mpanjaka
1. xxx
(
03/10/2009 05:44)
:twisted: dia mihomana daolo izany fa tgv no mpanjaka tsika gasy aloa e,zay no vita mahery izy,mahaiza mihonona daolo e,basta na kool (l)
novalian'i papala ny 06/10/2009 09:39
2. xxx
(
03/10/2009 07:54)
mionona irery eo ianao, izahay tsy maintsy mikomy hatraminy farafofonainay basta :evil:
3. xxx
(
03/10/2009 09:15)
Mpanjakan'NY SANS VALEUR HIHIHI!!!!!
Ireo zay tsy nahita fianarana ohatranao,hohohoho!
MBA MIVOTRA fa AMBANY loatra le niveau nao na dia tambazana bonbon anglais aza ,é!é!é!é!é!

4. xxx
(
03/10/2009 11:44)
xxx:
mionona irery eo ianao, izahay tsy maintsy mikomy hatraminy farafofonainay basta :evil:
:arrow: ela anie izay fa ny eo iany no eo e,izy no mpanjaka sy mahery fa ekeo e,basta :-*
5. Mirananirina
(
03/10/2009 12:18)
Enga anie mba ho hitan'ny vahoaka eran'ny nosy ity tenionao ity.Fa mafy anie izany hoe i lery mpanjaka dia ny Malagasy andevony daholo e :( :( :( :( :( :(
6. terrywui
(
03/10/2009 15:16)
Ngah !!! iza no tena Mpanjaka nanaterana salohimbary fito isan-taona teto ??? sa odiana tsy hay ze tena nanandra-tena ho mpanjaka teto,, ?
--mbola tsis tgv nanadra-tena ho mpanjaka na nanaterana salohimbary fito isaky ny voalohantaona zany teto rah tsy RAVALOMANANA mpitsoaka matanjaka !!! hon hon hon!!!!!!!

8. tsiafoi1
(
05/10/2009 05:53)
Vao niditra nandrombaka an'i Madagasikara ny Frantsay dia ny Fandrodanana ny Fitondrana faha-Mpanjaka teto no nohezahiny natao aingana dia aingana mba hahafahana manamafy ny colonisation nataony. Noravainy ny Rova (symbole de l'unité", Nalefany sesin-tany tany Algérie ny Mpanjaka Ranavalona....
Fifanandrifian-javatra ve fa toa firenena Arabo sy senegal hatrany no niara-niasa t@'i la Frantsa, taloha sy ankehitriny (Lybie)....
Fantatry Frantsa tsara fa raha ho tafatoetra maharitra eto Madagasikara ny rafitra Monarchie (source de l'unité nationale), dia hanjaka eto ny Firaisankina ary ho lasa lavitra toa an'i Japon sy Angleterre isika ary ho saro-tsarotra ny hitavana ny harena misy eto... Noho izany raha nikasa hampiverina izany ny Filoha RAVALOMANANA, dia nohezahin'i Frantsa sy ny saribakoliny aingana narodana... Eisssssy e!!! Arakaraky ny hanaovany an'izany no vao maika hikirizan'ny olona hampijoro izany.
Vive RAVALOMANANA, Futur Roi de Madagascar
Vive RAVALOMANANA, Mpanjakan'i Madagasikara
Vive RAVALOMANANA, Filoha mamim-bahoaka

9. xxx
(
05/10/2009 07:17)
tsiafoi1:
misaotra anao nefa mino vé ianao fa ho tafavaoka io teninao io amin'izao fotoana izao,sy situation misy izao
Vao niditra nandrombaka an'i Madagasikara ny Frantsay dia ny Fandrodanana ny Fitondrana faha-Mpanjaka teto no nohezahiny natao aingana dia aingana mba hahafahana manamafy ny colonisation nataony. Noravainy ny Rova (symbole de l'unité", Nalefany sesin-tany tany Algérie ny Mpanjaka Ranavalona....
Fifanandrifian-javatra ve fa toa firenena Arabo sy senegal hatrany no niara-niasa t@'i la Frantsa, taloha sy ankehitriny (Lybie)....
Fantatry Frantsa tsara fa raha ho tafatoetra maharitra eto Madagasikara ny rafitra Monarchie (source de l'unité nationale), dia hanjaka eto ny Firaisankina ary ho lasa lavitra toa an'i Japon sy Angleterre isika ary ho saro-tsarotra ny hitavana ny harena misy eto... Noho izany raha nikasa hampiverina izany ny Filoha RAVALOMANANA, dia nohezahin'i Frantsa sy ny saribakoliny aingana narodana... Eisssssy e!!! Arakaraky ny hanaovany an'izany no vao maika hikirizan'ny olona hampijoro izany.
Vive RAVALOMANANA, Futur Roi de Madagascar
Vive RAVALOMANANA, Mpanjakan'i Madagasikara
Vive RAVALOMANANA, Filoha mamim-bahoaka
:arrow: :arrow: :oops:
10. xxx
(
05/10/2009 07:19)
Vive RAVALOMANANA, Futur Roi de Madagascar:lol: :lol:
Vive RAVALOMANANA, Mpanjakan'i Madagasikara
Vive RAVALOMANANA, Filoha mamim-bahoaka
12. papala
(
06/10/2009 09:39)
Fantatry Frantsa tsara fa raha ho tafatoetra maharitra eto Madagasikara ny rafitra Monarchie (source de l'unité nationale), dia hanjaka eto ny Firaisankina ary ho lasa lavitra toa an'i Japon sy Angleterre isika ary ho saro-tsarotra ny hitavana ny harena misy eto... Noho izany raha nikasa hampiverina izany ny Filoha RAVALOMANANA, dia nohezahin'i Frantsa sy ny saribakoliny aingana narodana... Eisssssy e!!! Arakaraky ny hanaovany an'izany no vao maika hikirizan'ny olona hampijoro izany.
Vive RAVALOMANANA, Futur Roi de Madagascar
Vive RAVALOMANANA, Mpanjakan'i Madagasikara
Vive RAVALOMANANA, Filoha mamim-bahoaka
TENA MARINA BE TSY MISY HOKIANINA/ FA NA TSY HO MPANJAKA AZA FA OLONA TENA MANANA NY LOHANY OHATRY RY PRISIDENT RAVALOMANANA IRENY DE TENA HO TAFITA I MADAGASIAKARA. jereo fa faly ery ry le odon razanakolona reny no tena zanaka frantsay mpamadika tanindrazana. tiany ho mahantra hiantrana omena hanina isan'andro oh ireo mahantra ao aminy ny olona , fa tsy homena asa hivelomany mba ahaleon-tena ka hanana ny anjara masoandrony!