Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
AndriambyII ( 08/10/2009 09:43)
Mba hahitana ny olana .
Misy tendance goavana roa miaro ny interet'ny tsy ho tapaka ao Mada : GIC : pays francophones majoritairement ,institutions bancaires (Bad ,bnp ,versus bank ,banque atlantique )lobbings occidentaux ;... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/10/2009 13:43
xxx ( 08/10/2009 06:58)
Et le perdant est...
:) Very ianareo TIM. Aiza ve ry retsy izao lasa hitambaran'ny 3 mouvances indray ianareo, ny CI koa moa izany dia hitodi-doha aminareo amin'izay. Ary na ianareo manaiky tsy satry na ianareo mand... tohiny
novalian'i xxx ny 08/10/2009 12:37
rabaradaka ( 08/10/2009 06:37)
Ny mety hiseho any Maputo III
Efa ampoizina iny tenin'ny Ravalo iny satria ange ka tsy nanaraka ilay efa tapaka tamin'ny Maputo II ry Jean Ping sy Joyandé e ! Ny scénario vaovao dia ny hiseho any Maputo III rehefa hihaona any iz... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/10/2009 23:47
zoam ( 07/10/2009 21:45)
solution tokony ho raisiny GIC
rehefa hiadivan'i andry tgv ny president transition nefa tsy manaiky ny mouvance ravalomanana natao miaramila tsy nety ry zareo nomena an'ny mouvance ratsiraka sy zafy ,tsy nety ry zareo nomen'... tohiny
tenagasy ( 07/10/2009 20:12)
Miala tsiny mangaron-tsopy!
Misy fanamboarana ve sa nisy nigafy fa toa tsy mandeha ny site-n'ny Movansa Ravalomanana? Sao mba misy afaka mampilaza ny tompon'andraikitra isika! Na ny fanoratana any @ tompon'andraikitra aza ts... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 19:41
vitamatavy ( 07/10/2009 19:21)
mouvance an'iza moa izany ireo traitre an'i ra8
tsy hilaza afatsy ry syllah,rajemson,indrindra indrindra le alain mitady seza izay lasa minisitry ny jono eo @ ranony masay,izany dia hangorona ny fintana fa dia ho voaroaka sahy ,io le tonga @ fomba ... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/10/2009 00:05
tenagasy ( 07/10/2009 18:46)
RAVALOMANANA à Paris? Ne Commetons JAMAIS cette GRAVE Erreur
Je suis sur que nous nous souvenons tous du moment où Sarkozy a tergiversé pour qualifier « COUP D’ETAT » ce ‘ils ont fait (eux méme). Puis après – feignant au début de ne... tohiny
novalian'i ketaka67 ny 09/10/2009 06:57
terrywui ( 07/10/2009 17:33)
hon hon hon! ary tsis hita2 ndray ry GTT ref vodona kely !!
Ngah rah oe tafiaradalana tamin'ny TGV ny antsasa manilan'ny 3mouvances de harary kibo daholo laisany ry PIKATTI aa!! atao ahoana letsy fa zay no lahatra a!! tombondalana ny analaisany ee!! aza misoso... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 22:46
zoam ( 07/10/2009 16:46)
tsy maintsy hisy ihany ny maputo3
Réunion du GIC : M.Jean Ping qui préside le GIC a déclaré qu’une rencontre des 4 chefs de files des mouvances doit se tenir dans les plus brefs délais pour la signature et la mise en applicatio... tohiny
novalian'i zoam ny 07/10/2009 21:19
litika ( 07/10/2009 15:27)
Diso fanantenana ny mpitery rononon-dRa8
Vava sisa atao betsaka fa ny anay ny miasa hiala amin'ny fahantrana no hatao, ary tsy manam-potoana hitango-lalitra eny @ MAGRO sady kely ny saosy omen-dry zalahy! asakasak'izay kamo miasa!!!! :-D ... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 22:48
soanja ( 07/10/2009 14:53)
Mitahy ve ny razana?
Eny mitahy ny razana raha mino ianao. Toy ny fitahian'Andriamanitra ihany io. Izay mino azy ihany no valiany vavaka raha sady miasa amin'iny ny sainao , herinao ary ny momba anao rehetra. Tsy voat... tohiny
novalian'i soanja ny 22/10/2009 12:55
vatofototra ( 07/10/2009 10:48)
ECOUTER Réaction des mouvances accord Carlton 06 oct 09
ECOUTER Réaction des mouvances accord Carlton 06 oct 09 Ny Hasina Andriamanjato mouvance RAJOELINA. Ange Rakotoarisoa mouvance RATSIRAKA. Fetison Andrianirina mouvance RAVALOMANANA http://www... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2009 20:40
hery ( 07/10/2009 09:44)
Mahay politika ve i Andry TGV?
Hitako hihinana ambolony indray i Andry TGV amin'io fifanarahana vaovao io :-) Niseho ho mafy loha loatra i leiry taorian'ny Maputo I sy Maputo II ka mila anaovana fika mahery vaika dia mibitaka :... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 01:12
rzakarivola ( 07/10/2009 07:28)
ody havandra ... vavaka
Nataoko lohahevitra vaovao ity satria feno resaka HS loatra tatsy ambadika. Mampijaly sy manimba ny havandra, inona no ilaina moa fa tsy hoe mba ho afaka ny havandra ? Na ny marina kokoa, mba hahavok... tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/10/2009 08:09
niryna ( 07/10/2009 05:01)
Ndry !!!
Ao moa e mba hoano ny sakafonao fa marary eo anie hianao e? Tsy hinana aho hoy aho mantsy anareo fa aza terena aho.Ao moa fa omeko izay tadiavinao hianao e,tena marina ve? ie izay tadiavinao mihitsy.T... tohiny
novalian'i niryna ny 13/10/2009 20:01
TEGEVE ( 07/10/2009 04:21)
Mila vola
O ry zalahy, au jour d'aujourd'hui de tena tsisy vola isika ka tsy maintsy nanao chantage kely ny tenako ary tsy maintsy nariko le siamois kambana tamiko iny(i roindefo zany),ary tsy maintsy manaiky i... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 14:23
xxx ( 07/10/2009 03:53)
MADAGASCAR ET LES MALGACHES LE GRAND PERDANT
Hanaiky ihany ve elah de nandany fotoana fotsiny kleaza a,firenena efa marefo kely io de mbola lalaovina @ io fitiavan-tseza io ihany tsssss :idea: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 23:22
patrick2002 ( 07/10/2009 02:51)
le GTT ,grand perdant
Andry TGV president ,izay no vaovao misongadina aloha ,ary dia tsy nampiditra olona mihintsy ny GTT ,tena izay ve no nangatahana sa efa maloto eo anatrehany CI ,ireo milaza tena ,manandra-tena ho tia ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/10/2009 02:52
AndriambyII ( 07/10/2009 00:27)
Le net
Un enchevétrement de merde récolté auprès des populations les plus vulnérables de la planète pour en faire un mélange hors du commun ,pour une expérience humaine unique dans le but de dominer... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/10/2009 02:55
tenagasy ( 06/10/2009 23:50)
Aiza koa no mbola misy forum hasiana fa mbola mazoto loolll
[url=http://mabul.org/][img]http://moe.mabul.org/up/moe/2009/10/07/img-001436j2lyp.jpg[/img][/url] [url=http://mabul.org/][img]http://moe.mabul.org/up/moe/2009/10/05/img-141612rbq56.jpg[/img][/... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 01:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1654