fitsenana makotrokotroka an i president fat eny ivato

21. fijo ( 30/09/2009 20:25)
ka io isika no mahita izany,fa ry zalahy ngah amahita izay misy ao ambany ao e
22. xxx ( 30/09/2009 20:32)
be ny mpikil fa ny amidy azy no tsy misy,lasa solde be mihitsy anie eny tsaralalana sy akaikinin'ny ambasady ny frantsa e :evil: :evil: :evil:
23. Papoose ( 30/09/2009 20:35)
f'in ty eeee
24. fijo ( 30/09/2009 20:35)
ka ny hanina amin'ny vava ambony aloha izao no tadiavina,fa tsy le vava ambany ko
25. xxx ( 30/09/2009 20:38)
:-D :-D :-D ka raha naona ny any ambany mivezivezy ny fanahy
26. Papoose ( 30/09/2009 20:43)
oujy!!
27. fijo ( 30/09/2009 20:43)
aiza kosa e,iny mba azo hiafiana aminn'y finonoana tanana eo ko
28. xxx ( 30/09/2009 20:48)
kibo re ry paoose io ambany io an, :-D :-D :-D
29. Papoose ( 30/09/2009 21:01)
hay!!!noheveriko fa mbola tsy kibo aza koa :-P
30. xxx ( 30/09/2009 21:05)
noheerinao ho inona,bois de r ose ve?
31. xxx ( 30/09/2009 21:55)
Fijo , ianao hono no atao hoe futur rainibetsimisaraka aminy .Ah ah ah ah ! salaud !!!
32. Papoose ( 30/09/2009 21:56)
xxx, non tsy bois de rose fa noheveriko fa tsy kibo fa efa foitra!
33. diloo ( 30/09/2009 22:57)
Sali daholo
=)) =))
Mahita lazainakoa ianareo an :-D :-D :-* 8) :)
34. Papoose ( 01/10/2009 14:01)
salut diloo :^)
35. bazylou ( 01/10/2009 17:57)
vive tgv, ny anay hoaho mahery tsy mila deradera izany, sady ataon'i tgv inonakoa ze mpitsena e. :-P :-P
36. pikatti ( 01/10/2009 23:56)
tgvn'elah zany tsisy nitsena ,tsy sahy niseho masoandro ll'ty a, tsy sahy nilaza ntsony hoe OK ny fa reny hitam-poko hitam-pirenena reny fa KO :-D :-D :-D
37. diloo ( 02/10/2009 00:18)
Natahotra sao dia voatoraka kiraro lery e. Dia tsy nasaina ny mpanao gazety tezitra t@'ilay baraka: manjary mirakakaraka toa an'i Bush.=))
38. bazylou ( 02/10/2009 09:47)
lazaina fa ko, lazaina fa izatsy sy zaroa ,nefa izy ihany izao no prezda e, mitsanagna hifanao 1 sy 1 aminyrah amahery ary , beuuurk ,trondro maty daholo le gasy
39. xxx ( 02/10/2009 14:43)
TSY PREZ MINTSY AMIKO ZANY OLONA TSISY FAHEFANA ZANY?BAIKON'NY MIARAMILA SY SARIBAKOLY RAHA NY TENA MARINA BEURRK !!! TRONDRO MATY MANARAKA BAIKO FOTSINY!!! :-D
40. pink ( 02/10/2009 14:54)
[quote=bazylou]
lazaina fa ko, lazaina fa izatsy sy zaroa ,nefa izy ihany izao no prezda e, mitsanagna hifanao 1 sy 1 aminyrah amahery ary , beuuurk ,trondro maty daholo le gasy

[/quote
Ny sainao irery no mihevitra izany fa jereo anie ny alahelony ireo vahoaka ....Mitenena anie ianao hoe president izaho nefa tsy nodifidiana ianao bazylou dia inona moĆ  noheveriny olona anao...mitovy sy sahala izany izao.

il y a quelque chose de ridicule hoy ny rehetra . Matoa mbola toy izao ny situation dia tsy voahaja ny malagasy manontolo.

Tsy trondro maty ny (mala)gasy fa olombelona manana fanahy , fa ianareo no manambany izany

sao dia dokafana re ka hanintsaka tay ao aoriana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0808