tsy hoany geneve ny mouvance an'i ravalomanana

1. vitamatavy ( 15/10/2009 11:27)
efa mazava izao fa azo atao ny manongana fanjakana raha ny eto madagasikara ,koa maninona marina raha ny izao dia mijery hoe ahoana marina moa no mety hanonganana an'io fanjakana tetezamita io mba hisiany tena vrai renconcilition national rehefa tena tafa ala ry rajoelina sy ny forongony
novalian'i bazylou ny 16/10/2009 17:56
2. terrywiui ( 15/10/2009 11:46)
her her her hon hon hon, tsy nahazo toerana koa ny bandy de tsy rarahinay intsony izay hanaovanareo izay tgvendrana ao é her her her her
vive GTT
vive GTT
viveGTT
3. pikatti ( 15/10/2009 12:22)
Taiza ll'ty zany info zany ry vitamatavy fa ny hitako ty

C’est finalement à Genève, dans l’enceinte des Nations Unies, que la dernière rencontre au sommet entre les quatre chefs de mouvance aura lieu. La réunion devrait débuter ce samedi 17 octobre et durer trois jours.

madagascar-tribune
4. patrick2002 ( 15/10/2009 12:24)
Tandremo ah! tsy ny rehetra no afaka manongana ,tadidio fa misy olona vao ery @ 13 Mai dia eny tsiafahy ,misy ny olona vao manaratsy fitondrana eny @ Radio FM dia migadra eny tsiafahy .zao ry Harinaivo Andrianatoandro mbola eny Antanimora ,manao tsianjery ny MAP ,
Nefa ilay lazaina fa VENDRANA tsy niditra ny fonja akory na inona nataony na inona :-@ :-@ :-@
5. pikatti ( 15/10/2009 12:27)
Didy jadona ve rapaty de tsy hain'elah hoe zany no fandehany e,ny jadona sy ny vendrana miaraka foana bainn a :-@ :-@ :-@
6. Mirananirina ( 15/10/2009 12:36)
Tandremo ah! tsy ny rehetra no afaka manongana ,tadidio fa misy olona vao ery @ 13 Mai dia eny tsiafahy ,misy ny olona vao manaratsy fitondrana eny @ Radio FM dia migadra eny tsiafahy .zao ry Harinaivo Andrianatoandro mbola eny Antanimora ,manao tsianjery ny MAP ,
Nefa ilay lazaina fa VENDRANA tsy niditra ny fonja akory na inona nataony na inona
Tsy afaka manongana kosa izay tsy manana basy sy olona karamana..ary tsy ratsy loha....
Didy jadona ve rapaty de tsy hain'elah hoe zany no fandehany e,ny jadona sy ny vendrana miaraka foana bainn a
io mihitsy no izy
7. ntss ( 15/10/2009 13:47)
Tsy tam andron'ny HAT ve nareo no nieritreritra an'zany
Efa mba anjaranay ndray zao no miteny hoe MANOHANA NY ARA-DALANA
:-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 15/10/2009 16:48)
hahaha http://www.humour.com/videos-comiques/videos_zr_suivante.asp
9. xxx ( 15/10/2009 17:11)
manao vageance ra wiwi dia mandefa x eto indray,tsy misy mety hamaly intsony ny dinika apetrany hon hon hon hon
10. zoam ( 15/10/2009 17:14)
lasa lasa any geneve androany mouvance an'i ratsiraka ,zafy ,andry rajoelina .
Maika be ery hanao sonia nefa tsy ok hoy ravalo le any geneve fa mety hiemotra amin'ny 24octobre araka nolazainy ao @ sobika ,dia mety any afrika no hatao ny sonia
11. xxx ( 15/10/2009 17:41)
Hasehondry VENDRANA isan'andro mihintsy hoe ENTINY ANY AN-KADY I MCAR ?NY zavatra hainy dia MANDAINGA ?MAmoaka vidéo x,manao

baomba ,MAMONO OLOna,dia inona indray ny manaraka RY DEVOLY TSY MISY TANDROKA ô !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Tena mapalahelo ny MALAGASY TSY MANDADY HARONA fa bola ho avy ny FAMALIANA é!
12. xxx ( 15/10/2009 17:47)
tena ianao io ambony io mihitsy no lasa mitapy ,zavatra tsy hay akory no resahana
13. pikatti ( 15/10/2009 18:17)
19h17 Finalement , la délégation Rajoelina n'est pas partie. Réunion reportée à une date ultérieure et dans un lieu à préciser

Tsy tafa io raha tsy eo R8 é,tsy afaka manao kopisoroka zany io
Aleo ny GIC ndray no hanao ampamoaka,ntss
14. xxx ( 15/10/2009 18:22)
terrywiui = pikatti

hovoafafa ny IP n'ny ordinateur (PC) nao raha mbola mangalatra ny PS n'olona mbola mandeha ianao , toy izay nanalana an'i pikkati tato !



ny mpiandraikitra ny serasera !

Tsiky dia ampy !
15. pikatti ( 15/10/2009 18:26)
lasa manao xxx ndray ve elah ry wiwi ,ary na tsy faly @ Rahery elah de aza asiana sary maloto eto aloha ,mba hajao ny mpisera
16. zoam ( 15/10/2009 18:45)
dia ho foana indray izany ny any geneve fa toa hoe any afrika ,donc mbola manana poid be ihany i ra8,i mangahazo eugene sy TGV efa maika ery miaraka @ lezefa
17. xxx ( 15/10/2009 19:03)
geneve ,paris ,bruxelle,izao indray dia hoe dia firenena maro aty afrika no voatonina juste hoe hanao sonia ,
MAFY IHANY ITY SONIA ITY E IZAO LE HOE MIANDRY AN'I RAZAKA TSY HIVALANA NA HOE HIANDRASO EO PAOLY
hon hon hon hon hon
18. xxx ( 15/10/2009 19:45)
Tsy hitako koa izay handanin-DRA8 andro an'ity maputo ty ,maninona ary izy tsy mijery Firenena iray lehibe hanampy hanala ireo AREMA PUTCHISTE trambo mandady ireo !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
19. pikatti ( 15/10/2009 21:39)
Tsy maintsy hotran'izany lesy io xxx a,tsy vitan'ny bontolo na an-keriny ny raharaha-pirenena ,io ary hitan'elah ny nataon'i tgv io de zao no niafarany ,de zao ndray ve no mbola hotohizana
20. AndriambyII ( 15/10/2009 22:02)
Izay no izy aminy ! Tsy maintsy mivoaka foana ny lasa . :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1112