Mila vola
1. TEGEVE
(
07/10/2009 04:21)
O ry zalahy, au jour d'aujourd'hui de tena tsisy vola isika ka tsy maintsy nanao chantage kely ny tenako ary tsy maintsy nariko le siamois kambana tamiko iny(i roindefo zany),ary tsy maintsy manaiky ihany koa anefa ny tenako ny hampiaharana ny MaputoI sy MaputoII, saingy no tena ahiako dia ry GIC reto no hampifila le sôsy ndray avy eo satria ry zalahy tsy nety nanao sonia le chantage-ko
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 14:23
2. xxx
(
07/10/2009 06:48)
Mila mihaino ny fanambaran'i FETISON IZAHAY VAHOAKA fa tsy EKENA izao FANESOANA IZAO ba noeritrertinao ve FETISON ny ratrapon'ny MALAGASY hiajAndin'ny tsy rariny zao ENAO TIM NO NANAIKY ANDRADOMELINA HO PREZIDA .
mBA ERITRERETO NY TOLONA NATON'NY VAHAOAKA 7 MOIS dia ny amin'izao zany dia EKENA NY COUP D'ETAT ?misy tsy mazava ny aminao FETISON .
mBA ERITRERETO NY TOLONA NATON'NY VAHAOAKA 7 MOIS dia ny amin'izao zany dia EKENA NY COUP D'ETAT ?misy tsy mazava ny aminao FETISON .
3. locl
(
07/10/2009 09:20)
Henoy aloha ny fanambarany vao milaza ny emotion isika. Misy antony ao iza tsy ho fantantsika velively.
4. samtina
(
07/10/2009 10:07)
Angaha mo tsy mavita tena dray i Madagascar e!nefa eo be vava ery fa oe vitantsika io e, tsika tsy mila ny fanampian'ny avy any ivalany e! nefa zao vola hanaovana fifidiana avy tsy misy fa mbola mitady fanampiana.Sady tsy azoko mintsy le Radomelina io, hanaiky ihany ko zao vao manaiky, mbola aiza lesy ny hanjo an la a!
5. pikatti
(
07/10/2009 10:13)
samtina=>zany ny hoe sans valeur,tary nirahina miteniteny foana le boaikely,dj-saribakoly :-D :-D
6. AndriambyII
(
07/10/2009 10:18)
F'angaha moa tsy efa nazavaina fa ny moyen financier malagasy mihintsy no nopotehina tanteraka hatramin' ny 1896 ka hatramin' izao é ? Sa hanaovana demo impiry vao hiditra ao andohan' ny malagasy izany ?
7. mitapiwui
(
07/10/2009 10:19)
hon hon hon tsy nijanona nitomany nanala ny fony tato ny tim gtt ,mahaiza mionina ,misy mampionina aza mionina ihany fa vao maika mahita roindefo mampionina ,hon hon hon
8. pikatti
(
07/10/2009 10:29)
de ahoana l'ty wiwi,voadaka ve le akaman'elah Roindefo de hanorana ve elah sa .... :-D
9. AndriambyII
(
07/10/2009 12:29)
Ô lety wui wui a ! iNdefo anie nanao comedie fotsiny t@ io fa efa fantany ny làlana halehany @ éléction manaraka é ! Raha jerena @ fijery tsy mivilana dia nahazo popularité i lery t@ naha PM ' ny HAT azy . Dia raiso taratra ihany ny mety ho vokatr' izay @ fifidianana manaraka . Raha 0,002% araka ny rabirabin' ny sasany aza ny scoren' ny dia mety hahazo miohatra izay be dia be izy @ fifidianana manaraka .
Efa pre-campagne vita ny azy iny !!!!Vato ho very ho an' ny futurs candidats presidentiels sasany!! Kobon'i toi vé ? :?:
Efa pre-campagne vita ny azy iny !!!!Vato ho very ho an' ny futurs candidats presidentiels sasany!! Kobon'i toi vé ? :?:
10. Mirananirina
(
07/10/2009 12:46)
Mila vola ve tegeve..hihihi iza manao hoe lanio nitsangatsanga eran'izao tontolo izao ny vola??
11. AndriambyII
(
07/10/2009 12:53)
Ka ny oul sasany aza tonga any chine manao vacance kou , naôna kouss izy no tsy mba aazo izay fahafahana kel' izay ? na dia tsy mpomba azy aza aho ,on peut comprendre la situation !!
12. xxx
(
07/10/2009 13:15)
Ka ny any leity kelifingotra mandany vola fotsiny fa tsy mahay mampidi-bola,eo elah vao miantso CI e FMI e BM é,nefa vao omaly zay tsy mila fa ny saodianina no hamarotana rano de lasa tsika, hanamboatra vola isika de miady io,TSISY VALERA :evil: :evil: :evil:
13. AndriambyII
(
07/10/2009 13:25)
L'argent ? çà va çà vient , et quand çà vient ,çà va dans toutes les directions .Raha miangona fotsiny ny vola tsy hita izay hilàna azy .Manana olana mikasika ny @ fananam- bola ny ianao ra xxx 11, araka ny hevitro .
Taratasy sy loto azo avy @ hazo ve dia atao hanimbana zavatra eo @ fiaraha-monina ? :lol: :lol:
Un desir de possession maladive quelque part , attention , ndana mijery psy fa mahatonga aretina manokana izany.
Taratasy sy loto azo avy @ hazo ve dia atao hanimbana zavatra eo @ fiaraha-monina ? :lol: :lol:
Un desir de possession maladive quelque part , attention , ndana mijery psy fa mahatonga aretina manokana izany.


