i rondefo sy tgv le siamois @ politika malagasy
1. xxx
(
30/09/2009 20:45)
tsy afa misaraka hono izy mirahalahy a izay no dina nifanarahana teny @ 13mai ,
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
vive tgv
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
vive tgv
novalian'i xxx ny 01/10/2009 22:12
6. Papoose
(
30/09/2009 20:59)
xxx:
embience be izao ry papoose ny bois de rose sisa ka hisaraka ahoana e
zay ndray aloha dia tsy haiko fa ny mampihomehy ahy dia zay titre mivoaka eto @ dinika politika mampime ahy!!! :-D
7. zoam
(
30/09/2009 21:03)
aleo mb hiomeha kely kosa ry paoose efa presque vao2 ratsy sy mahamenatra foana kosa ve ,aleo ma asiany ra xxx komika kely kosa e
12. diloo
(
30/09/2009 22:37)
Ary izy ilay maty io , i Ndefo sa i appelez moi président?
Ireo izany ilay atao hoe terak'hoditra oranjy( couleur orange).
Ary zanak'izy ato ilay naterak'io ramatoa io: ny fianakam's==))
Mba mahita aseo koa ianao ry Zoam an. :-D
Ireo izany ilay atao hoe terak'hoditra oranjy( couleur orange).
Ary zanak'izy ato ilay naterak'io ramatoa io: ny fianakam's==))
Mba mahita aseo koa ianao ry Zoam an. :-D
15. tsiafoi1
(
01/10/2009 11:45)
Izy roalahy mihitsy no miara-mikisaka, fa raha vao sarahana reo siamois reo tonga de dangy...
Aleo tonga de soloina olona neutre normal tsara, izay no mendrika hitondra firenena..., siamois ve no hitondra fanjakana, tsy leity e!!!
Ny iray dahalo MpaNdefon'ivoho, mpandroba sy mpamono olona, moa Ralavasanga kelifingotra indray mpanongam-panjakana, toa sarimbavy entin'i Frantsa @'ny sangany.

17. xxx
(
01/10/2009 14:53)
Tena ohatran'ny tsy menatra intsony ry reto La Frantsa sy ireto Mpanongana ireto a, izaho tena dégoutée mihintsy !!! Beurk !!!
18. Papoose
(
01/10/2009 16:09)
aza variana degoutee fotsiny fa mitandrema mihitsy tsy ho tratran'ny toe-tsaina corrompue
19. tsiafoi1
(
01/10/2009 16:15)
Ngah mahalala menatra intsony fa may volo-tratra i Kelifingotra, Juan de Nova, Tsimiroro Bemolanga,... OAY na reo fotsiny aza ve de ho avotsotr'i Frantsa!!! Fa sendran'izay maivana toy ny volon'akoho ka any ambaravaran'ny mpamosavy no miala sikidy... Jereo anie vao tratran'ny felaka tany @'ny fivorian'ny ONU dia tonga de lasa tany Paris.... OAY ny mandeha tsy mipataloha sisa tsy ataony !
20. zoam
(
01/10/2009 18:17)
aiza commentaire an ialahy ry ra wiwi an'io siamois politika gasy io ,tsy aleo ve neutre e.vitamatavy izy mitsam an