Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsiafoi1 ( 05/10/2009 06:01)
Tsy azo ekena... Fa aoka isika tsy ho voafitaka
Tsy azo ekena hitondra na dia ny tetezamita aza ny mpandrombaka fahefana, sy mpanao ankeriny. Antony TELO mafonja monja dia ampy : 1- Fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy maro an'isa nifidy... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/10/2009 15:36
vatofototra ( 04/10/2009 21:54)
ECOUTER Déclaration Andry RAJOELINA 04 oct 09
ECOUTER Déclaration Andry RAJOELINA 04 oct 09 Andry RAJOELINA a promis de respecter les Accords signés à Maputo sous conditions que les sanctions décidées par nos partenaires internationaux so... tohiny
novalian'i max2 ny 06/10/2009 14:43
soanja ( 04/10/2009 16:44)
Omeo Hery Aho!
Nindramiko ity hira vetsoin'i Antsan'i Kristy mba ho tonom-bavako androany. Deraina lalandava anie Andriamanitra. [b]OMEO HERY (Antsa an'i Kristy)[/b] Io no voadiko Tompo ô! Omeko Anao maim... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2009 23:45
xxx ( 04/10/2009 15:10)
Tantara fampahatsiahivana .
Mahatantesa politika Rahery an ! Issu d’une lignee d’esclaves (andevo) affranchis autour de 1896,Albert RATSIRAKA, pere de Didier RATSIRAKA etait originaire de Niarovana, de Betsizaraina-... tohiny
novalian'i xxx ny 05/10/2009 16:07
soanja ( 04/10/2009 14:08)
Baranjely voasesika- vegetarianina
Mba te hahandro baranjely voasesika aho (stuffed eggplant). Sao mba misy manana resety momban'io ianareo. Tsy asiana hena raha possibla fa ny trondro mety. Mba te hiala amin'ny mahazatra e! Misaotra m... tohiny
novalian'i soanja ny 20/10/2009 09:21
xxx ( 04/10/2009 09:37)
tsy azoko tsara
za de vehivavy mampiasa irony pile irony betsaka ny feo henoko hoe rh 1taona nampiasa pilile de miandry 1 taona koa vao afaka miteraka zany hoe manadio kibo hn mitombona ve zany de rh 2taona nampiasa... tohiny
pikatti ( 04/10/2009 08:05)
10 ans SERASERA EN FORCE,liberté d'expression
« Tout individu a droit à la liberté d'opinion et d'expression, ce qui implique le droit de ne pas étre inquiété pour ses opinions et celui de chercher, de recevoir et de répandre, sans consi... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 19:50
endrika01 ( 04/10/2009 04:59)
EFA TONGA NJAY i endrika01 e!
Efa tonga njay zahako,efa andro vitsivitsy zay.Nalahelo mafy be miitsy ny namana serasera,de hoanireo namana tsy nahafoy sy nangahiahy kely nandritry ny fotoana tsy nahateto anah,de aza malahelo tsony... tohiny
novalian'i papala ny 20/11/2009 09:06
gasyjean ( 03/10/2009 17:45)
Tratriny daholo ny namana serasera rehetra ee
Arahabaina ny serasera.org tratry ny fetiny ee,dia mirary fahazotoana ho an'ny mpitantana isany mba hitohy hatrany ny ezaka.... tohiny
vitamatavy ( 03/10/2009 17:44)
ho atao ny election nefa ?
hikarakara fifidianana i tgv nefa tsy hi participé ny legaliste ,tsy ahazo reconnaissance international,ho aiza le 20millions malagache ?... tohiny
swann ( 03/10/2009 15:28)
-** DIA MIARAHABA NY SERASERA.ORG TRATRY NY FAHA10 TAONA -**
DIA SAMY HO TRATRY NY FOLO TAONA VAOVAO DAHOLO ISIKA NA TIM GTT NA TGV HAT E ! --NY HIRARIANA MOA DIA NY HITOHIZAN'NY ASAN'NY FANJAKANA VAOVAO NA DIA BE MPISOMPATRA AZA E --DIA HIRARIANA KOA NY TS... tohiny
novalian'i terrywui ny 05/10/2009 15:00
terrywui ( 03/10/2009 15:11)
Fa iza no mataoatr GIC e? iza no mi-panique? Midira ary O!
Fa iza hono no matahotra GIC io iza ?? mba valio kely hoe !!!!!.... ha ha hon hon hon !! midira e midira ra-GIC fa masaka ny loh'omby a!! mihinana fotsiny ny TIM ,atambatra ato nareo!!! tssss mamo mia... tohiny
novalian'i mitapiwui ny 06/10/2009 07:11
Bita ( 03/10/2009 13:53)
Resaky ny totozy 3
Nisy totozy 3 hono niresaka. Dia hoy ilay voalohany: Rehefa mahita sakafo aho ka fantantro fa misy poizina dia tsokiriko izay faritra misy ny poizina dia hohaniko ny ambiny. Dia hoy ilay totozy fahar... tohiny
novalian'i ZoRajoela ny 13/10/2009 19:04
moit ( 03/10/2009 12:02)
mitady vady
slt , izao dia sipa manja kely nefa ts maita vady mitsy ra tia ana de antsoy za @ 0340915530 miandry za de manantena zany an!... tohiny
novalian'i hery_01 ny 02/10/2014 07:07
vatofototra ( 03/10/2009 11:29)
ECOUTER Arrivée GIC-Panique au sommet de la HAT
ECOUTER Arrivée GIC-Panique au sommet de la HAT Une partie de la délégation du Groupe de contact international - GIC va débarquer à Madagascar le 03 octobre 2009, afin de participer à la réu... tohiny
novalian'i HERY2 ny 05/10/2009 15:47
endrika01 ( 03/10/2009 08:52)
Kah resaka Sports iany izy ty!
Akory aby e ! Tratriny asaramanitra jiaby ny e! Tchin-Tchin aby e! Tanjemo sô vaky ny vera! Sambatra dôly ny efa tato aminy serasera,tao anatinizay 10 taona izay ! Tena kotrana be mintsy angamba,na ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/10/2009 07:38
xxx ( 03/10/2009 05:44)
mpanjaka
:twisted: dia mihomana daolo izany fa tgv no mpanjaka tsika gasy aloa e,zay no vita mahery izy,mahaiza mihonona daolo e,basta na kool (l) ... tohiny
novalian'i papala ny 06/10/2009 09:39
Ratoa ( 02/10/2009 23:43)
Fumaison
Mivarotra lard fumé, saosisy fumé, saucisson, trondro fumé sns...Manao sur commande koa. Apetraho eto ny hafatra sy dinidinikao, ary koa ny fanontanianao raha mila fanazavana fanampiny ianao. ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 09/10/2009 17:26
zoam ( 02/10/2009 20:57)
le tsy fitiavana an'i ra8 ve tena mafy hoanareo tgv
lasa ihany ny fisainana satria efa vita ny sonia tany maputo dia izao indray dia hoe hikarakara fifidianana,midika tsotra izao fa fahatahorana an'i ra8 no betsaka an'ireo . Ekena ny fifidianana le pl... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/10/2009 20:37
fijo ( 02/10/2009 20:17)
malagasy
lasa ny saiko raha mijery tampody ny nahazo an'i kely tany NY aho. raha tsiahivina moa,dia felaka tehamaina mandrivorivo(diplomatika)no nahazo azy. ny fanontaniana mipetraka dia ity: -amin'ny maha ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/10/2009 05:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1639