Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fidinirina ( 14/10/2009 08:01)
Ny olona marina @ finoana...
Ny olona manam-pinoana mino an’i Jesoa Kristy dia : [color=blue][b]Sahy manaiky sy manatanteraka ny tenin’Andriamanitra Manana hery andresena ny asan’ny ratsy Miasa ho fampandrosoana ny fan... tohiny
jefra ( 14/10/2009 03:37)
Bruxelles - 31 Oct 2009 - Soirée CAMABEL
Manasa manokana anao hiara-mikorana sy hifankafantatra. [url]http://www.camabel.eu[/url] Famandrihana/Mpikarakara : 0496.82.97.64 na 0474.36.04.23 na 0488.09.41.20 Adiresy: rue L. Marcelis 13... tohiny
novalian'i fasaly ny 30/10/2009 16:00
fijo ( 13/10/2009 22:54)
mpanongana
ah ah ah,nahita fanonganana koa izao i monja.hihihih,de milaza indray lery fa "mbola izy no praiminisitra ARADALANA,asa na aradalana taiza io na taiza aloha,fa mitaky fampiarana lalana ny mpandika lal... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 20:19
xxx ( 13/10/2009 22:38)
manif gtt republique nation
dia hilahatra indray izany ny gtt @ asabotry izao ka dia samy ho tonga maro e... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:31
xxx ( 13/10/2009 22:10)
Diso ve
Raha mikasa ny anapaka pont na izany hoe fihavanana ? Rehefa avy nanampy namana latsaka tao anatin'ny fahasahiranana no nanjary nanaratsy sy nanopanopa? rehefa nolazaiko azy hoe ity zany wa ilay hoe ... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2009 20:16
dadabe ( 13/10/2009 18:56)
fmba fanamboarana zazakely
raha tsy mahay manamboatra dia io ny theorie an'i bedada e http://www.koreus.com/video/stop-motion-comment-faire-bebe.html aza asina diso a, ... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/10/2009 03:36
ni81 ( 13/10/2009 17:52)
LE BACC EN POCHE à 14 ans
Le bacc en poche à 14 ans pour Stannie… Apparemment, les nouveaux bacheliers de 14 ans sont assez nombreux cette année. En effet, après les deux autres candidats qui ont réussi les épreuv... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2010 23:10
bazylou ( 13/10/2009 16:44)
nahazo ny valifatiny
i deba , indrisy ry mada fa hiverina indray ny antitra isany handetika anareo , ary ity aho eto fa hisy ra mandrika amlin'ny desambra eo, ny kibo noana hiakatra hatrany, ny cyclone koa hamely, helas,.... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:42
xxx ( 13/10/2009 16:03)
ts natao ho ahy
salama daholo izaho manoratra dia vehivavy eo @23ans eo ts zany fa mba mila toro evitra kely avy aminareo pamaky ny tenako tojo olana aho ka inoko fa mba mety hisy vahaolana azonareo atolotra ahy... tohiny
xxx ( 13/10/2009 14:55)
raha ohatra ve miteraka izahay
izaho efa manambady miteraka 1, tsis olana zahay mivady, d miaraka @ sipako taloha zà @zao, efa 8 taona nerahana izahay d samy b ambopo d nisaraka nefa mbola tao le fitiavana, d zao zay miverina miar... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/10/2009 22:06
xxx ( 13/10/2009 14:28)
hanao avortement
o reto a, mba ampio za, tara une semaine n regle-ko d tena sur za oe bevohoka d inona n fanafody oaniko mba hampandeha az?, sa ve mandé mijery dokotera, za mants mataotra ilay atao curetage iren fa n... tohiny
novalian'i xxx ny 16/10/2009 11:03
AndriambyII ( 13/10/2009 13:54)
Ny paraky gasy .
Mba azo atao aiza moa ny hikilasiana ny paraky gasy @ ireo filan' ny nofo eto an-tany ? toa ny sigara ihany ve ? sa karazan-java-mahadomelina ? sa sakafo ? sa fanafody ? sa fieboeboan' ireo goaik' an... tohiny
novalian'i xxx ny 24/10/2009 20:28
vatofototra ( 13/10/2009 12:50)
REGARDER VIDEO Tour d'horizon 12 octobre 2009
REGARDER VIDEO Tour d'horizon 12 octobre 2009 - Dramé Tiébilé GIC - Ablassé Ouédraogo GIC - Jean-Marc Châtaigner Ambasadeur de france à Madagascar - Manoro Régis Mouvance ZAFY - MMe R... tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2009 22:42
hana ( 13/10/2009 10:53)
raisonao - les Adeline
Miarahaba ny namana rehetra ô Ilay hiran'i Les Adeline "raisonao" iny ry reto tena tiako be mihitsy. Saingy tapaka ho azy ilay izy ao anaty radiovazogasy. Sao dia mba misy manana ilay vol.7 CD an-d... tohiny
novalian'i Lejoba ny 29/10/2009 19:14
tsimatimanota ( 13/10/2009 09:51)
OLONTOKANA ANY AFAKA HANAVOTRA AN I MADAGASIKARA
MARCRAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA RAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA MARCRAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA RAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA MARCRAVALOMANANA MARC RAVALOMANANA RAVALOMANANA MARC RAVA... tohiny
rabaradaka ( 13/10/2009 09:12)
Hay ve ka TGV ity Tiebilé Dramé ity e !
Hitanareo ry dadatoa fa tonga amin'ilay nolazaiko hoe na tiantsika na tsy tiantsika dia i Dramé no hanavotra an'i Andry TGV ary hamely an-dRavalo. Dia izao izy hita mibaribary izao.... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2009 22:42
xxx ( 13/10/2009 07:45)
Hafatra voatahiry...namana manokana nanjavona...
Nanjavona daholo ny hafatra voatahiry...... Nanjavona daholo ny namana manokana..... :( ... tohiny
novalian'i tess ny 23/10/2009 21:03
LazaDaddy ( 13/10/2009 00:55)
Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
Naverimberin'i Jesoa io hevitra io, ohatra iray amin'izany ny ao @ Jaona 8:24 [quote=Jesoa]raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.[/quote] misokatra ary ny... tohiny
novalian'i mia ny 24/10/2009 16:31
soanja ( 13/10/2009 00:34)
Ilaintsika koa ny ratsy fa tsy ny tsara avao!
Ny tsara sy ny ratsy dia mifaningotra ao anaty fiainana. Ao anaty tsara no misy ny ratsy indraindray ary ao anaty ratsy no ahitana ny tsara koa. Mifanila koa izy ireo indraindray ka tsy hita aza hoe i... tohiny
novalian'i soanja ny 22/10/2009 01:31
xxx ( 12/10/2009 21:49)
retour en force ( bienvenu DADA )
Hafa ihany i DADA... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2009 22:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9079