vahoaka marobe no milahatra ao carlton ao

1. mitapiwui ( 06/10/2009 07:28)
efa tonga ao dadolo ny fianakams rehetra ,ary dia efa maro be izahay no ao miaraka @ banderole
http://www.orange.mg/
kly Ravalomanan dia namanay satria izahay ihany no mahazo milahatra goaka ny voudy raha tsy mahay miaina eo
hon hon hon hon hon hon
répondu par xxx le 06/10/2009 12:07
2. xxx ( 06/10/2009 08:23)
olona 50 no isany ry lerony ao mitondra mega phone mitabataba hoe tsy ilaina ny GIC ,ireo izany le vahoaka lazaina fa fahoaka be hono?
ireo izany le fianakams ,ary tena loza dia miaramila 2camions miaraka fis no tonga nanaparitaka an'ireo ,sarin'ady
3. xxx ( 06/10/2009 10:00)
Mampmé be ry VENDRANA sans VALEUR FA vao tonga indray zao jean PING DIA mahazo lesona ny JIOLAHY ratsy taiza nareo nataony hoe tsy manao négociations zany fa MAPUTO ,jereo fa ny gazety rehetra eto MCAR dia nilaza an'io,LANY HENATRA oa RADOMELINA taiza ny olona mangataka reconnaissance indray no manao chantage ,jereo enao ry mitapy oui lasa nivika fa avy dia nisoratena hoe MITAPY Wui!!!!hihihihiMAHATATESA VALIKITSAKA é,hataOVy ny cinéma ,ga tsy fantatry ny GIC fa ny mpomba ny I SANS VALEUR ireny teny IVATO ireny hihihi azA mba DONDRINA oa fa voahaozona DONDRINA SY VENDRANA fa maninona no TSY MANDAITRA LAVA IZAO NY TETI-DRATSYNAREOklé?HIHIHI!!!!!!!!
NY légalistes BE VALEUR tsy nifangaro taminareo fa nijanona MIHAJA ENY @MAGRO,AO TSRA VE RY TGVENDRANA mpiteti-dratsy A!!!!
Dia mody aseho @GIC zany hoe naparitakin'ny miaramila ny olona madrahona ny GIC ?nefa ireo olona kely 50 ireo efa voakarama bobon anglais sa inona indray ta@ty????eise é!mila nySANS VALEUR NA TINY NA TSY TINY sinon fitsarana INTERNATIONAL no miandry an'io!!dieny bola tsy tena TARA!
4. xxx ( 06/10/2009 10:09)
Nisy lettre A ny teny nofaranako etsy ambony MIALA NY VENDRANA NA TINY na TSY TINY no tiko lazaina fa "tsy mila ",mazava ho azy tsy MILA TGVENDRANA ny Malagasy !
MCAR tsy hamidy tsy hatakalo @ ny TSOTSOKA .
5. ntss ( 06/10/2009 10:23)
xxx

Asehoy oa ny pseudo f'aza manao GTT autruche e!
Mbola aiza ny hahazo an'lisany e!
6. xxx ( 06/10/2009 10:31)
marenina e, efa miandry sazy i kelifigontra :evil: :evil:
7. mitapiwui ( 06/10/2009 10:57)
hon hon hon hon hon ,GIC efa mivika
8. xxx ( 06/10/2009 11:03)
Enao koa asehoy ny tena nom sy prénom -nao f'aza mitondra ps MIVIKA ?firy ny ps entinao eto ,mitovy amiko na ps na xxx,refa tsy mahatanty dia akombony ny vava mpamafy lainga ,arosoy indray ny manaraka é!hi hihi!
9. mitapiwui ( 06/10/2009 11:34)
miseho elahy ry tim gtt f'aza be serimonina ao an efa hany aloha ny tanana,PM monja i Andry no president hon hon hon hon ,ary nankaiza ny dadany sasany e,
voany sida any afrika du sud hon hon hon
10. xxx ( 06/10/2009 12:07)
marenina e, efa miandry sazy i kelifigontra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.092