mitady vady
23. Mirananirina
(
09/10/2009 12:19)
ianao mitady no miantsoa ahy, fa satria izaho bandy mbola tsy mananmbady fa itangoronan-na joba, ity ny numero-ko:itangoronana joba???hihihi :lol: :lol: :lol:
118218
sipa virja taper 1
sipa demi-ramama taper 2
sipa raneny taper 3
na bandy aza ohaniko daholo,
taper 4
Ahoana hono ianareo bandy amin'i remahity hihihi,,tsisy kil ianao angamba ka :-D :-D :-D :-D
24. simplex
(
09/10/2009 12:24)
fanotaniana mila valiana ngamba dia ny hoe:
sendra ny jiolamboto foana ndry sa ratsy toetra, tsy azo iaraha-monina be? :)
26. cutie
(
11/10/2009 14:06)
. Mpandefa : simplex [ Valio ] 09-10-2009 14:24:06:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : mitady vady
fanotaniana mila valiana ngamba dia ny hoe:
sendra ny jiolamboto foana ndry sa ratsy toetra, tsy azo iaraha-monina be?
28. Mirananirina
(
12/10/2009 08:21)
tsy tsara retsy izany vhv mitady vady eto aminy net izany an.Raha ohatra ka misy lhl manao izany dia ireny valiana.Betsaka ihany ny mitady rencontre ato an,na site hafa :)
29. hery_01
(
02/10/2014 07:07)
moit:
slt , izao dia sipa manja kely nefa ts maita vady mitsy
ra tia ana de antsoy za @ 0340915530 miandry za de manantena zany an!
za ki tena tian andry an Hery no fiantsona ana sady ts misotro no ts mifoka fa tena kristiana efa nanan sipa za fa lasa iz fa nahandry ana za mats varina lotra tam fianarana de avy eo nahita asa zao nefa tong ny fotona ts maints mba ananana olo tina am zay ka ra mety se de vonona za ty ny num ko 033 20 921 93
