Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
12/10/2009 21:31)
poa basy misesisesy eny mahazoarivo @ izao ora izao
vao avy nitel ny rahavaviko mipetraka tsy lavitra ny mahazoarivo za io a pein 10min fa dia feona basy no henoko loza fa loza
misy afaka manazava ve...
tohiny
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 10:46
feticon
(
12/10/2009 20:40)
manolotra an'i pere pedro hitondra ny transition
very hevitra mihitsy aho ity,ny vahoakany magro tsy manaiky an'i president andry rajoelina,voatery za hinogocié antsokosoko hanolotra an'i pere pedro ho president neutre k'asa soa mba mety ihany lahy...
tohiny
novalian'i Papoose ny 14/10/2009 15:23
vitamatavy
(
12/10/2009 19:53)
milay mihitsy ny manala an'i ra wui wui eto @ sera2 pol
teto combat de wui wui
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49a2b9668e529...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:04
soanja
(
12/10/2009 19:36)
Ny tsara sy ny ratsy no ilaintsika.
"Ao anatin'ny tsara no ahitana koa ny ratsy ary ao anatin'i ratsy no ahitana koa ny tsara. Mifanila ny ratsy sy ny tsara ary mifaningotra ihany koa. Ilaintsika ny ratsy sy ny tsara."
Mety hitombina...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 15/10/2009 13:01
AndriambyII
(
12/10/2009 17:57)
Vaovao kely!
[url]http://www.afrik.com/article17745.html[/url]
[url]http://www.lefigaro.fr/international/2009/10/12/01003-20091012ARTFIG00499-la-chine-condamne-a-mort-des-emeutiers-du-xinjiang-.php[/url]
[url]ht...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 21:55
mitapiwui
(
12/10/2009 17:24)
anti tim-gtt miaraka @ fianakams
atao izay hisavoritahan'ny HAT, sy ny équipany dia hafantoka @ izay ny resaka , hasavorovoro ny lohan'ny mpitolona teny @ 13 mai @ izay vaky 2, atao izay hifandrafesan'ny filoha sy ny ( ex ) PM, ity ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:51
xxx
(
12/10/2009 16:30)
miala ndefo
ramiala i ndefo tokony hiala koa tgv,io no fanafody mety sy tsara indrindra,niara niditra dia miara-mivaoka koa ,sa :?: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 22:21
cutie
(
12/10/2009 13:49)
NY HALEMEMPANAHY
Aza mamela na oviana na oviana
olona iray manatona anao
Ka hiverina tsy nihatsara sy falifaly kokoa.
Aoka ianao ho fanehoana
ny halemempanahin' Andrianamanitra.
Halemempanahy eo @ endrikao
sy e...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/10/2009 22:10
rakapy
(
12/10/2009 12:23)
Meloka ve izay tsy kristianina?
Raha dinihina sy jerena ny momba ny fivavahana kristianina eny fa na ny fivavahana hafa koa aza dia toa manameloka sy manilika izay tsy mitovy firehana aminy.
Inona no tena natony?...
tohiny
novalian'i wrath ny 21/12/2009 19:37
vatofototra
(
12/10/2009 11:30)
REGARDER VIDEO Week-End marathon au sommet de l'Etat le 09 -
REGARDER VIDEO Week-End marathon au sommet de l'Etat le 09 -11 octobre 2009.
Arrivée du nouveau Premier Ministre Mangalaza Eugène.
Refus et déclaration de candidature de Monja Roindefo.
Nomin...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/10/2009 15:37
LazaDaddy
(
12/10/2009 11:02)
Fianarana
Mba amporisiho hianatra ihany ny ankizy lehiretsy!...
tohiny
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 10:51
terrywui
(
12/10/2009 10:42)
Midona amin rindrina foan ry GTT tato ho ato !!
Tsisy rah manjary rah ny politikan'ny TIM amzao fotoana izao fa ze ataony ty midona daholo ! ry zalah kou samy te ho lohany daholo nefa ny tena marina vodiny daholo kou hon hon hon !! de ny TGV amin'n...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/10/2009 10:13
swann
(
12/10/2009 10:16)
faha10 taona serasera! an'ny TIM iny de nipirina kely zahay
Tena nanatrika tao mihitsy ah ry sipagaigy a ! enao no tsy nahita ahy ! ary raha niantso ny "namana"ianao de nanantona soamantsara teny ny tenanay saingy .......fetin'ny TIM iny fa tsy an'ny TGV ka ts...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 15/10/2009 08:31
terrywui
(
12/10/2009 10:01)
Ts itako ze mahatery mafy ny TIM amzany kléé!!
Na Ndefo na Ngalaza no eo de adin'ny ao antokatrano mazava be izany ka inona ary no mahamendy anareo Tim e! mandamina ny Fitondrana eo antananay sy tarihinay izahay !!! izany hoe manao izay maha tsara...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 12:25
bibidia
(
12/10/2009 09:54)
nitady vady tany dago hitanatara ny diako aho
tafaverina avy any dao t@ 8 oct aho . Indrisy anefa negatif tanteraka ny diako hoa hitady vady . tSY mahay mi-koty sipa any dago intsony aho. izaho koa moa eafa somary zokiny ihany sipa tadiaviko 30 a...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2009 13:13
ravatorano
(
12/10/2009 06:16)
afro-basket women 2009 madagascar
mendri-piderana ny mpilalao basket malagasy vehivay omaly raha nandresy andry zareo avy ao afrika atsimo tamin'ny isa 101-73.
Antokoa iray hahafahatsika hiakatra amin'ny dingana manaraka izy io
Efa ...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 20/10/2009 22:00
ravatorano
(
12/10/2009 05:54)
tavela tanteraka izany izao Ingahy Monja Roindefo !
mahatsiaro fa tena voa mafy mihitsy amin'izao fotoana izao ingahy Monja Roindefo ary toy ny voafitaka ary voatoraka lefona avy any ivoho ny fiheverany ny tenany.
Na mbola tsy voasonia aza moa ny vol...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2009 22:52
rabaradaka
(
12/10/2009 05:11)
Voafitaka sahady i dadatoa Mangalaza Eugène
Asa na tsy fahaizana (nefa ange ka manampahaizana be ity PM ity e) na tsy tehahalala koa fa dia nekeny ny fanendren'ny Andry TGV azy ho PM. Fantany tsara anefa fa aorian'ny sonian'ny 4 movansy vao tok...
tohiny
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 15:46
LazaDaddy
(
12/10/2009 00:15)
Kristianina
Ireto misy didy nomen'i Kristy:
- tiavo Jehova Andriamanitra @ fonao rehetra
- tiavo ny namanao sy ny fahavalonao
- mandehana ataovy mpianatro ny firenena rehetra
- izay te hanaraka ahy dia tsimai...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/10/2009 05:16
vatofototra
(
11/10/2009 20:27)
REGARDER VIDEO Nomination PM MANGALAZA 11oct09
REGARDER VIDEO Nomination Premier Ministre
MANGALAZA Eugène
11 octobre 2009
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 12:43
