tsy maintsy hisy ihany ny maputo3

1. zoam ( 07/10/2009 16:46)
Réunion du GIC : M.Jean Ping qui préside le GIC a déclaré qu’une rencontre des 4 chefs de files des mouvances doit se tenir dans les plus brefs délais pour la signature et la mise en application officielle des accords de la transition
novalian'i zoam ny 07/10/2009 21:19
2. terrywui ( 07/10/2009 17:13)
zay ve no mb fananten'izoam keliko ?? ary elah io moa taiza foan za mi-bip anlah ny phon anlah repdr foan ??? laozanlah mirediredy at fotsn,,
3. xxx ( 07/10/2009 17:26)
hay ve ra wiwi e hon hon hon
4. terrywui ( 07/10/2009 17:28)
aiza ra-zoaka a,, ary nahaforona ps vao2 tao elah an ,, ngah navotsitry rahery ny IP anlah le ,, nanao aranzemà tany zany lety le !!
5. zoam ( 07/10/2009 17:35)
tsy mila mpanao coup d'etat sy ny forongony izany ,
tsy za lesy io ps io ra wiwi an ,za koa ary mba gaga lesy
6. mitapiwui ( 07/10/2009 17:38)
novadihan'ny Fiston ny tim gtt hon hon hon hon
7. terrywui ( 07/10/2009 17:42)
ary nivoaka ho azy tsy natsoina tao letyyy le !! ahoana lety ra-zoam a!! innnn ndray ty fikanlah mitapitapy ty leee ,, ary elah ve nanotrona andrahery tany amn annif sera2 sa ts tany ??? nilaza handefa sary tany teto anie ra-Pikatti lety ee! niandry ah fa hariva teto iany ny andro fa innn no sary nalefanlery teo !! teratsemboka tao nedala niala pà teo oe mbola ho formatena ony ny PC anedala ,, nefa PC mbola vao nanoratanlery vao teo !! tsy tafiditrilery mitsy le sary serasera annif hatramzao eee!! de io lery tsy hita faty na velona io !!!!!!!! hon hon hon hon hn !!!!
8. mitapiwui ( 07/10/2009 17:45)
vive tgv
9. zoam ( 07/10/2009 17:49)
resaka politika lesy ra wiwi tsy hanaiky an'i tgv an lahy hitondra izany e,olona sans qualité ve
10. fijo ( 07/10/2009 20:27)
miandry e,miandry aloha
11. zoam ( 07/10/2009 21:19)
tsy maintsy hiafara ny fialan'i tgv io dia mety avy ao @ mouvance misy azy ihany no ahazo ny president ny transition
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1113