efa tonga ato ny fianakams hanotrona ny president Andry

1. mitapiwui ( 10/10/2009 12:28)
aiza ny tim gtt fa lasa nitsoaka ,kely aina aby
matahotra goaka ny kalaky voudy
hon hon hon hon hon
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 22:35
2. xxx ( 10/10/2009 12:31)
Asehoy eo ny maha DECHET-NY SOCIETE MALAGASY ANaO RY mitapy wui a!
arosoy indray ny lainga manaraka!!!hih hiohi hia hia !!!!!!!!!!!!
3. mitapiwui ( 10/10/2009 12:35)
izao dia mitetika ny handefa mercenaire i ra8 hoe azo atao hono ny manao coup d'etat ,hita mihitsy ny maha vendrana azy
iza no niteny azy hoe omeo an'ny miaramila ny fitondrana
hon hon hon hon hon hon sanana be ireto tim gtt no kanosa mbola aiza no hanjo an ialahy isany e mbola goaka avy ny voudy
hon hon hon hon hon hon hon
4. ndotofetsy ( 10/10/2009 12:42)
:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. mitapiwui ( 10/10/2009 13:02)
inona koa no mampihomehy an le dodotahy ity eto
6. locl ( 10/10/2009 13:38)
Hita fa mpihomehy, dia fière ery ve nareo hampiseho io andry io nefa olona sans valeur et qualité.

Vendrana

:p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p
7. mitapiwui ( 10/10/2009 13:47)
ny ra8 nareo anie mpangalatra tanin'olona sy rakotra e,bodoiny daholo ny fanan'olona ,aleonay un dj ,mamy gotso ny conseiller pm miaraka @ dadah fordophin ka tonga @ fitenenana hoe tsy asioko limitiny io
hatramin'ny fandresena farany
8. ntss ( 10/10/2009 13:53)
Raha fetsy zao ra8 de manao tsipaky ny miala aina miditra forcé eto de ze aleany aleany.
9. dadabe ( 10/10/2009 14:18)
ouadrayy le
10. vitamatavy ( 10/10/2009 14:46)
tsy hita intsony ity sera2 fa toa mivaona be le resaka
11. dadabe ( 11/10/2009 18:03)
yee :roll:
12. ndotofetsy ( 11/10/2009 20:00)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
vanivany de ampy
=)) =)) =)) =))
13. pikatti ( 12/10/2009 22:35)
Hita fa mpihomehy, dia fière ery ve nareo hampiseho io andry io nefa olona sans valeur et sans qualité.

Maty aho Gasikarako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445