vao2 renay farany dia hoe hiala tsy ho membres ao amin'ny sadec intsony isika ,voalaza aza moa fa efa notapahina izy io fa ny fampiharan'ny fanjakana azy sisa ka dia tokony hietsika isika reh... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/10/2009 00:00
terrywui ( 29/09/2009 16:55)
Vendrana toko ra ts zan ts nahazo ny Fanjakan'iDADA donto
tsetsoka ery ry TIM milaza oe Vendrana e!! dondrona e! tsy mahay ninoninn ee! voaroaka ts mahazo miteny e! foza e! orana e! --zavatra tena tsy hita ane ze mba misongadina amzany mba ventesinareo reh... tohiny
novalian'i terrywui ny 30/09/2009 15:15
eisy ( 29/09/2009 14:12)
«LAINGA FOTSINY ITY HOE FITIAVAN-TANINDRAZANA TSSSSSSSSS»
Ny tanjona eto nefa de tsotra ary mitovy na fironana iza na iza amin’izy efatra: Na hangalana, na hananana,na hitazomana, na hanampiana, na hamerenana ny fahefana; ary koa mba hangoronana ,hamiki... tohiny
novalian'i eisy ny 01/10/2009 12:32
tsiafoi1 ( 29/09/2009 13:07)
Azo heverina ve....
Mampieritreritra ihany ny fomba nahazoan'i Kelifingotra invitation hanatrika ny fivoriana faha 64è ny ONU... Sehatra avo dia avo tokoa io saika nanihan'ny HAT io, ary azo antoka fa nisy ny fanosehana... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 01/10/2009 11:18
Snowhite ( 29/09/2009 12:23)
Nofy
Hono woa misy dikany manokana v reny nofy reny oh:manofy olona iray foana enao mandritra ny herinandro na manofy olona ts mpiresaka aminao akory na manofy olona mbola ts fahitanao :?: :?: :?: ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/10/2009 15:13
rhina ( 29/09/2009 11:07)
firy taona ny zaza no tokony tsy hipipy @ fandriana intsony
misy akizy 2 lahy eo @ 5 sy 8 taona akaiky ahy zay. Tsy mipetraka ato amiko izy ireo fa indraindray manao vacance fa tena gaga aho ry zareo fa dia mbola mipipy @ fandriana foana ry zareo ireo ary tena... tohiny
novalian'i xxx ny 03/11/2009 15:43
eisy ( 29/09/2009 10:52)
USB disk secutity sy microsoft.net framework 3.5
mba lilazao aho zay mahita na hanaovana telechargement... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0965