Halako i ravalomanana

1. xxx ( 16/10/2009 07:49)
Betsabetsaka ihany ny antony hankahalako an'i Marc ravalomanana fa ity didier ignace ratsiraka ity kosa dia alika-matin'olona mihitsy. Ity rangahy jamba ity no tena rangory fototrin'ny afo mamotika an'ny gasikara hatramin'izay ka hatramin'izao.

Sarotra ny haniry loza ho an'olona iray fa na dia izany aza......... :evil:
novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:01
2. ravatorano ( 16/10/2009 08:39)
klam less lah bandy an !
tena sarotra marina maniry ratsy olona fa raha ny mpitondra efa nandalo teo izay ve nanao ny asany tsara d ho toy izao madagasikara hatramin'izay efapolotaonamahery iray nahazahoana fahaleovantena izay !
3. xxx ( 16/10/2009 13:40)
raha tena mandinika za ry zalahy d tsy d ny mpitondra laotra no tena mamotika ny firenena fa misy olona tena zay fotsiny no ataony d hanimba any Mcar sy hampahantra ny vahoaka fotsiny ao ry Alain Ramaroson, Ratsirahonana, Andriamanjato, Monja Roindefo, Gral Ramakavelo, zao d miampy iray Andry Rajoelina, reo aloha no tena hitako fa fototra ny fampahantrana ny vahoaka, ary zavatra fantatr'izy reo tsara fa mitondra fahoriana ho any firenena ary sarotra ny manarina azy @ ity fanogam-panjakana ty nefa d ataony izy reo ihany, tsy misy mpitondra tena tonga lafatra zany fa tsy maintsy misy tsy mety ataony foana eo eny fa na dia any @ firenena manankarena aza, fa saingy ny any olona fifidianana ihany no hanalany sy hitsarany lé mpitondra mba tsy ho potika ny toekareny, fa ny antsika malagasy d ny fanonganana hatrany ary ireo olona voalazako ireo no tena manararaotra raha vao misy vahoaka migrevy mitaky zavatra, ka miangavy ny malagasy mba tsy ho voajono ireo olona ireo tsony fa tena fanetry be ny firenena ireo.
4. Ratoa ( 16/10/2009 20:01)
Ka tena hafa kely mihitsy isika malagasy fa zavatra efa naloa (vomis) dia mbola iverenana indray.
Dia tsy vitan'izay fa mbola tovànana fakofako isan-karazany vao avy notimponina etsy sy aroa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0754