Voafitaka sahady i dadatoa Mangalaza Eugène

1. rabaradaka ( 12/10/2009 05:11)
Asa na tsy fahaizana (nefa ange ka manampahaizana be ity PM ity e) na tsy tehahalala koa fa dia nekeny ny fanendren'ny Andry TGV azy ho PM. Fantany tsara anefa fa aorian'ny sonian'ny 4 movansy vao tokony hisy fanendrena PM ofisialy. Fitaka ratsy sahady ho an'ni Mangalaza io ary tsy hateza eo io dadatoa Mangalaza io raha izao no fandehany.
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 15:46
2. saranga ( 12/10/2009 05:31)
Marina ny an'i zoky rabaradaka fa tena lalaovin'i Andry sahady i Mangalaza. Tena henjana ity Andry ity raha hilalao olona, aiza ve ka olon-dehibe toa an'i Mangalaza dia sahiny fitahina sahady !!Ka i Odon Razanakolona ray aman-dreny lehibe ireny aza nolalaoviny toy ny saribakoly ko !!
3. ifiona ( 12/10/2009 05:31)
manaona tompoko ô!

hita oa e! ny an' i Andry Rajoelina anie ka vengeance personnelle @ Roindefo fotsiny no nahatonga anazy nanao an'iny décret sans valeur iny e! mba hampisehoana hoe za no mafy no elah!!

=(( :miam: :snif:
4. tangalamaitso ( 12/10/2009 07:39)
Salanitra daholo indray e!

Efa ela tokoa aho no tsy niserasera teto, koa dia faly miarahaba antsika rehetra tsy an-kanavaka. Misaotra ny mpandrindra tsy nanadino ahy. Misaotra ihany koa @ ezaka fanatsaràna. Miarahaba tratry ny faha 10 taona.

Hiverina @ Lohateny aho. Lasa aloha loatra ny resaka mikasika an'Atoa isany Andry TGV sy Mangalaza raha ny fahitàko azy. Ka aleo mitandrina sao voasarika @ resaka tsy dia zava-dehibe ny saintsika.

Ny tokony ifantohan'ny saina @ izao, dia ny hoe: rahoviana ary aiza no hihaona izy efatra mirahalahy mianaka hanohy ny dinika sy hanapaka farany ny @ izay olona hitondra ny rafitra tetezamita ? Amiko dia toy ny mbola soso-kevitra ihany no nivoaka teny @ Carlton ny 6 Oktobra lasa teo. Io soso-kevitra io dia mbola azo iadiana hevitra tsara mialohan'ny handaniana sy hanaovantsonia azy. Tsy tokony mbola hisy fanendrena izany raha tsy efa nifanaraka tsara ary nanao sonia izy efatra mirahalahy mianaka.

Tsy mety kosa aloha ny hanankina @ olona tsy matotra sy manaotao foana toy izany (manongam-panjàkàna, mandray fanapahankevitra tsy ampiheverana, ...) ny fitondràna ny tetezamita sy ny Firenena e !
5. rabaradaka ( 12/10/2009 07:47)
Ny manaitra ny maso ange ry dadatoa isany dia ny fahasahian'ity Andry TGV ity manendry an'i Mangalaza nefa ny dina nifanaovana aza mbola tsy vita sonia. Ny 18 sy 19 oktobra no hihaona indray izy efatra mirahalahy mianaka ary mety ho any Genève na Etats Unis. NY mahalasa eritreritra dia ny hoe fahasahiana sa mamono lolo sa tsy firaharahiana no ataon'ity Andry TGV ity ny firenentsika. Dia mahagaga fa tsy mbola sahy mijoro hatrany ny vahoaka manoloana izao fanitsakitsahana izao.
6. mathla ( 12/10/2009 07:50)
Izaho manokana koa aloha dia mahita fa tena mifono zavatra hafahafa izao raharaha izao. Tsy dia mahagaga moa io rehefa ny deba no miditra an-tsehatra sy eny ambony kianja. Feno suspens ny fiainana politika miaraka aminy.
Fa dia samy eto sika mahita izy.........
Hisy prolongation ve ity match ity sa dia hisaraka amin'ny fandresena mazava sa tsy maintsy hisy ny tir au but?'????
Raha ny hita dia ny arbitre no mifandimby mitsara ny lalao hatramin'izao, ka tsy hay tsony na Ra-Joakim na Ra-Pingy no tena albitre santraly am-zao. Ny mazava dia ny albitra de tousy de ny Frant(s)ay sy ny Zamerika.
7. rabaradaka ( 12/10/2009 08:11)
Ny arbitre dadatoa tena tsy mamely a, izy ireo indray no milalao eny ambony kianja. Fa izao no tsarovy : mbola ho ady be ny hanesorana an'i Monja sy ny hanendrena izay ho Ministre. Tena fizarana gateau ity lalao politika ity. Samia mahatsiaro tena hoe tsy izy na izy izao ady saritaka izao e !
8. mathla ( 12/10/2009 08:31)
Ka eo ndrindra mintsy tsika izao. Toa izay manana tombon-tsoa no milatsaka manao arbitre sa izay nahazo felaka misimisy tany ambadika.
Raha izao dia hita fa mbola tena mistery lehibe io fihaonana fanaovan-tsonia io satria na ny kianja hilalaovana aza dia tena fidina fatratra, ny daty hilalaovana koa toa nahemotra lavidavitra kely. Mba hahafahana manao inona sy miomana amin'ny inona io? Sa mbola misy pitsopitsony mbola verifie-na tsara, sa mbola misy kotrana manokana ataon'ireo mpilalao?
Ny Mangahazo aloha dia efa masaka fa Ra... Vahiny ny mpihinana azy sisa andrasana.
9. Mirananirina ( 12/10/2009 08:31)
hita oa e! ny an' i Andry Rajoelina anie ka vengeance personnelle @ Roindefo fotsiny no nahatonga anazy nanao an'iny décret sans valeur iny e! mba hampisehoana hoe za no mafy no elah!!

ary io mihitsy ny toetrany...manao valifaty hatrany hatrany.....be hambo,nefa diso toerana.
10. yonikafopl ( 12/10/2009 08:36)
ny ahy ny mahalotika ana amreo albitra reo de misy ny favoritisma ao, na asa na albitra vovidy koa fa manao fitsarana miangatra.
Reny tam maputo reny, n 3 mouvansa manaiky fa i andry rery no midongy, de arahana ambokony ny ataony, milaza ny hihaona am base izy vo hanapakevitra, de iny nolaviny iny iarahanahita, de nanaiky ny hanova ny tapaka tany ry zareo albitra.
Zao nefa ny mouvansa ra8 tsy manaiky, toa tadiavinjareo atao tery vaimanta fotsiny le izy, nefa de hita zao fa zavatra mifanohitra tam tapaka tany maputo ty sosokevitra tadiaviny hatao kopsoroka.

Ka io hoy aho hoe, mifohaza ry vahoaka mbola matory, tohero ny tsy rariny tadiavin'ny hafa hatao amin'ny taninao.

Tsy misy afa tsy ny vahoaka no maneho ny heviny sy manohitra ny hoentin'i Andry.
Fa ra manaikyeo ny vahoaka, de eo no raisina, vita hatreo ny ho avin'ny taranaka.
11. ntss ( 12/10/2009 08:42)
Mibarareoka njay ny O.M

Na ho ela na ho haingana tsy maintsy i Andry Rajoelina foana no hamoaka Decret hanendrena io Praiminitra io, sady eken'ny Mouvance 4 (sauf Ravalomanana irery) no eken'ny CI.

Aleo izy hiasa fa nenareo raha tsy Ravalomanana no Président de i Manandafy no Praiministra vao ho afa-po ianareo.
12. xxx ( 12/10/2009 08:48)
Nanofy ratsy ve ntss zany ,toa mbola tsy mahazo resaka TSARA :idea:
13. pikatti ( 12/10/2009 14:42)
Toa maimaika hotran'ny boka hanambady koa no blem na ny fanendrena zany na ilay notendrena ,tetezamita tsisy manaiky io no manendry ,ny tendrena koa maika fa tsy hanaiky de hanendry hafa ry foza de io fa roboka,
refa avy eo de asaina tsy hanaiky an'io PM io ndray ny ministra rehetra (izay mitandro ny sezany avy, fa raha tsy izany dia hozaraina @ mouvances sasany ny sezany ha ha ha maty aho sezako)
Mitohy ny tolona
14. tangalamaitso ( 13/10/2009 06:25)
Salanitra ô !

Te hiresaka kely mikasika ny GIC aho, satria tsapa fa ilay fanambaràna nataony taorian'ny 6 oktobra no miteraka izao fikorontanana ara-tsaina be izao indray fa tsy dia avy @ mpilalao loatra raha ny fijeriko azy. Ny mpilalao mantsy dia samy manana ny foto-keviny tohanay, fomba fiasany, tetik'adiny entiny mifanandrina @ mpifaninana aminy. Mazava ho azy fa ho an'izay tena masaka ara-potokevitra dia hiaro h@ farany izany foto-keviny izany ary tsy tokony hatao mahagaga mihitsy. Tsy midika ho tsy fandeferana velively izany. Misy rahateo ny zavatra azo ampandeferina ary misy ny tsy tokony hekena mihitsy.

Tsy dia tiako loatra ilay hoe "mpitsara lalao" entina milaza ny GIC. Ny mpitsara mantsy indraindray manao hadisoana (toy ireny @ lalao baolina kitra hitantsika @ télé ireny e!). Nahoana koa moa no ry zareo no hitsara ny mety sy tsy mety @ fiainam-pirenentsika (eo no mahatonga ny sasany hiresaka ilay "ingérence).

Ny heveriko fa anarana sy toerana mety @ GIC dia hoe mpikarakara sy mpanamora ny fitadiavam-bahaolana (organisateur et/ou facilitateur). Ilaina mihitsy izy @ izay fotoana izay satria tsy tokony ho ny mpilalao no hanao izany.

Antenaiko fa hanitsy tsy ho ela izany hadisoany izany ny GIC mba tsy haharatsy endrika azy.
15. tsimatimanota ( 13/10/2009 10:15)
MARCRAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA RAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA MARCRAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA RAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA

16. yonikafopl ( 13/10/2009 13:13)
tratran punition nga i tsimatimanota hihihihihih 8O 8O
17. Papoose ( 13/10/2009 15:46)
niala i tenagasy dia niditra i pas mort pecher marina :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6233