malagasy
1. fijo
(
02/10/2009 20:17)
lasa ny saiko raha mijery tampody ny nahazo an'i kely tany NY aho.
raha tsiahivina moa,dia felaka tehamaina mandrivorivo(diplomatika)no nahazo azy.
ny fanontaniana mipetraka dia ity:
-amin'ny maha malagasy ahy tokony ho faly ve aho,satria mpanongam panjakana iny,ka tsy manana ilay fahefana hisolo ny anarantsika any?
-sa tokony ho sosotra sy hitondra henatra koa aho,satria ny (gasy)no tsy nahazo fitenenana?
ny dinika dia izao.isika ve ,no tokony hitondra sy hizaka ny hadalann'y izay misolo tena antsika?
raha tsiahivina moa,dia felaka tehamaina mandrivorivo(diplomatika)no nahazo azy.
ny fanontaniana mipetraka dia ity:
-amin'ny maha malagasy ahy tokony ho faly ve aho,satria mpanongam panjakana iny,ka tsy manana ilay fahefana hisolo ny anarantsika any?
-sa tokony ho sosotra sy hitondra henatra koa aho,satria ny (gasy)no tsy nahazo fitenenana?
ny dinika dia izao.isika ve ,no tokony hitondra sy hizaka ny hadalann'y izay misolo tena antsika?
novalian'i tsiafoi1 ny 05/10/2009 05:39
2. zoam
(
02/10/2009 20:48)
raha izaho manokana aloha dia faly aho e,ary efa nandrasako mafy mihitsy iny fihetsikin'ny SADC iny ,bravo SADC ,ry tgv sy no forongony no menatra fa tsy ny vahoaka malagasy
3. xxx
(
02/10/2009 21:49)
Mahay zavatra ANDRIAMANITRA ry fijo a,amiko nisy nahatsara azy ny nandehany tany satria sisy resaka intsony "le coup d'état" aty MCAR ?RAHA TSY NISY AN'NY FAHAFAHAMBARAKA INY ho an'i VENDRANA iny ,dia hadino ny firenena hafa fa bola mijaly fadiranovan ny Malagasy miaina @coup d(état @izay hitan'izao tontolo izao RAJIOLAHY?hay ve io le SANS VALEUR mitomany prezidà,fampatsiahivana ho an'ny REHETRA iny .
4. Mirananirina
(
03/10/2009 12:25)
ny dinika dia izao.isika ve ,no tokony hitondra sy hizaka ny hadalann'y izay misolo tena antsika?atao ahoana fa dia isika aloha izao no eto ambany fahefany ny mpandroba....miandry ny commando hanafaka atsika amin'ny mafy e.
raha izaho manokana aloha dia faly aho e,ary efa nandrasako mafy mihitsy iny fihetsikin'ny SADC iny ,bravo SADC ,ry tgv sy no forongony no menatra fa tsy ny vahoaka malagasymitovy hevitra tanteraka aho.
Mahay zavatra ANDRIAMANITRA ry fijo a,amiko nisy nahatsara azy ny nandehany tany satria sisy resaka intsony "le coup d'état" aty MCAR ?RAHA TSY NISY AN'NY FAHAFAHAMBARAKA INY ho an'i VENDRANA iny ,dia hadino ny firenena hafa fa bola mijaly fadiranovan ny Malagasy miaina @coup d(état @izay hitan'izao tontolo izao RAJIOLAHY?hay ve io le SANS VALEUR mitomany prezidà,fampatsiahivana ho an'ny REHETRAmarina mihitsy izany....Adino fa nangalarina aminy force anie ny fanjakana e...Afabaraka ny anarany,fa tsy mahatsiaro hoe afabaraka ny Malagasy aho.Tsy misy henatra ho atsika Malagasy iny na kely aza.
5. Papoose
(
03/10/2009 21:09)
ny ahy dia zao hoe manao effet na boomerang ny politika malagasy.... ny teo aloha no miverina fa ny olona no miova "same shit, different assholes" hoy ilay fiteny zay!..... raha mbola corrompues zay eo dia byebye zany dago mandroso zany!n'izan'iza hitondra ny firenena eo rehefa mbola ho ohatran'ny teo aloha dia hitohy hatrany ny fahafaham-mbaraka @ tsirony maro samihafa.
6. tsiafoi1
(
05/10/2009 05:39)
Tena nilaina iny fandehanany tany New York iny, isaorana i Zina nikosoka goma ny invitation mba ho lasan'i Joelina. Raha tsy tonga tany izy tsy ho nahazo an'iny felaka SADC iny, mba hampahendry azy. Communication RATSY ho an'i Joelina sy ny ekipany iny, ary avo fitontona tokoa satria efa nohezahin'i Frantsa sy ny ngeza sasantsany ho notakonana mafy ilay resaka coup d'Etat teto Madagascar...Fanafahana ny vahoaka en otage iny, idd ny eto Iarivo, tsy afa miteny, tsy afa mihetsika fa ny "fusils font la loi"
Mbola vao felaka diplomatika iny, fa miandrandra action mafimafy kokoa ny vahoaka mba hanafaka azy ireo tanteraka ary hampiverina ny ara-dalana eto @'ny firenena
Mbola vao felaka diplomatika iny, fa miandrandra action mafimafy kokoa ny vahoaka mba hanafaka azy ireo tanteraka ary hampiverina ny ara-dalana eto @'ny firenena