mba mety
1. locl
(
16/10/2009 09:12)
Mba mahagaga ihany ny tena hevitr'ireto vahiny izy misorantena ho mandamina ny prbl ao Dago.
Raha ny tokony ho izy manko dia tokony ny samy Malagasy no mifamaly resaka. Gaga ihany ny tena raha mahita ireo GIC sy Frantsay izay mamaly resaka amin'ingahy Monja Roindefo. Tsy mpomba azy velively aho akory
Izany hoe dia tsy miafina intsony izao fa dia ny vahiny no te hitondra antsika.
Ka hanaiky izany ve isika vahoaka?
amiko tsy misy dikany ny any Geneve raha ohatra ka tsy mamaly ny hetahetam-bahoaka.
Ka tokony mitohy hatrany ny tolona

novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:15
2. ravatorano
(
16/10/2009 09:19)
"vahoaka" iza aloha
tsara faritana tsara izay
satria raha ny fahitako azy dia izao :
"ny vahaoaka" amizao dia manaiky sy miandry fotsiny satria sahirana amin'ny fitadiavana izay ho haniny sy sakafony anio ! tena miha mahantra ny malagasy,maro ireo very asa ary izany dia misy fiatraikany betsak amin'ny toekarena malmagasy mihitsy,miakatra ny vidin'entana ary tsisy tsony vola tonga avy any ivelany raha izao no mitohy
"ny vahoaka" izao dia mangina sisa .........

3. ntss
(
16/10/2009 09:30)
looooooool
refa ny tgv no miteny hoe tsy ilaina ny vahiny de adala, fa rehefa nareo indray no nifirany de mba anjaranareo ndray no "adala".

6. xxx
(
16/10/2009 13:52)
tolona @ fanjanahana ara-tsaina ry papoose a! tsy hainao fa zanahiny vahiny ny sainy malagasy manomboka hatrany @ mpitondra ka hatrany @ vahoaka manaiky fotsiny zay lazainy, d mangina ny vahoaka fa zay hono satria tsy mahita ho hanina intsony
7. locl
(
16/10/2009 14:20)
ekeko fa mahantra ny olona amin'izao ary izay no tena tanjona kendren'ireo olona ireo.
Kanefa kosa ao ampony ao tsy miloaka fa miandry fotoana ka izay le ratsy.
Ratsy hoy aho satria bombe à retardement izay hipoaka hotry le tany Iran ireny e.

8. Papoose
(
16/10/2009 14:28)
xxx:
tolona @ fanjanahana ara-tsaina ry papoose a! tsy hainao fa zanahiny vahiny ny sainy malagasy manomboka hatrany @ mpitondra ka hatrany @ vahoaka manaiky fotsiny zay lazainy, d mangina ny vahoaka fa zay hono satria tsy mahita ho hanina intsony
zany anie ry xxx efa fantatra h@ ela eee!!! fa hiendrika tangorana an-dalambe ve ty tolona sa inona??? tena mba tiko ho fantatra le endriky ilay hoe tolona
9. locl
(
16/10/2009 14:35)
Ny tohiny dia any Addis Abbeba indray, io no hamaritra ny tohiny. Any Ravalomanana ny manapaka azy farany
10. harybe
(
16/10/2009 14:53)
tsotra ny valiny ry locl an!!ny frantsay no nanao izao fanongana-mpanjakana izao ka normal raha tsy maintsy miditra izy!
dia ny afrikanina no amporisihiny mody mandamina avy eo

11. Papoose
(
16/10/2009 14:58)
io wa raha vao mbola corrompus ireo olona zay hoe te hitondra dia tsy ho tafa mihitsy ilay hoe gascar!
12. xxx
(
16/10/2009 17:40)
efa hatry ny ela no fantatra ry papoose fa zao angamba no fotoana anehoana sy ampisehoana reo mpanjanaka fa tsy mila any zany tsony ny malagasy!
13. Papoose
(
16/10/2009 18:57)
ka ny ankamaroan-tsika no lazaiko fa corrompus ka! tsika ndray na hanome tsiny ny mpanjanaka dia ho very fotoana eo!!!
zay no antony nilazako hoe "ilay olona te hitondra" no tena efa corrompus.....

14. Ratoa
(
16/10/2009 20:15)
Ka isika mihitsy anie no hafahafa ,ry vahoaka malagasy é!!!
Efa hita daholo ny voka-dratsin'ireo efa-tonta, dia mbola ireo ihany no ekentsika hitantana fa angaha dia tena tsy misy olona misy saina sy tsy miankina ao amintsika ao é????
Andry é, Zafy, Deba é , Ra8 é.... Efa hita daholo ireo ary ity Andry ity no tena namotika sy namery asa ny madinika. Tsy misy olona manan-tsaina mazava mihitsy ve ao é? Izaho dia tofoka mihitsy ary mahakamo ahy mihitsy ny miresaka mifanakalo hevitra amin'ny vahiny, na iza io vahiny io na iza.