mitady vady
1. moit
(
03/10/2009 12:02)
slt , izao dia sipa manja kely nefa ts maita vady mitsy
ra tia ana de antsoy za @ 0340915530 miandry za de manantena zany an!
ra tia ana de antsoy za @ 0340915530 miandry za de manantena zany an!
novalian'i hery_01 ny 02/10/2014 07:07
7. ni81
(
05/10/2009 08:53)
A la guerre comme à la guerre izany e, izaho mitady , avia izay sahyka efa io ambony io hono ny phone e! :D
10. xxx
(
05/10/2009 13:19)
0340915530 :@ sode mba num ny mamandry io fa to tonga de chifre mahazo izy izany hoantsoiko mankony
11. botra10
(
05/10/2009 13:34)
mahavarina ihany ilay izy fa to tsimba misy fepetra fa tonga de..... :wink: ka antsoiko amity num ity ndry 0310000001 ka ra vo miafiche eo @ phona ndry io num io tonga de kopy ndry fa za zay :@ nefa ndry mitady io ve eto dago sa any andafy?
12. xxx
(
06/10/2009 10:15)
tena mahavariana ahy ny lehilahy eto an! io zao misy vhv mitady vady de ry zalahy ndray no matahotra , nefa efa io ny num de vita kabary ! ka inona ndray no mbola endrasana é! ; nénà manko tsy mety amiko le vady fa mpisipa fotsiny no mety amiko ! de bonne chance ry zalahy â!
13. ni81
(
06/10/2009 10:21)
tena mahavariana ahy ny lehilahy eto an! io zao misy vhv mitady vady de ry zalahy ndray no matahotra , nefa efa io ny num de vita kabary ! ka inona ndray no mbola endrasana é! ; nénà manko tsy mety amiko le vady fa mpisipa fotsiny no mety amiko ! de bonne chance ry zalahy â!:lol: :lol: :lol:
14. xxx
(
06/10/2009 11:03)
A la guerre comme à la guerre izany e, izaho mitady , avia izay sahy
ni81:
ka efa io ambony io hono ny phone e! :D
Tsy mifankahazo ny resaka, ilay attitude n'i Moit no no traaduiser-ko fa tsy mbola mitady aho ka, rehefa mitady dia mba tsy anonyme kosa dfa ça fait pas sérieux :D
15. remahity
(
06/10/2009 11:22)
ianao mitady no miantsoa ahy, fa satria izaho bandy mbola tsy mananmbady fa itangoronan-na joba, ity ny numero-ko:
118218
sipa virja taper 1
sipa demi-ramama taper 2
sipa raneny taper 3
na bandy aza ohaniko daholo,
taper 4
118218
sipa virja taper 1
sipa demi-ramama taper 2
sipa raneny taper 3
na bandy aza ohaniko daholo,
taper 4
16. ni81
(
06/10/2009 11:32)
:lol: ataovy ao izay mety dia tantarao eo @ vavolombelona rehefa tena raikitra ! :D
Tsy mifankahazo ny resaka, ilay attitude n'i Moit no no traaduiser-ko fa tsy mbola mitady aho ka, rehefa mitady dia mba tsy anonyme kosa dfa ça fait pas sérieux
17. xxx
(
06/10/2009 11:40)
remahity:
ianao mitady no miantsoa ahy, fa satria izaho bandy mbola tsy mananmbady fa itangoronan-na joba, ity ny numero-ko:
118218
sipa virja taper 1
sipa demi-ramama taper 2
sipa raneny taper 3
na bandy aza ohaniko daholo,
taper 4
Nao koahy Remahity hondy iha io mihina mpamaraky koa soa fa hay lahy
18. nathie86
(
06/10/2009 14:22)
ianao mitady no miantsoa ahy, fa satria izaho bandy mbola tsy mananmbady fa itangoronan-na joba, ity ny numero-ko:
118218
sipa virja taper 1
sipa demi-ramama taper 2
sipa raneny taper 3
na bandy aza ohaniko daholo,
taper 4
hahahaahahahah :-D :-D :-D :-D :-D
tena mahavariana ahy ny lehilahy eto an! io zao misy vhv mitady vady de ry zalahy ndray no matahotra
zay ilay fiainana zay :lol:
19. Tenio
(
07/10/2009 14:07)
Nokaihiko numero iny kahy fa tsy nisy ndaty nandramby, tsy noho vandy e!!!!!
20. Papoose
(
07/10/2009 19:59)
elaela izay tsy nisy nitady vady marina teto.....mahita soa moit!! :wink:
