anti tim-gtt miaraka @ fianakams

21. STONG ( 12/10/2009 20:58)
Ra zay d ekena :)
22. xxx ( 12/10/2009 21:01)
ary tongy izany avy aiza fa toa olo mbaovao e
sa fianakams koa fa moty hendry be aloha
23. STONG ( 12/10/2009 21:04)
Kotozafy ihany no lexis ry kama :)
24. pikatti ( 12/10/2009 21:05)
andraso aloha hoe hita eto ny fandehany tong fa mody neutre eo, fa ahoana no tena
Tsy hitako mihitsy izay maha samy hafa an'i Ra8 sy ilay TGV


mahatonga anela hiteny an'zany ry tong
25. pikatti ( 12/10/2009 21:06)
andraso aloha hoe hita eto ny fandehany tong fa mody neutre eo,
Tsy hitako mihitsy izay maha samy hafa an'i Ra8 sy ilay TGV


fa ahoana no tena mahatonga anela hiteny an'zany ry tong
26. STONG ( 12/10/2009 21:11)
K ts zay efa nataon-dra8 ihany v lay ataon'i TGV @ mpikomy e? :wink:
27. Papoose ( 12/10/2009 21:11)
:lol: :lol: :lol: raikitra ko etsy ny teny tsy fantatro :lol: :lol: :lol:
28. STONG ( 12/10/2009 21:13)
Papoose:

:lol: :lol: :lol: raikitra ko etsy ny teny tsy fantatro :lol: :lol: :lol:



ohatra? :)
29. pikatti ( 12/10/2009 21:17)
Nilatsahan'ny fanahy masina é :-D
Ka ts zay efa nataon-dra8 ihany v lay ataon'i TGV @ mpikomy e?

fa inona no mitranga ao zao é :idea:
30. STONG ( 12/10/2009 21:20)
K zah kou aza manotany tena klé ? :)
31. pikatti ( 12/10/2009 21:23)
Mianara tsara elah aloha oz lazounet,efa misy site be de be ao nomen'i Billy de mazotoa :lol:
32. STONG ( 12/10/2009 21:25)
Ra ts misy resaka politik dia hianatra aho,sinon kedal :)
33. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:27)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
34. STONG ( 12/10/2009 21:29)
ndotofetsy:

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))


Chuutttt, heno hatrany afrik ny fihomehanareo :)
35. pikatti ( 12/10/2009 21:34)
Soloy @ zay io saritavan'elah io ry ndontofetsy kle ,i Roindefo any tsy te hihomehy ntsony zao
:-D :-D
36. STONG ( 12/10/2009 21:38)
pikatti:

Soloy @ zay io saritavan'elah io ry ndontofetsy kle ,i Roindefo any tsy te hihomehy ntsony zao
:-D :-D



@zay lay sary mitovy @ peugeot J9
37. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:51)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :P :P
38. pikatti ( 12/10/2009 21:54)
@zay lay sary mitovy @ peugeot J9

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
39. xxx ( 14/10/2009 10:08)
TSY mankaiza le anti-gtt fa VITSY KELY MAPALAHELO é,efa diso fantatra hatry ny ela fa miaraka aminao ny vazaha vitsy an'isa fa tsy izy rehetra kanefa enareo tgvendrana tsy ba sahy manao manif raha ba misy fety kely

hataonareo aza ny sasany MIONDRIKA 2 ery halaina sary fa ba MENATRA ihany

le toetsainareo aloha DIA Tsy BA ANKITROKELY FA TENA MIFOTETAKA @tany mihosimbovoka mihintsy ,indrisy MAFY REFA VENDRANA ,hataon'ny tsotsoka tohatra fiakarana dia manao ,indrisy ny havendranako ry tgv !
40. pikatti ( 14/10/2009 22:51)
e toetsainareo aloha DIA Tsy BA ANKITROKELY FA TENA MIFOTETAKA @tany mihosimbovoka mihintsy ,indrisy MAFY REFA VENDRANA

ahoana ndray wiwi ,tena mampalahelo marina lisany zany klé,manaova clonage ps bobaka be é :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077