tafiditra tao antsimbazaza ihany ny mouvance an'i zafy
1. mitapiwui
(
22/12/2009 21:29)
loza fa tafiditra tao tsimbazaza ihany ny mouvance an'i zafy albert sy ratsiraka ,hay tao @ LE PARC BOTANIQUE ET ZOOLOGIQUE DE TSIMBAZAZA
ry lerony no nihinana banane hoany lemurien sy ny maky
hon hon hon hon ,ny mouvance ra8 no nivarotra an'ireo
ry lerony no nihinana banane hoany lemurien sy ny maky
hon hon hon hon ,ny mouvance ra8 no nivarotra an'ireo
novalian'i pikatti ny 23/12/2009 12:19
4. ndotofetsy
(
22/12/2009 22:10)
ary kay hita tao @ zoo koa le mitapy ty hon hon hon =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. fijo
(
22/12/2009 22:13)
hhihihih aza lanian'ialahy isany ny akondra fa ny hazo efa amidin'ialahy isany aby,de ny akondro koa ve no horobaina le annn a
7. mitapiwui
(
22/12/2009 22:15)
laninay ny banana jaune dia bois de rose indray no desert e :-D :-D :-D
8. ndotofetsy
(
22/12/2009 22:17)
mbola ho avy ny fanondranana fivaviana sy filahiana raha izao no mitohy
13. bekafara
(
22/12/2009 22:49)
raha tsy mahatoky ialahy dia www.kinindinosy.mg jerena efa nalefako ihany le lien fa tsy nety e
15. terrywui
(
23/12/2009 11:37)
tafiditra tao Tsimbazaza ihany fa kay efa nandrasan'ny miaramila tao de vopaingotra tsi11 tao izy rehetra ! de inona no niafarany ? nampisotroina pipitsaka tsi11 ry le 3mvs tsi11 de nalefa hody aby amzay hin hin hin hon hon hon hher her her :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. terrywiui
(
23/12/2009 11:41)
Miady antrano ny EMMOT sy FIS fa iza no nandefa grenady tao e, mansaka ny FIS DE PT
Efa bahazo visa dôly ny menbres HAT hitsoaka :-D :-D :-D :-D
Efa bahazo visa dôly ny menbres HAT hitsoaka :-D :-D :-D :-D
