elah ve rapida noho zah le

1. dadabe ( 01/10/2009 01:10)
http://www.koreus.com/video/deshabiller-rapidement.html
novalian'i dadabe ny 13/10/2009 18:57
2. rhina ( 01/10/2009 05:20)
hiihiiii!!!tena mba afa ndray iny !!!
mahay izy kan
ela ve mahavita otran'io hiii!!! manandrama ho jerena eto @ serasera e!! :-D :-D
3. nathie86 ( 01/10/2009 05:32)
anjekaky ô, grave ndray ty.
Iza mahay an'io???? :?: :?: andramo ry rhina an :-D :-D :-P
4. dadabe ( 01/10/2009 08:02)
rhina zah less efa nanadrana fa tsy nety a hahaha :-D

nathie henjana b lery a
5. ni81 ( 01/10/2009 08:04)
6. dadabe ( 01/10/2009 08:10)
kuu mitsiky fotsiny lery :roll:
7. nathie86 ( 01/10/2009 09:04)
enjana iz tena grave lery ka manala satroka :-D :-D :-D :-D
8. ni81 ( 01/10/2009 09:41)
kuu mitsiky fotsiny lery
dadabe koa tsssss! :lol: :lol:
9. dadabe ( 01/10/2009 09:47)
:wink: :-* :-$ aza mikozy mafy a :@
10. Lejoba ( 01/10/2009 22:25)
sady malalaka be kosa no elastiqué daholo e, fa ilay fikan'ilay mitsingoloka no tsy arako, sa fanakonana?
Mikorontana daholo ny sipa mijery
11. dadabe ( 02/10/2009 02:50)
yeee mikorotana satria nanatena ny ahita zavatra kinanjo rapida lotra lery :-D
12. Mirananirina ( 09/10/2009 11:15)
:-D :-D :-D :-D
13. dadabe ( 13/10/2009 18:57)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9121