Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pimaso
(
01/10/2009 10:46)
Après ONU
C'est Foutu
Si vous avez le minimum de conscience qui nous distingue de l'animal,
jetez l'eponge,
sinon vous ne saurez plus ce qu'on mange
espece de chimpanze
...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2009 20:38
xxx
(
01/10/2009 10:01)
hery-sona, le sentimental
Mba namakimaky tononkalo ny tenako hoa, dia nahita ny zavatra nosoratan-drahery e! Ka gaga sy talanjona ny anao lahy satria ao amin'ny dinika politika moa no tena zavatra jereko ato amin'ny serasera. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/10/2009 15:51
dadabe
(
01/10/2009 09:43)
asiko foana
izay rehetra mitady hampisara bazana ny malagasy na mitady handrava ny fihanvanana malagasy na iza izy na iza dia miala tsiny aho fa ho avy dadabe hamely an'ilaisany
aoka re izay tompoko oo "
1-to...
tohiny
novalian'i dadabe ny 03/10/2009 01:03
dadabe
(
01/10/2009 08:29)
MPIVADY MODELY
tsar alaina tahaka ny fomban'izy mivady ireto a
http://www.koreus.com/video/speed-cooking4.html...
tohiny
novalian'i dadabe ny 18/10/2009 03:39
dadabe
(
01/10/2009 08:10)
tandremo ihany bavy e
http://www.koreus.com/video/deshabilleur-fou.html...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/10/2009 13:32
papala
(
01/10/2009 07:53)
fa tena hafabaraka ve ny MALAGASY?
ho an'ny GILBERT raharozatovo. TSY tokony ny ANARAN'NY VAHOAKA MALAGASY mihintsy no dradradradraina fa hafabaraka.Satria NY VAHOAKA MALAGASY DIA TSY NISY NIFIDY AN'NY andry rajoelina ho PRÉSIDENT! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:44
sarobidy
(
01/10/2009 06:54)
Hiaraka tsy haditry /Jaojoby
Salut daholo an!
Hono oà r'reto, io ve no tena lohatenin'io hiran'i Jaojoby io sa zavatra hafa mihitsy? Sao mba misy manana ny tonony na ny feony mihitsy ary afaka mba alefa ho ahy fa tena ilaiko ma...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/01/2010 13:08
niryna
(
01/10/2009 05:16)
Voafetra ve ny fifandraisako amin'i kristy ?
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/10/2009 03:45
diloo
(
01/10/2009 01:17)
qui a donné l’ordre à Norbert Ratsirahonana, Zaza Ramandimbi
qui a donné l’ordre à Norbert Ratsirahonana, Zaza Ramandimbiarison et à deux officiers supérieurs de sommer Monja Royndefo de passer la main ?…
http://www.madatimes.com/index.php?option=c...
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/10/2009 23:24
dadabe
(
01/10/2009 01:10)
elah ve rapida noho zah le
http://www.koreus.com/video/deshabiller-rapidement.html...
tohiny
novalian'i dadabe ny 13/10/2009 18:57
dadabe
(
01/10/2009 01:08)
andao klou himemeh kely e
http://www.koreus.com/video/deshabilleur-fou.html...
tohiny
novalian'i Papoose ny 03/10/2009 23:32
zoam
(
30/09/2009 21:33)
camara tgv bis ,appel moi president
http://www.youtube.com/watch?v=yreUZP7BKQk&feature=player_embedded...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:45
xxx
(
30/09/2009 20:45)
i rondefo sy tgv le siamois @ politika malagasy
tsy afa misaraka hono izy mirahalahy a izay no dina nifanarahana teny @ 13mai ,
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
vive tgv...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/10/2009 22:12
vitamatavy
(
30/09/2009 20:17)
force de changement tsy manaiky an'i maputo
ireo tsy nety lany mihitsy raha vo misy election, groupe de looser
tsy maaiky an'i maputo e ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2009 21:18
Ratoa
(
30/09/2009 17:39)
kankana
Ahoana no fanalàna na fiadiana amin'ny kankana atao hoe kakan-pisaka? Izy dia manadady ao ambany hoditra ao. Misy dessin miolokolika eto ielany sady mangidihidy be. I Taomasina sy ny morontsiraka man...
tohiny
novalian'i Wilderman ny 26/10/2024 09:29
vitamatavy
(
30/09/2009 16:58)
fitsenana makotrokotroka an i president fat eny ivato
na ny mpanao gazety aza tsy nitsena an le mahery fo nefa dia efa nahazo reconnaissance t@ pays 3 tany @ oun
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i pink ny 02/10/2009 14:54
xxx
(
30/09/2009 16:33)
le dj koa aza tsy mila anah balkabôsy ndray zany
Tahak'izay ihany tsy noroahiko i Rossy zao ataony mihinana aty frantsa aty ndray file:///C:/Users/Pictures/POLITIKA/IMG_1080.JPG...
tohiny
novalian'i diloo ny 30/09/2009 23:04
xxx
(
30/09/2009 16:09)
Na ef midona amin rindrina az d atov ian n lohabe e !
hita izao f tsis chance intsoni ni atafvok ni tolona ataon'n eo amn MAGRO betsaka mpikambana TIMdrindr ireo Leader las nivadika palitao izay antoni ehib nahatofok sy nampihena b 50% ireo mpitolona,asa...
tohiny
novalian'i diloo ny 30/09/2009 23:16
swann
(
30/09/2009 15:59)
Tsy hita elaela ny tenanay fa mbola nanotrona ny Prezida !
Zao ndray vao hita eto izahay fa mbola nanotrona ny Prezidantsika teto Paris zahay e! tonga eto mantsy izy sy MR Hasina Andriamanjato de mba naneho fankaherezana kely tany izahay!!,,,, sady nampanante...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/09/2009 17:19
rakapy
(
30/09/2009 15:39)
Ny UNIVERS
Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toeran...
tohiny
novalian'i rakapy ny 05/10/2009 13:47
