Na ef midona amin rindrina az d atov ian n lohabe e !
1. xxx
(
30/09/2009 16:09)
hita izao f tsis chance intsoni ni atafvok ni tolona ataon'n eo amn MAGRO betsaka mpikambana TIMdrindr ireo Leader las nivadika palitao izay antoni ehib nahatofok sy nampihena b 50% ireo mpitolona,asa anef na mbol hivern ian ireo lasa na de ho vitsy hatrani ni mpitolona fa mampalaelo iani ni fiafarani hatramzao
novalian'i diloo ny 30/09/2009 23:16
3. ifiona
(
30/09/2009 16:16)
iray ihany ny leader tany @ magro hitako nivadika palitao, dia i Andriamiseza zany! ankoatr'izay, logique ihany ngamba raha mihena kely ny olona satria raha vao miova toerana dia tifitifirin'ireo capsat fotsiny! mba mitsinjo ny ainy ko izy ko!
ampahafirin'ireo mpanara-dia an'i TGV anefa zany e! t@ voalohany lazaina hoe demokrasia e, dia nanaraka daholo ny olona, rehefa iny fa hoe hanao prezida e, dia ahoana???? 3 000 sisa ireo olona tonga teny @ 13 mai kle! raha be indrindra zany a!
hon hon hon
ampahafirin'ireo mpanara-dia an'i TGV anefa zany e! t@ voalohany lazaina hoe demokrasia e, dia nanaraka daholo ny olona, rehefa iny fa hoe hanao prezida e, dia ahoana???? 3 000 sisa ireo olona tonga teny @ 13 mai kle! raha be indrindra zany a!
hon hon hon
4. zoam
(
30/09/2009 16:17)
hahaha angaa tsy efa president le sans qualité iny e,lany fotoana fotsiny ny gasy efa fantatra fa tsy hisy reconnaitre an'iny sans qualité iny eo izany eo mihitsy tant que mouvance ra8 dit ok , aleo oabony seza rivotra eo ,
5. zoam
(
30/09/2009 16:20)
tany bruxelle efa nidona poteau mbola niampy le tany new york ,dia tsymbola fay ihany,ny poteau sadc no hampihongota azy eo :-D :-D :-D
6. fijo
(
30/09/2009 19:56)
ngaha wa ireny olona irerny mba mahalala izany atao hoe henatra izany???
9. diloo
(
30/09/2009 23:16)
Seza lanin-kaon-kazo raha vesarana midaraboka toa taon-kazo boboka no heverina hananganana foto-tranom-pirenena.
:idea: :wink:
:idea: :wink:
