ho atao ny election nefa ?
1. vitamatavy
(
03/10/2009 17:44)
hikarakara fifidianana i tgv nefa tsy hi participé ny legaliste ,tsy ahazo reconnaissance international,ho aiza le 20millions malagache ?
répondu par AndriambyII le 05/10/2009 15:21
2. xxx
(
03/10/2009 18:24)
RY VENDRANA no poretinn' LA FRANTSA ANY koa ny fifidianana 2,dia hangalabato izy dia hitohy ny fitondrany MAMOROTRA VAHOAKA @basy,MADAGASCAR mahaleotena fa tsy misy te hahalala izay nifanarahany tany @TSOTSOKA TANY??MAHALEO -TENA I mcar FA TSY BAIKON'ny LAFRANTSA ANDEVOZINY HANGALARANA milliard @pétrole !!!!
IZAY POURRI no mi voter @i SANS VALEUR!!!!

3. AndriambyII
(
03/10/2009 20:11)
N y volamena aman-taoniny , ny emmeraude ny rubis ny saphir,ny pierres semi-precieuses tsy voatanisa , ny lanthanides isan-karazany , hanaovana ny baterien\' ny téléphone portablen\' ny batterie n\' ny voitures éléctrique , ny accumulateur\' ny serveur eran-tany , ny minerais , de fer , cuivre , étain ,..., mercures rouges,gris ,blanc, aman-taonina maro efa lafo namidin\' ireo mpitondra teo aloha hatr\' izay ,noho ny fahavendranan\' izy ireo ,mbola miampy ireo ,ny tantale avy @ graine de coton , ny platine , ny rano ,...
ambonin\' ny petrole , ny gaz , mino ve ianao ry xxx 1 fa ny HAT miaraka @ fratsay irery ihany no nanao izany ?
Alefaso lavitra ny eritreritra , fa tsy hanakorotana ny sain\' ny Malagasy @ tsy antony ianao @ izany foto-kevitra hanananao manohitra fahatany ny sasany izany fa tsy mba mijery ny tena zava-misy aloha.
Izaho izay miteny aminao dia tsy pro- n\' iza n\'iza hatramin\' izao ary Neutre politiquement na dia mahasahy mandefa ireo informatios ireo eto aza .Tsy VITSY NY MALAGASY MAHITA TOMBONY @ IREO ZAVATRA IREO ,saingy tsy nanana fahitana lavitra momba ny utilité- n\'ireo matieres premieres noho ny tsy fananana ny industrie de transformation de base , sy ny infrastructure mifanaraka @ fandrosoana izay lazaina ho fandrosoana @ izao fotoana izao.
Tsy tokony handranitra sy hampiady olona @ resaka partie politique intsony angamba @ izao fa izay vaha-olana maika sy ny ala-olana no tokony hatomboka.
Na ny hat , na ny Tim , na ny sasany dia tadidio fa mahalala tsara izany , fa hatramin\'izay dia natao fitrandrahana harena fotsiny no nilavana ny firenena maro misy eto an- tany.Jereo tsara ny fandehan-javatra dia mba manaova toy ny sasany raha tena mba misy fitsinjovana ny mpiray tanindrazana ao aminao , raha tena hisy izany , ary socio-politiquement dia aza dia mitsara vilana @ fomba fiteny @ itony site itony fa matoa ny olona miditra @ ireny dia efa manana ny reserves sy bagages hiantrehiny ny fiainany izy ireny ary zavatra hafa no tadiavina @ izany fifaneraserana izany .

5. xxx
(
04/10/2009 09:47)
Voalohany indrindra aloha TSY MANANA LESONA HOTSOAHINA AMINAO AHO RYA ndriambyl ,enao no raha nisaina kely fotsiny dia enao izao no mivoaka ny Adi-hevitra eto,resaka élection no hatao eto no sujet hiadian-kevitra fa tsy resaka TSANGAN'olona ,nisy ny fifanarahana tany MAPUTO izay nanaovan'ny ankolafy rehetra sonia ,refa manao sonia dia manao ENGAGEMENT dia tanterahina hatar@farany fa tsy manao lohana JIOLAHY!!!ohatran'i TGV!!!
Milaza enao fa tsy mpomba an'iza na iza koa nahaoana no lazainao etsy ambony fa efa nataon'ny fitondrana teo ALOHA ny RESAKA ambananin''ny tany na famarotana ny harena ambanin'ny tany ,enao NO TOKONY HADININ-TENA fa enao no tsy maharaka ny toetra-draharaha eto MCAR!
ARY raha NISAINA BB kokoa enao dia nikaroka sy mahafantatra hoe iza ny ambadikin'ny COUP D'ETAT any @tany colonisé ny tsotsoka .
FAjakana teo aloha no tanisainao ary mba fantatrao inona avy ny fagalarana hataon'ity fajakanaNAGALARINA ity depuis 17 mars ,mandehana enao makany @faritra sava dia ho hitanao any izany hoe MALGASY toa anao no voadaroka satria miseho miaro ny olona manodrana bois de rose hambenan'ny miaramila ny HAT ,izay harovanao ankolaka ,raha mahasoa anao sy ny fianakavianao moa ny mianjady ny pays HIARAN'NY coup d'état toy zo mahazo ny MGACHE izao d pblème -nao sy ny conscience-nao izany ,izaho koa tsy mandà fa nanao ny tsy nety koa ny fitodrana teo aloha fa aza manendrikendrika !!!

6. xxx
(
04/10/2009 10:31)
Enao zao no tgv reraka eto ,de toute façon raha hisaina ohatranao daholo ny olona aty @tany andala-mpandrosoana dia tsy ho tafita mandrakizay satria ry ANDRIAMBYL dia sahinao ny miteny etsy ambony fa NATAO FANAGALANA HARENA FOTSINY ny firenena sasany ,IZANY TOETSAINA LOMORINA IZANY indrindra sady TSY AMPY ANALYSE no tsy mahatafita ny firenana madinika dia io OHATRA ny HATaONAO io ,@ny andron'ny crise erantany izao indrindra no tokony HANARARAOTRA ny firenena madinika tsy manaiky hotsetsefin'ny firenena vahiny hatao fanagalarana à chaque fois 10% @NY HARENA FOTSINY FA NY AMBONY an'ny vahiny izay izany no ekenao? ????EN quelques sortes ko EKENAO ny " coup d'état " izao,refa tsy hanaiky hanome 50% NY VAHINY IRAY TSY MAINTSY MISY HAFA manaiky foana eo fa refa dondrina SY VENDRANA DIA mifotetaka eo !!!Izay tsilaviko fa neken'ny fitondrana teo aloha koa io fitsetsefana io .
Fa ny mampihomehy sy ny mapalahelo dia enao MI SE PERMETTRE MITSARA AHY nefa ny MENTALITE -NAO AZA TARA BE ,raha HANAO OHATRANAO DAHOLO NY ny olona rehetra dia TSY HANDROSO MANDRAKIZAY MIHINTSY MADAGASIKARA,ary @sisa aza mitsar refa tsy te hotsaraina !!!HAKARO 1cran ny niveau-nao dia aza HORS SUJET intsony fa TENY MALAGASY NY HIFANAOVANA ETO fa tsy teny sinoa akory ,mialAtsiny @sasany aho fa enao NO TSISY SAINA mpandragitra eto ,refa tsy mahatanty dia aza miditra eto ,tsotra fotsiny!!!Efa aty @anneé 2009 ve re olona bola zany foana ny MENTALITE -nao ,hasio fiheverana DIA AVADIHO 7fois ny lelanao vao miteny!!!!

7. AndriambyII
(
04/10/2009 11:39)
Ny resaka fanaovan-tsonia tany Maputo aloha dia tadidio ra xxx fa scenario efa namboarin\' ireo VONDRON\'OLONA MANOHANA TSANGAN\'OLONA vitsivitsy zatra mpitsentsitra sy mpanambaka vahoaka .Ary tsy ho anisan\' ireo valalan\' amboa tsy mandady harona mihintsy i Andriamby na ho oviana na ho oviana ka handeha hanaikinaiky fahatany ny fanambakana ankolaka ataon\' ireo izay mbola marioneten\' ny tsy mety mandrezatra fahanana ampombo ho vosirina ireo.
Jereo tsara aloha ny zavatra miseho hatramin\' ny 1896 ka hatramin\' izao raha hiresaka fifidianana ianao ra xxx , fa aza entim-po dangitra be loatra .
Misy logique implacable tsy vitan\' ny hoe tsy tiako ny HAT fa mpangalatra sy mpisoloky , na hoe tsy tiako ny TIM fa mpivarotra tanindrazana sy mpangoron-karena, na koa hoe tsy mila AREMA mpamosavy malemy ka ny mpiray ra taminy ihany no nataony sorona ....
Jereo tsara hoy aho ra xxx ,ny momba ny toe-karena ,ny politika @ ankapobeny hitondrana ny firenena hatramin\'izay,mba azonao tanisaina eto ve ireo industries malagasy mba manana succursale any ivelany ? mba tanisao kely hoe ireo mpanao politika malagasy nandalo teo @ fitondrana hatr\'izay mba nametraka infrastructures nivaingana sy hita mazava fa d\'utilité publique ?
Aza mieritreritra kely akory fa nisy iray monja t@ izy ireny nitondra ny anjara birikiny t@ fanamboarana izay kely hananan\' ny firenena malagasy hatramin\' izao fotoana izao .
Aza mieritreritra koa fa hoe i Ratsiraka , na izafy , na i Ravalo , na i Andry no nanamboatra ireny demi-tonneau teny ankatso sy ny université tany @ faritany ary teny vontovorona ireny, ny société star ,ny savonnerie tropicale, ny central hydroelectrique n\' ambohimanambola , ny jirama , eritrereto lalina hoe avy aiza ny equipement mampandeha azy ireny .
dia enao MI SE PERMETTRE MITSARA AHY nefa ny MENTALITE -NAO AZA TARA BE ,raha HANAO OHATRANAO DAHOLO NY ny olona rehetra dia TSY HANDROSO MANDRAKIZAY MIHINTSY MADAGASIKARA,ary @sisa aza mitsar refa tsy te hotsaraina !!!HAKARO 1cran ny niveau-nao dia aza HORS SUJET intsony fa TENY MALAGASY NY HIFANAOVANA ETO fa tsy teny sinoa akory ,mialAtsiny @sasany aho fa enao NO TSISY SAINA mpandragitra eto ,refa tsy mahatanty dia aza miditra eto ,tsotra fotsiny!!!Efa aty @anneé 2009 ve re olona bola zany foana ny MENTALITE -nao ,hasio fiheverana DIA AVADIHO 7fois ny lelanao vao miteny!!!!
Malheureusement on a la mémoire courte chez nous !Tsy fandrangitana n\' iza n \'iza no antony niresahako ireo , fa na dia ianao aza dia nitsara ny HAT:
RY VENDRANA no poretinn\' LA FRANTSA ANY koa ny fifidianana 2,dia hangalabato izy dia hitohy ny fitondrany MAMOROTRA VAHOAKA @basy,MADAGASCAR mahaleotena fa tsy misy te hahalala izay nifanarahany tany @TSOTSOKA TANY??MAHALEO -TENA I mcar FA TSY BAIKON\'ny LAFRANTSA ANDEVOZINY HANGALARANA milliard @pétrole !!!!
IZAY POURRI no mi voter @i SANS VALEUR!!!!
mandehana enao makany @faritra sava dia ho hitanao any izany hoe MALGASY toa anao no voadaroka satria miseho miaro ny olona manodrana bois de rose hambenan\'ny miaramila ny HAT ,izay harovanao ankolaka ,raha mahasoa anao sy ny fianakavianao moa ny mianjady ny pays HIARAN\'NY coup d\'état toy zo mahazo ny MGACHE izao d pblème -nao sy ny conscience-nao izany ,izaho koa tsy mandà fa nanao ny tsy nety koa ny fitodrana teo aloha fa aza manendrikendrika !!!
Tsy manohana n\' iza n\'iza aho mbola averiko indray ,ary tsy hiaro mpamono olona velively , na avy aiza izy na avy aiza .
N y fanaovana razzia ny harem-pirenena no mampiasa an\' i Andriamby hitondrany ny fanampiana ny firenena.
Efa nivadika in-jato aman\' arivony ny lelany vao niloaka ireo hevitra ireo ny vavany ! Samy mbola ho tsaraina daholo ny rehetra na dia ny tsy manan-tsiny aza ,ao tsara ve ?
8) 8)

8. xxx
(
04/10/2009 12:56)
Tsy manohina an'iza na iza aaaa taolana ny nify dia mohomehy aza HORS SUJET LAVA eo ,aleo hatao kabary tsy valina ny resakao fa tsy hitovy NIVEAU NA OVINA 2MIHINTSY ISIKA ,ny dinika eto dia fifidianana ,MAPUTO nisy engagement nataondreo solotenan'ny nakolafiny efatra tany ,TSY NOTERENA TSY NOVOZONANA ireo nadeha tany,ary tsy scenario araky ny filazanao ,IZAO ENAO NO TSY pro-HAT VE ?NY HAT irery anefa no nandà indray izay nifanarahana tany MAPUTO refa avy NANAIKY NISONIA ka raha izao enao no bola tsy HAT dia Faty izany .
Refa tsy nekena avy NY TSY NAHAZO NITENY ny vendranareo dia mivily2any paris d fifidianana 2,gaha paris MCAR????
De toute façon tsy haiko izay tombotsoanao hanao fifidianana bola teo ra8 nagataka referundum tsy nasahy tGVORIKA ANGA NY OLONA PAISO OHTRANAO ?ra ny tena marina tsy vita ny mandat n'ny teo aloha dia tokony notohizana efa nadefitra MAPUTO IZY BOLA TSY ARAHINA ,tsy pour andra8 à 100% aho sady tsy any ny tafa ,fa ny tsy FANEKENA ANDEVOZIN'ny VAZAHA izao no tafa ,donc refa manaiky fifidianana d manaiky ny hevitra la frantsa ,dia MANAIKY SY MANOMPO @i tgv ,tsy hiditra lava @resakao fa KABARY TSY VALINA satria isika tsy hitovy niveau vely2, za tsy blabala ohatranao fa avy d action ,réaction.ary ao tsar fa tsy HORS SUJET!

9. AndriambyII
(
04/10/2009 13:40)
xxx:

Tsotra fotsiny , mba fantatrao moa ny mouvance promotion Lt col Ricard Ratsimandrava,ny mouvance Tsiranana junior , ny mouvance Bekotro maro holatra iarahan' ireo miaramila tranainy promotion Gal Gilles Andriamahazo sy ny promotion Gal Gabriel Ramanantsoa ?
Mba tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny hahitanao ny mety ho momba momba ny firehan-kevitro raha mpanao politika ianao.
Hamafisiko fa scénario débiles ireny natao tao Maputo ireny satria nahoana ? Ce n' est pas du tout representatif des forces de frappes relativement que peut avoir Madagascar au domaine militaire.
Ary aza hadino fa samy efa nahavita heloka bevava daholo ny ankabeazan' ireo sbiren' ireo nandeha nivory tany maputo ireo!!
10. AndriambyII
(
04/10/2009 14:06)
Ho fanampiny dia vakio kely ity article nalefan' ny namana ity
Diplomatie, Business et Dictatures
Madagascar pris au piège françafricain
Dossier à télécharger en pdf
Pourquoi un dossier « Diplomatie, Business et Dictatures » ?
La politique de la France en Afrique, depuis les années 1960, a notamment pour objectif le maintien de l’influence française sur ses anciennes colonies et d’assurer aux entreprises hexagonales un accès privilégié aux ressources naturelles du continent, telles le pétrole, l’uranium, les minerais, le bois, etc. De nombreuses entreprises françaises ont ainsi construit leur fortune en Afrique.
Cette politique a été menée par tous les présidents de la Vème République du Général de Gaulle à Jacques Chirac en passant par François Mitterrand ou Valéry Giscard d’Estaing. Sous couvert de l’aide publique au développement (APD) et d’un discours de la France « meilleure amie de l’Afrique », la France a maintenu les régimes en place sous perfusion permettant le pillage de leurs ressources naturelles.
- Nicolas Sarkozy : VRP des entreprises françaises en Afrique
Avec l’arrivée à la présidence française de Nicolas Sarkozy (qui avait promis une rupture avec la Françafrique et les pratiques de ses prédécesseurs), nous assistons non seulement à une perpétuation de cette politique mais également à son regain, caractérisé par une défense affichée et revendiquée des intéréts français en Afrique : ventes d’armes, prolifération irresponsable du nucléaire, conquéte de nouveaux marchés par Total, Bolloré, Areva, Bouygues (et bien d’autres) en Angola, au Soudan, au Congo, etc.
Le secrétaire d’État à la Coopération, Alain Joyandet, a d’ailleurs pris les attributs de son homologue S’il paraît légitime que des entreprises privées défendent leurs intéréts dans le monde, le fait que la diplomatie française, mais aussi la Coopération, se donnent quasi essentiellement comme mission de défendre et promouvoir des intéréts particuliers, pose un véritable problème éthique et révèle un renoncement des autorités françaises à la promotion des droits de l’Homme, de la démocratie et à la lutte contre la corruption. Nous assistons ici à un véritable retour en arrière et à une négation des réflexions des économistes du développement.
C’est cette « Coopération business » que Survie entend dénoncer dans le présent dossier en proposant des éclairages sur le rôle de quelques entreprises phares de la Françafrique, fortement implantées sur le continent et qui portent une responsabilité importante dans la situation politique et économique de l’Afrique d’aujourd’hui.
Pour Survie, les responsables politiques français (au niveau de l’exécutif mais aussi du Parlement) doivent au contraire impérativement s’engager à cesser de soutenir les dictateurs et les régimes autoritaires, à promouvoir la démocratie, la bonne gouvernance, et le respect des droits de l’Homme. Ils doivent s’engager plus en avant dans la lutte contre la corruption (par les entreprises ou hommes politiques français), rendre contraignant le principe de responsabilité sociale et environnementale (RSE) des entreprises françaises en Afrique (y compris de leurs filiales) et enfin cesser de sacrifier le développement des populations africaines sur l’autel des intéréts économiques d’une minorité.
Au lieu de se lancer, dans le cadre d’une compétition mondiale (avec les États-unis, la Chine, le Canada, etc.), dans une conquéte effrénée des marchés africains, la France doit au contraire donner l’exemple et étre moteur pour faire changer le droit international et promouvoir un ordre international plus juste, respectueux du droit des peuples à se développer.
- Pillage et dictatures au Sud. Profits du Nord
En effet, le plus souvent, l’implantation de grandes entreprises françaises (et étrangères) en Afrique a un impact négatif sur le développement économique et social : pollution (lorsqu’il s’agit d’entreprises comme Areva ou Total), corruption, pillage des ressources naturelles. Or, compte tenu de la faiblesse des États africains et surtout de l’incurie de la plupart des leurs régimes, il n’existe pas de système de contrôle des activités de ces entreprises, tant au niveau environnemental que social (conditions de travail, niveau de rémunération, etc.).
D’autre part, l’implantation d’entreprises françaises empéche l’émergence d’un entreprenariat local solide, par substitution aux entreprises locales. Les entreprises qui s’implantent sont tournées vers la satisfaction des besoins des pays du nord et non des pays africains. Elles contribuent ainsi à l’extraversion des économies africaines, alors qu’au contraire, les pays africains doivent d’une part subvenir à leurs besoins et d’autre part renforcer leurs marchés intérieurs déjà fragilisés par les inégalités Nord-Sud (inégalité des termes de l’échange, prix des matières premières fixés par le nord, déficit commercial, subvention des agricultures du nord, etc.). Aussi
les bénéfices des entreprises sont rapatriés au nord, dans les banques et parfois les paradis fiscaux. Le solde des flux financiers entre l’Europe et l’Afrique est en fait largement en faveur du nord et non l’inverse.
Il existe également de graves problèmes en terme de transparence, notamment dans l’exploitation des ressources naturelles. En effet, celle-ci donne généralement lieu, avec la connivence des entreprises françaises, à de vastes détournements d’argent par les dirigeants au pouvoir qui ne redistribuent par les richesses aux populations qui ne voient pas de retombées en terme de politiques publiques, de services sociaux, sanitaires, d’éducation ou d’aides aux producteurs, etc. C’est le paradoxe entre richesse naturelle et pauvreté endémique. D’ailleurs, l’implantation d’entreprises françaises dans des secteurs dits de « service public » (eau, transport, électricité, etc.) contribue à fragiliser les États et à la destruction du bien public.
En outre, la corruption et les détournements qui accompagnent les activités des entreprises françaises permettent le financement de régimes répressifs et dictatoriaux et renforcent ainsi leur pouvoir, repoussant vers un avenir incertain les espoirs démocratiques des populations. Entreprises françaises et pouvoir politique s’allient ainsi afin de financer des régimes dictatoriaux à méme d’assurer la stabilité dont les entreprises françaises ont besoin pour opérer.
- Une « Coopération business » inacceptable
Basée sur les principes de croissance et de commerce (qui ne profitent qu’à une minorité), la conception française de la coopération défendue par Nicolas Sarkozy et relayée par Alain Joyandet, va à l’encontre des principes méme du développement socio-économique et humain. Or, ce paradigme a été depuis longtemps déjà remis en cause par les experts du développement. Ce qui n’empéche pas l’Agence française de développement (AFD) de financer certaines entreprises françaises : au lieu d’oeuvrer pour le développement, la Coopération en revient au principe de l’aide liée.
Ka rah mbola misy ihany ny tsy fahatokisana avy @ sasany dia ho azy ny azy ra XXX

11. xxx
(
04/10/2009 16:01)
RAHA NADInika enao d ny hevitro voalohany dia manome ny définition ny françafique,ny tena mandreraka be @olona ohtranao dia raha vao tsy mitovy FIREHANkevitra aminao le olona dia tonga d FITSARANa BE FAHATANY no avoakan'ny vavanao ,tsy hitovy hevitra aminao na oviana2 mihintsy aho ,tsy hitovy longueur d'onde sinon enao tsy nantsoina hoe Andriambyl ary zaho xxx.
Any @vadinao enao no mapiseho ny Matcho -nao fa tsy aty imasom-bahoaka ety,ny olona ambany saina tsy manaiky gisitra no BE FITSARANA 2 @ tsy ANTONY ?MOA RAHA SPECIaLITE-NAO NY MANAFINTOHINA OLONA d tohizo fa tsarA????
iZAHO ALOU tsy nitaizana ta@zany hoe refa tsy mitovy FIREHANA aminao le olona dia lazao fa MPANAKORONTANA araky ny resakao RY aNDRIMBYL ery ambony ,mapiseho" bassesse " amiko ny olona toa anao ,tsy naMpianarina anay izany fa refa tsy mahatanty adi-hevitra d mangina fa tsy mitsara2 olona,sady ny hevitrao finalement" sans téte ni queue franchement déjà enao hors sujet dès le départ",zay fotsiny ny hafatro aminao AZA MITSARA MBA TSY HOTSARAINA sady izaho tsy naNgataka iray lovia tany aminao fa refa tsy mahatanty adi-hevitra d aza mamaly! Ary avy amin'olona BE FITSARANA toa anao ry Andrimbyl ,asa ENAO RAHA CONSCIENT @le JUGEMENT GRATUIT hataonao no mahatonga ny ADY SY KORONTANA !Atsipy ny teny ho an'ny olona misaina !

12. AndriambyII
(
04/10/2009 17:55)
L'effet domino de la politique compte !Na hisy aza ny fifidianana dia tsarovy fa tsy ho valable izany noho ny tsy faneken' ny ankolafiny ny tantara nifanesy tao Mada .
Ohatry itony lazain' ny olona eo ambony itony:
Issu d’une lignee d’esclaves (andevo) affranchis autour de 1896,Albert
RATSIRAKA, pere de Didier RATSIRAKA etait originaire de Niarovana, de
Betsizaraina-Anjozorobe province d’Antananarivo. Il etait parti pour
Moramanga a 18 ans afin d’exercer un des metier propres aux andevo >, celui
de tireur de pousse-pousse. Mais il tenta de se hisser en suivant des
etudes
a la maison catholique de Moramanga. Devenu Ragova ( administrateur
traducteur) pendant la colonisation francaise, il se distinguait par sa
cruaute pendant la repression de 1947 avec son ami RAKOTOSIHANAKA, pere de
Moise RAKOTOSIHANAKA. Tous deux furent les tristes inventeurs d’une methode
d’execution atrocement inhumaine appliquee sur leurs compatriotes, methode
qui consistait a enfermer celui-ci dans un sac de toile de jute (gony ), de
les lancer ensuite d’un avion planant a une hauteur suffisamment elevee
pour
assurer leur mort.
Mbola ho avy koa ny ampamoaka ho an' ny sasany fa dia ny saina no mateza ary ra xxx !!!

13. AndriambyII
(
04/10/2009 18:25)
Izaho tsy hanery an' iza n' iza @ ny firehan- keviny , fa kosa tiako handry sy hiaina ampilaminana ny malagasy mpiray tanindrazana amiko !! mba ho sambatra sy ho salanitra daholo ny rehetra tsy ankanavaka RA XXX . :oops: :oops:
14. xxx
(
04/10/2009 20:37)
Refa misy fahavoazana dia milazà enao ry ADRIMBYL pour An'tgVENDRANA ENAO fa mody miodikodina fotsiny ,depuis ny naha MALAGASY ny maha MALAGASY ,tsy bola nijaly FADIRANOVANA ohatRar izao ny gasy hatra@izay.
NY TGVENDRANA arovanao ankolaka tsisy te hahalala ,enareo mpiaro azy no manimba ny fiainan'ny MAla GASY sy manapotika an'i MCAR , ho hita eo fefa ireo ny GIC ,izay mpanao ratsy no matahotra ireo saingy indrisy misy tsotsoka ao anatiny ,ary efa paikan'i RAJIOLAHY mpanongam -pajakana indray izao no fisian'ireo tsotsoka ireo.
Nanaiky hanala an'i monja ty vedranareo ty d hanisy condition mapmé ,fitsarana international zao no tokony miandry an'i VENDRANA SATRIA izay sisa no mendrika azy ho hitantsika eo io zay ho tsara FIAFARA dia enareo mpanaraka azy koa !!!
NY hanala andra8 no nanirahina an'i tgvendrana asa inona ihany no bola letehiny eo efa tsy mahavita azy fa niveau 4ème bola tsy lany HENATRA !SANS VALEUR!!! ) :!: :!:

15. xxx
(
04/10/2009 21:06)

Moramora ihany kosa i kala é ,tsy tokony hisendaotra be toy izao ianao ! aza entim-po fa samy manana ny fahamarinany ny zavatra tianareo lazaina , sanatriavin' izany ny hifamaly faty sy hifamono noho ny tantara izay tokony hitondra lesona ho an' ny fara aman-dimby ,izany ve ve dia hampiakarana hamohamo ,tsy hidiran-doza fanindroany indray ny firenena ?
Araka ny tenin' ny ntaolo hoe ny tendrom-po tsy mba namana , tsy misy tsy miady fa izay to fo no mpamosavy ,ka dia aleho hifanatrehan' ny mpiserasera eto ndrao dia hifanao ambadika any ianareo roa !izahay rehetra eto @ admi vavolombelona !
16. diloo
(
04/10/2009 22:03)
Sali iaby,
Amiko dia tsy maintsy atao aingana ny fifidihanana mba ialana ny fanaovana otage ny hevim-bahoaka.
Raha samy hiziriziry amin'ny heviny eo ny mpanao politika rehetra tsy ankanavaka,
dia ireo zaza manomboka menavava sy miakatra, sy ireo zoky olona antitra, no voaripaka ny hanoanana sy ny aretina atsy ho atsy.
Koa tokony araraotina ny fandraisan'ny GIC andraikitra ho fifampanantonana ireo mouvances efatra samy iezaka hitady vaha olana ho tandrovana ny tombotsoa'ny firenentsika.
Koa raha misy fifanarahana an'izy efatra ireo, ary raha atao tsy ho ela ny fifidihana, dia aleo ny CI no manara maso ny vola entina hanaovana ny propagande sy ny takilam-pifidianana, ary ny fandatsahambato mba tsy hisian'ny ala-bato.
Ny Capsat koa, na ny FIS, dia tokony tsy hitsabaka amin'io fifidianana io ho fampitahorana ny vahoaka, indrindra fa ireo any ambanivohitra.
Aoka mba ny VAHOAKA 20 millions amin'izay no tompom-pahefana fa tsy ny basy intsony. :) :wink:

17. AndriambyII
(
04/10/2009 22:28)
Marary ny fo miatrika ny fisehoan-javatra ohatr\'izao .Marina mafy !!! Mahakivy . :?:
18. Papoose
(
04/10/2009 23:01)
moramora ihany leroa! sao hofaty alohan'my politika!!!! manaova zay mety @ tandrify eeee!
19. tsiafoi1
(
05/10/2009 05:28)
TANDREMO : Aleo hazava tsara aloa ny hitondra ny transition zay vao mijabaka @'izany élection izany, satria raha vao ny mpandrombaka fahefana no hanomana izany eo, dia azo antoka ny hala-bato anaty ordinateurs...
Président neutre, gouvernement consensuel

20. xxx
(
05/10/2009 15:05)
Andriambyll a! raran'ny lalàna ato anie ny fanaovana copie coller lavabe otran'io e