d aoana tokoa zany zao : iza no nandresy ?

1. ravatorano ( 16/10/2009 09:12)
2009/1260 io izany ilay didy netina nanendry ny praiminisitra Mangalaza Eugene ka tratran'ny fampihantoana izay nataon'ny mpisolo vava an'Atoa Monja Roindefo !
dia nibitaka ry zareo tao amin'ny Monima sy ny mpanohana an'Ingahy Monja Roindefo ary marina ny azy satria nahazo rariny zareo fa nivaly araky ny nilainy azy ny teny amin'ny filankevim-panjakana na ny conseils d'etat.
Ry zareo atsy amin'ny mouvance Rajoelina (ilay pur et dur) sisa andrasana izay ho lazainy momba an'io fampihantoana io sa koa ve tsy hiraharaha an io indray ry zareo ka hanao amboletra hitazona an'ingahy Mangalaza sa inona no tena tokoy hampiharina :?: :?: :?: tena mahavalalanina ny fandehan'ny politika eto amin'ny tanana amizao an !
ka manontany tena ny majinika hoe iza ary no nandresy d iza no resy sa nisaraka samy tsisy resy ve ?
:-P
novalian'i fijo ny 17/10/2009 20:10
2. ntss ( 16/10/2009 09:26)
Ny resy de Ra8 l'oublié
3. mitapiwui ( 16/10/2009 09:28)
hon hon hon hon taibe dramé fianakams vaovaovao hon hon hon hon
4. Mirananirina ( 16/10/2009 13:26)
amin'izao aloha dia mboal tsy hita ny resy sy mandresy.
5. locl ( 16/10/2009 14:28)
Tsy mbola nisy nadresy na resy teo, ny sasany no nihevitra fa nadresy nefa izao toa mihalavitra izay nieritreretany indray.

6. pikkati ( 16/10/2009 16:08)
Aza manatena tsony locl a! za ane teo no niala e, resy ny gtt e, za ane efa nivadika letsy fa efa hitako fa tsy hipass tsony le fika Tim a, tafa letsy ny Tgv a , aleo manaraka andry wuiwui sy bazylou sy ntsss sy mitapiwui letsy a,
7. Ratoa ( 16/10/2009 20:07)
iza moa no tena mandresy é? Ny olona miray hina sa ny olona miady an-trano sy miady seza?
Hoy ny razan-tsika hoe: ny toka-trano tsy ahahaka anefa ry TGV manaha lamba mihitsy koaaaaaaaaa.
Aza gaga fa mbola ho avy koa izao i Ny Hasina.

Izay miray no vato é!!!

izay manan-tsaina tsy mampiseho eny ivelany ny raharaha-mpianakaviany (cuisine intérieure).

Gasikarako ô!!!!
8. fijo ( 17/10/2009 20:10)
nt tgv izay manontolo no resy.resy satria ita mibaribary izao fa miady an trano,
resy satria ita mibaribary izao,fa seza no ten aniadivana teo fa tsy misy demokrasia izany.
resy stria amin'ny fifidianana manaraka eo na ny AVI aza dia tsy hanohana azy ,ary dia tsy hotazana akory ny aminy.
resy satria efa leo ny tsy maha aradalana azy ny rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0853