REGARDER VIDEO Week-End marathon au sommet de l'Etat le 09 -

1. vatofototra ( 12/10/2009 11:30)
REGARDER VIDEO Week-End marathon au sommet de l'Etat le 09 -11 octobre 2009.

Arrivée du nouveau Premier Ministre Mangalaza Eugène.
Refus et déclaration de candidature de Monja Roindefo.
Nomination par Andry Rajoelina du nouveau Premier ministre.
Poursuite réunion médiateur avec les mouvances pour la répartition des postes.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i xxx ny 12/10/2009 15:37
2. swann ( 12/10/2009 11:37)
ary vao teraka le ANDRYwui vaovao defa nosakanan'i hery sahady nefa milaza fa tsy momba ny atsy ee!! misy TGV ao amin Admin ee! inona ndray zao no fahotan'iny andrywui vao teraka vao teo iny ???? tsss resaka laisoa fotsiny ny analah ra-hery fa manindrona ivoho elah a !! tsy azo itokisana !! tsy olana fa sakano ndray iny zaza vao teraka vao teo iny eeee!!
3. pikatti ( 12/10/2009 12:17)
:-D :-D :-D
Fa hataon'elah inona leity PS be de be sa mba @zay 15 lahy fictifs lisany hotran'ny le mba tao @ 10 ans serasera ve,lisany marina de foza tsy tonga akory nefa ny ambiansy nilaybe,
sa mba te hiresaka irery ato?
Zaran'elah aza tsy nasoriko teo koa i terrywui sy ntss sy gasmilay,reo aloha mba hampiresahina fa ty contre façon andrywui ty efa lasa vovoka(@ 1er Nov elah manatitra razy any é),aza de be taraina loatra fa tsisy hiasana,
Hay ve misy ilàna azy le serasera é :lol:
4. patrick2002 ( 12/10/2009 13:40)
dia misaotra ry vatofototra nampita ny vaovao ,mankasitraka tompoko. :-w :-w
5. pikatti ( 12/10/2009 13:54)
De makà ohatra elah ry rapaty fa tsy reny tsaho à la foza reny no entina eto :-D
6. mitapiwui ( 12/10/2009 14:52)
ny fahatahorana ny fianakams daholo izao manaporofo fa mahery izahay eto
hon hon hon hon hon hon hon hon
7. Rajakoo ( 12/10/2009 15:20)
Fa tena mitapy tokoa ve ty mitawipipi ty e :-D
8. xxx ( 12/10/2009 15:37)
Olona miteny rery ve nama tsy adala a :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0712