camara tgv bis ,appel moi president

1. zoam ( 30/09/2009 21:33)
http://www.youtube.com/watch?v=yreUZP7BKQk&feature=player_embedded
répondu par fijo le 02/10/2009 20:45
2. xxx ( 30/09/2009 21:37)
mon dieu un tgv made in gunné
3. xxx ( 30/09/2009 21:43)
mila ohatran'i camara elahy ry tgv rehefa tonga eto chissano
http://www.youtube.com/watch?v=w8nnnoOdauw&feature=player_embedded
4. zoam ( 30/09/2009 21:48)
rehefa lasa president i charles dia ohatran'izao no mahazo an'i chissano
tgv bis president Guinée-Conakry
5. zoam ( 30/09/2009 22:00)
http://www.youtube.com/watch?v=GGgAj1C7YvM&NR=1
c dur etre ministre
6. diloo ( 30/09/2009 22:24)
Izao vao mazava tsara ilay fitenena copie-coller navaokan'i Andry tao @'ny TF1 iny: "Appelez moi président ( nataoko minuscule ilay "p" satria tsy tena président lery fa titre sandoka).
Ay kay i Daddis Cammara no mba tiany alain-tahaka.
Izao izany no atao hoe zanak'i reny malala mpiwawawa sy mpanamoly.Beurk!Hon!Ler!).
=))
7. tenagasy ( 01/10/2009 00:57)
8. sitlo ( 01/10/2009 03:53)
ny ahy ilay tsikera tao no nampihomehy ahy.

Vous etes tous la,la diaspora africaine ou en Afrique en train de le critiquer, c'est vrai qu'il a pris le pouvoir apres la mort du dictateur de la Guinee, mais il y a une part de verite dans ce qu'il dit c'est a NOUS LES AFRICAINS DE PRENDRE NOTRE DESTIN EN MAINS, nous sommes des IRRESPONSABLES


:-D
9. fijo ( 01/10/2009 21:06)
izao no atao hoe henatra hoan'ny afrika.de io mihintsy i sarla le???,loza
mba kilasy fahafiry hono io no niala sekoly????
10. zoam ( 01/10/2009 21:48)
io mba hianaran'i ry tgv sy sarla ho atao eto madagasikara dia mbola misy manohana ihany ,tsy mbola nahita firenena azo t@ fanaovana coup d'etat aho ka nisy fandrosoana sy democratie ,ny bordel dia d'accord aho
11. fijo ( 02/10/2009 20:45)
ka amindry zareo izay no atao hoe fahalalahana anie e,izay no manahirana aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518