Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ni81 ( 16/10/2009 09:45)
Tantara ao @ RVG
Raha toa ka vonona handefa sy hilalao tantara ao @ RVG dia: 1 - inona avy no fepetra takianareo @ ilay mpanoratra 2 - Mety ve raha toa ka horonam-peo fotsiny no alefan'ilay mpanoratra aminareo satri... tohiny
novalian'i hery ny 18/10/2009 20:10
ravatorano ( 16/10/2009 09:27)
tovovavy 15 taona noterena hivarotena
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=18711... tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:42
ravatorano ( 16/10/2009 09:12)
d aoana tokoa zany zao : iza no nandresy ?
2009/1260 io izany ilay didy netina nanendry ny praiminisitra Mangalaza Eugene ka tratran'ny fampihantoana izay nataon'ny mpisolo vava an'Atoa Monja Roindefo ! dia nibitaka ry zareo tao amin'ny Monim... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 20:10
locl ( 16/10/2009 09:12)
mba mety
Mba mahagaga ihany ny tena hevitr'ireto vahiny izy misorantena ho mandamina ny prbl ao Dago. Raha ny tokony ho izy manko dia tokony ny samy Malagasy no mifamaly resaka. Gaga ihany ny tena raha mahi... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:15
ragabany ( 16/10/2009 08:33)
Jante alu 3 trous origine R4 na R5
Mba mila jante alu ny bandy raha mba misy mahita na manana ianareo mpiserasera o!3 trou origine hoan ny R4 no tena ilaina;misaotra mialoha e!... tohiny
xxx ( 16/10/2009 07:49)
Halako i ravalomanana
Betsabetsaka ihany ny antony hankahalako an'i Marc ravalomanana fa ity didier ignace ratsiraka ity kosa dia alika-matin'olona mihitsy. Ity rangahy jamba ity no tena rangory fototrin'ny afo mamotika an... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:01
latina ( 16/10/2009 07:27)
fampianarana manotra
Mba saika hanontany raha misy mahafantatra hoe aiza eto Tanà no misy toerana na sekoly mampianatra manotra? Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/10/2009 18:14
ifiona ( 16/10/2009 06:31)
La nomination de Mangalaza suspendue!
Le Conseil d’Etat a ordonné hier le sursis à exécution du décret de nomination du Premier ministre de consensus, Mangalaza Eugène, suite à la requéte déposée lundi dernier par les deux avoc... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 10:18
fetrakens ( 16/10/2009 06:17)
Aiza ilay finoana??
Teto dago no niseho ity tantara ity: "Andeha haka fahefana ireto olona maro be, natao avokoa ny fomba rehetra, nadeha avokoa ny karazan-kira: fifohazana sy zafindraony isan-karazany (iny lalàna iny.... tohiny
rakaroka ( 16/10/2009 05:00)
Miaraha mifaly @ izay faly!
=D> =D> =D> ^:^ (l) :-* :-* :-* http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html... tohiny
rakaroka ( 16/10/2009 04:58)
un plus de
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html... tohiny
novalian'i rakaroka ny 16/10/2009 17:37
xxx ( 15/10/2009 15:01)
anjara sa tsy ?
Marina ny voalaza ny namana etsy ambany, " safidy no lasa anjara" . Misy olona iray namako, manbady izy, ary miaraka @ vehivavy hafa. Nolazaiko izy oe, enao ve tsy efa manana ny anjaranao ? de namaly... tohiny
ntss ( 15/10/2009 14:09)
TGV FOREVER
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D ... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 22:11
maikha ( 15/10/2009 13:39)
aza miolakolaka
ny zavatra voamarika rehefa miresaka fivavahana dia misy ireo tsy mahazaka adihevitra , finoana ange no resahina, tsy voatery zavatra hita maso foana izany ilay izy, sarotra ohatra ny handa hoe tsy mi... tohiny
vitamatavy ( 15/10/2009 11:27)
tsy hoany geneve ny mouvance an'i ravalomanana
efa mazava izao fa azo atao ny manongana fanjakana raha ny eto madagasikara ,koa maninona marina raha ny izao dia mijery hoe ahoana marina moa no mety hanonganana an'io fanjakana tetezamita io mba hi... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/10/2009 17:56
toliara ( 15/10/2009 10:50)
tsy mety mahazo zaza mitsy
salama daholy ô ! Efa 2 tona zay za tsy mety bevoka mitsy, atao daholo zao rehetra zao fa ééé ! Efa tsy vo tanisa zay ny diagnostika natao fa ééé , ny courbe de température sns... , fa tsy m... tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2009 15:56
bazylou ( 15/10/2009 08:48)
rehefa tsy misy be mokony nohoi tgv eo
dia vive tgv, aleo ho izy mandrakizay no eo fa trondro maty daholo ny gasy beeeurrk , vive tgv :-P :-P ... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/10/2009 17:47
ktsif ( 15/10/2009 07:01)
Mitanisa
DAL AMPASIKA ANJANONAÔTSA E!!! Misy betsaka ny ohatr'io fahenontsika eny an-dalana eny mba zarao e! Etsy @ pavillon ohatra: TADINA S'TIEN AO TRASPARÀ LOKOMENA MINIBÀ BAKÔLÀ ... tohiny
novalian'i dahuily ny 19/01/2010 21:45
rabaradaka ( 15/10/2009 06:41)
Mody miady sa tena miady e !
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 22:48
xxx ( 15/10/2009 06:03)
Reconciliation : tsy menatra ve ?
Mba mahamenatra ihany ireto milaza azy ho mpitari-tolona, hay mpiady an-trano, avy eo mila miantso vonjy à gauche à droite hono mba hampihavanina. Ny tena samy tena aza tsy mahay mifanaraka ka r... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 23:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1433