anti tim-gtt miaraka @ fianakams

1. mitapiwui ( 12/10/2009 17:24)
atao izay hisavoritahan'ny HAT, sy ny équipany dia hafantoka @ izay ny resaka , hasavorovoro ny lohan'ny mpitolona teny @ 13 mai @ izay vaky 2, atao izay hifandrafesan'ny filoha sy ny ( ex ) PM, ity farany koa moa maivandoha
izany rehetra izany dia " Manipulation'ny MAGRO, fetisaonn, sy ra8 " de leo ny olona ary hitady an dra8 indray.. izany aloha tsy hisy ..... ahafahana mampiditra ny dadan'ny sasany eto Madagasikara , izay tsy ekena mihitsy!!!
6 volana monja izay no
- namonoan-dRavalomanana ny malagasy mitovy aminy,
- nanitsakitsahiny ny mpandraharaha,
- nangalàrana ny volampanjakàna 2 milliard/ jours, -
-fanakatonana haino aman-jery
fanagadràna @ tsy misy antony,
maraina atao minisitra dia hariva esorina à toerany le olona
NOVOKISANY RONONO NY GASY DIA REVO TAO
OMENY YAOURT IANAO DE AVY EO ZIMBAZIMBAINY NY TAOLAM BALON NY HAVANAO
80 MILLIONS DE DOLLARS VOLAM BAHOAKA !!! ANY @ SÖLÖLAT NO HIAFARANY
IZANY NO OLONA TADIAVINA HAVERINA ETO , TSIA
VENTESINA ISAN ANDRO ISAN ANDRO NY POINT FAIBLE AN LE FILOHA H A T MBA HAMPANADINOINA NY HELOKA BE VAVA, CRIME DE SANG, CONTRE L HUMANITE VITAN IO RANGAHY IO
NY LASA TSY FANADINO

novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:51
2. xxx ( 12/10/2009 17:43)
Afaka TSARA ve ny alahelon'elah ry wiwi
ary sepotra BE elah zany, moramora ihany sao maty eo klé =))
Ea tsy lasa ntsony io jiolahy io ,mpamono malagasy,mpamadika n'y mpiara-nitolona aminy,mpilelaka frantsay,mpanodim/bola, maivan-doha,tsisyhazon-damosina,.....bref sans valeur !!!aza manodin-dresaka elah
3. mitapiwui ( 12/10/2009 17:54)
miseho ry kanosa lahy ty an matahotra ny goaka voudy ve e
hoavy izahy miaraka ny fianakms maro hanakorontana ny manifestation lisany eto paris ka hifampitady eo e ,ny fanjakana frantsay efa manohana anay
hon hon hon hon hon hon hon hon
4. xxx ( 12/10/2009 17:58)
F'iza no miteny @ i bado fa Paris , sao de tsy mahita TSARA rangah ty :idea:
5. mitapiwui ( 12/10/2009 18:09)
misy manif tim gtt eto paris ka
6. xxx ( 12/10/2009 18:33)
vaky vava any toi fa ataovy,sady efa misy sarin'elah mandedeh any
7. mitapiwui ( 12/10/2009 18:45)
way aza matahoaka e ,fa ho avy any ny fianakams folo mitsamina miaraka ny gtt complice mitondra big boss sy hanakorontana ny manif ao paris ,ho vitainay ao daholo ireny miseho be vava eto ireny
hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon h
8. pikatti ( 12/10/2009 18:53)
Lasa bala rora ndray ny adin'elah ato zany klé,ahoana leity wiwi,de tsy mety hiala zany Roindefo
Inona leity ty hon hon ty ,fa aiza elah zany no miteny ?sao de ny derika fa maimbo elah zany
:-D :-D
9. mitapiwui ( 12/10/2009 19:31)

Si les Français étaient moins con, il vireraient tous ces abruti de GTT qui se jouent leur révolution de salon, avec des théories toutes plus débiles les unes que les autres.
Tous à la mer les GTT et nager vite vers votre pays de branleurs. vous verrez la réalité en face !
Tas de cloportes
Bande de chiens
hon hon hon hon hon hon
10. pikatti ( 12/10/2009 19:36)
hoy mitapipi 2
,ny fanjakana frantsay efa manohana anay

hoy mitapipi8Si
les Français étaient moins con,

:-D :-D :-D
11. ifiona ( 12/10/2009 19:39)
mitapiwui :*
12. pikatti ( 12/10/2009 19:42)
slt ifiona
mampahery be kosa le izy e, avia lesy ry mitapipi a,miverena elah tsisy mamono olona eto :lol:
13. ifiona ( 12/10/2009 19:46)
pikatti :?: 8O :miam: :snif:

不信任的是我?
14. mitapiwui ( 12/10/2009 19:47)
spisy de konasy zitete
hon hon hon hon
15. ifiona ( 12/10/2009 19:52)
mitapiwui > のようなもの嫌いな自分


:-D :-D :-D
16. pikatti ( 12/10/2009 19:54)
ifiona
不信任的是我?=recherche google en coréen
17. mitapiwui ( 12/10/2009 20:28)
inona daholo izao e? lasa vedety mihitsy zany ny fianakams an
hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon
18. pikatti ( 12/10/2009 20:37)
のようなもの嫌いな自分? inona ndray io ry Ifiona
:lol:
19. STONG ( 12/10/2009 20:55)
Tsy hitako mihitsy izay maha samy hafa an'i Ra8 sy ilay TGV
20. xxx ( 12/10/2009 20:57)
izy ity anie ry tongy mba mifanala kely eto e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1604