mamangy ny fahoriana daholo ooooooo

1. mitapiwui ( 06/10/2009 19:56)
mamangy ny fahoriana daholo o ,aza be konetako intsony dia teneno ny ankizy eny @ magro hiasa @ izay fa ho tonga ny vola be avy any @ firenena mikambana,hon hon hon hon hon ,mampamangy e :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 23:29
2. xxx ( 06/10/2009 20:12)
=)) =)) :-D :-D =)) ,maty ah GTT!!
3. locl ( 06/10/2009 20:18)
Hianao azy moa mba mamangy fahoriana ny tenanao, tsy hitako izay naharesy ny gtt teo sy ny eny @ magro au contraire tsara mihintsy ny tsy nisy Rav8 eo amin'iazay dia hainao tsara le hiran'ny bodo hoe "ny vao tsy manitra no ratsy fa ny tota iray ihany", nareo no vakivaky toy ny tain'alika tratran'ny masoandro.
4. Ratoa ( 06/10/2009 20:48)
maty ah GTT!!


Fa naninona kay ny GTT? ny TGV izao no miverin-dàlana sy mangataka vola ombeny ombeny? (sahala amin'ny alika miverina amin'ny efa naloany.... Ekeeny aloha i Maputo II dia iny fa mangataka hoe: "manaikyaho raha omenareo vola " hoy i Andry. Dia ny vahoaka malagasy no ataony sorona eo anolohana anefa izy no mamotika ny toekarena !!! Dia navotsitra i Roindefo tezitra be!!! esy é tvgend....

5. xxx ( 06/10/2009 20:52)
esy é ry dada eh! :-D :-D
6. xxx ( 06/10/2009 21:10)
raha izao no mahafaly anelisany d mifalia aloha fa ho hitan'élà ihany ny fahoriana rehefa tonga ny fifidianana ka holany indray ilay raikalahy faha-2!
7. gasmlay ( 06/10/2009 21:19)
raha mbola ahazo hilatsaka i dada?? :roll:
8. fijo ( 06/10/2009 21:38)
ahoana moa no tsy ahazo hilatsaka???????tsy misy magro voa izany aloha izao.i monja no very eto aloha
9. dadabe ( 06/10/2009 22:34)
hay ve izany no vaovao e :-w :-w
10. AndriambyII ( 06/10/2009 23:03)
Aleo mba hankahery tena kosa ny sasany raha izay no hitany fa mampety ny fiainany kou !!
11. Papoose ( 06/10/2009 23:05)
:lol: :lol: :lol: :lol:
12. tenagasy ( 06/10/2009 23:16)
13. Papoose ( 06/10/2009 23:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D toa averina foana? sao de tsy hita tsara ve?
14. AndriambyII ( 06/10/2009 23:32)
aleo hitohy ny tantara é , mba milay ihany ny paika nalefany tao ,.
15. pikatti ( 06/10/2009 23:40)
maneho ny fomba fahitany azy kosa izy ry papoose a, :-D
hifampilako @ zay ry zalahy actionnaires t@ iny coup d'état iny sy ny débiteur bitrovoalavo fa jereo tsara ny fandehany,io le faly sahirana hotran'ny akohokely notsipiazana fotsim-bary
16. Papoose ( 07/10/2009 03:39)
fahitana tokana miverina in....xxx ve tsss :-D
17. xxx ( 07/10/2009 03:42)
ka izy ary mbola mitady toerana misy forum hafa hampitainy ny hafany kou , azy ndray iny ry papoose raha mazoto izy é :-D
18. pikatti ( 07/10/2009 23:29)
nakaiza ndray tsenagasy zay klé,mbola nirody tany @ forum hafa tany ndray ve bainn a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453