Liste des messages
Liste des messages, inserés par mitapiwui, par ordre de date
mitapiwui
(
23/12/2009 14:22)
tena loza tsiroamantany hay
tena loza ry zareo an hay ve ka tsy misy intsony ny miaramila mpanaraka an'i rajoelina ity ,jereo tsara anie ireo miaramila teny tsimbazaza omaly e
toa rajako tao @ parc botanique no nomena basy sy ...
suite
répondu par xxxw le 23/12/2009 16:07
mitapiwui
(
22/12/2009 21:29)
tafiditra tao antsimbazaza ihany ny mouvance an'i zafy
loza fa tafiditra tao tsimbazaza ihany ny mouvance an'i zafy albert sy ratsiraka ,hay tao @ LE PARC BOTANIQUE ET ZOOLOGIQUE DE TSIMBAZAZA
ry lerony no nihinana banane hoany lemurien sy ny maky
ho...
suite
répondu par pikatti le 23/12/2009 12:19
mitapiwui
(
20/11/2009 20:10)
ireo pronostic mety ho lasa minisitra radem
Asa zay fahamarinany aloha fa rahampitso vao tena hita raha raikitra e!
Par mouvance:
Mouvance Rajoelina :
Ny Hasina Andriamanjato, VPM Economie
Julien Razafimanjato, Ministre Education Nati...
suite
répondu par xxx le 21/11/2009 13:35
mitapiwui
(
16/10/2009 09:53)
fandresena mihezinezina hoany presedent andry rajoelina
raha t@ janvier 2009 raha tadidintsika dia inona avy no notakiany ANDRY
ny fialan'i ravalomanana tsy ho president
ny fametrahana ny tetezamita izay tarihiny
misaotra anao Dramé debile mentale iz...
suite
répondu par Ratoa le 16/10/2009 20:17
mitapiwui
(
12/10/2009 17:24)
anti tim-gtt miaraka @ fianakams
atao izay hisavoritahan'ny HAT, sy ny équipany dia hafantoka @ izay ny resaka , hasavorovoro ny lohan'ny mpitolona teny @ 13 mai @ izay vaky 2, atao izay hifandrafesan'ny filoha sy ny ( ex ) PM, ity ...
suite
répondu par pikatti le 14/10/2009 22:51
mitapiwui
(
10/10/2009 12:28)
efa tonga ato ny fianakams hanotrona ny president Andry
aiza ny tim gtt fa lasa nitsoaka ,kely aina aby
matahotra goaka ny kalaky voudy
hon hon hon hon hon ...
suite
répondu par pikatti le 12/10/2009 22:35
mitapiwui
(
06/10/2009 19:56)
mamangy ny fahoriana daholo ooooooo
mamangy ny fahoriana daholo o ,aza be konetako intsony dia teneno ny ankizy eny @ magro hiasa @ izay fa ho tonga ny vola be avy any @ firenena mikambana,hon hon hon hon hon ,mampamangy e :* :* :* ...
suite
répondu par pikatti le 07/10/2009 23:29
mitapiwui
(
06/10/2009 13:21)
vaovao farany vao nilatsaka
voatazona ho president ny transition i Andry rajoelina fa ny premier ministre no consensuel ,hon hon hon hon
ho ela velona anie ny president de la republique de madagascar ...
suite
répondu par Papoose le 06/10/2009 17:05
mitapiwui
(
06/10/2009 07:28)
vahoaka marobe no milahatra ao carlton ao
efa tonga ao dadolo ny fianakams rehetra ,ary dia efa maro be izahay no ao miaraka @ banderole
http://www.orange.mg/
kly Ravalomanan dia namanay satria izahay ihany no mahazo milahatra goaka ny vou...
suite
répondu par xxx le 06/10/2009 12:07
