fitsenana makotrokotroka an i president fat eny ivato
1. vitamatavy
(
30/09/2009 16:58)
na ny mpanao gazety aza tsy nitsena an le mahery fo nefa dia efa nahazo reconnaissance t@ pays 3 tany @ oun
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
vita matavy e
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
vita matavy e
novalian'i pink ny 02/10/2009 14:54
7. Papoose
(
30/09/2009 17:12)
ny filazanao azy no nahavariana ahy fa ohatran'ny efa tonga izy no tsy nisy nitsena nefa enao milaza eto ambany fa rahariva vao tonga fa za tsy mivaky latety @ lery na tsy lery! :wink:
12. ifiona
(
30/09/2009 19:04)
tonga alina toy ny mpangalatra, toa ts nisehoseho tonga atoandro toy ny mahazatra...
13. nancy
(
30/09/2009 19:15)
Efa tsy avelany hankeny ivato mitsy ngamba ny mpanao gazety fa tsy te hoanontaniana ninoninona izy...tsy namokatra tsinn ny dia...
ifiona:
tonga alina toy ny mpangalatra, toa ts nisehoseho tonga atoandro toy ny mahazatra...
15. zoam
(
30/09/2009 20:02)
mba te ho president gasy nefa zara raha misy olona,ry wiwi sy ny fianakams sisa no vahoakany hitsena azy ,nefa araka ny vaovao dia hoe ny fiakams hay ra bini oui oui ihany
19. zoam
(
30/09/2009 20:23)
henoko t@ radio fanambarana teo fa efa betsaka ny olona matory andalambe miaraka ny zanany fa tsy voaloha intsony ny loye
ny olona mivaro tena miha moro nefa ny vola ty misy e
loza izy ity fa tsy maharaka ny tolotra intsony ny tinady e
tafiditra o anatin'nyfanandotoloana daholo izany
ny olona mivaro tena miha moro nefa ny vola ty misy e
loza izy ity fa tsy maharaka ny tolotra intsony ny tinady e
tafiditra o anatin'nyfanandotoloana daholo izany
