Diso ve

1. xxx ( 13/10/2009 22:10)
Raha mikasa ny anapaka pont na izany hoe fihavanana ?
Rehefa avy nanampy namana latsaka tao anatin'ny fahasahiranana no nanjary nanaratsy sy nanopanopa? rehefa nolazaiko azy hoe ity zany wa ilay hoe Tiava ny namanao inananao ny A..... de vao maika nampian'ilay ranamana hoe sotroy... hano.. miandry ny hevitrareo!
novalian'i Veloo ny 21/10/2009 20:16
2. xxx ( 14/10/2009 08:41)
ampahatsiaivo azy ny fahasahiranana nahazo azy na dia tsy dia fanao loatra aza ny manenji-dresy, dia tapao koa ny tetezana fa olona tsy azo antoka izany :�)
3. ni81 ( 14/10/2009 08:52)
Raha mikasa ny anapaka pont na izany hoe fihavanana ?
Rehefa avy nanampy namana latsaka tao anatin'ny fahasahiranana no nanjary nanaratsy sy nanopanopa? rehefa nolazaiko azy hoe ity zany wa ilay hoe Tiava ny namanao inananao ny A..... de vao maika nampian'ilay ranamana hoe sotroy... hano.. miandry ny hevitrareo!
Fa inona no nampisy ny disadisa aloha e? Tonga ve izy dia nanompanompa fotsiny tsy @ antony? Sa nisy resaka tsy nifankahazo tao dia raikitra ny fifanazavana dia nitatra ny raharaha?
4. xxx ( 14/10/2009 21:03)
Nisy ny tsy fitoviankevitra fa samy nitazona ampo, ary nony voatrey tsy maintsy nisaraka satria tonga ny fotoana! dia au lieu de nisaotra ranamana taimbava no nasetriny! ary fanaratsiana esty sy eroa!
5. Papoose ( 14/10/2009 22:04)
teneno izy hoe ny tody tsa mishy fa gny atao ro mipody!
6. endrika01 ( 15/10/2009 08:14)
Aza hanenenana ny soa atao,aza miandry valiny na fitiavana iany kou,fa lasa ratsy be ny fiafarany tantara raha tojo le hvt tsy mitovy. Aiza tapahana ny pont fa avadio ny pejy :D
7. endrika01 ( 15/10/2009 08:14)
Aza hanenenana ny soa atao,aza miandry valiny na fitiavana iany kou,fa lasa ratsy be ny fiafarany tantara raha tojo le hvt tsy mitovy. Aiza tapahana ny pont fa avadio ny pejy :D
8. xxx ( 15/10/2009 08:20)
Papoose:

teneno izy hoe ny tody tsa mishy fa gny atao ro mipody!


Vengeance et pardon " Se venger d'une offense, c'est se mettre au niveau de son ennemi ; la lui pardonner, c'est se mettre au dessus de lui. " Proverbe Anglais. mampieritreritra
9. xxx ( 15/10/2009 08:27)
endrika01:

Aza hanenenana ny soa atao,aza miandry valiny na fitiavana iany kou,fa lasa ratsy be ny fiafarany tantara raha tojo le hvt tsy mitovy. Aiza tapahana ny pont fa avadio ny pejy :D

Tsy anenenako ny vitako, fa niteraka alahelo bdb teo @ fianako ilay tantara, ny fianantokatranoko, ny zanako sy ny fianankaviako ary ny mpiara monina amiko, k izay no tena olana. Raha ilay Pont indray mety ho kely finoana aho raha ny mbola itohizany ka izany no anagalako hevitra aminareo,
Raha ny hoe amadika ilay pejy indray mbola mafana loatra ka asa lahy ! ao aza no manome tsiny ahy hoe kristianina ianao mahaiza mamela! sns Vengeance et pardon " Se venger d'une offense, c'est se mettre au niveau de son ennemi ; la lui pardonner, c'est se mettre au dessus de lui. " Proverbe Anglais
misaotra anao namaly dinika


10. arialy ( 15/10/2009 09:10)
io aki indry iany no mahita oe atraiza ny limite ndry a, namana otry ny aona ny degré, otry ny aona koa ny degré ny lay fanaratsiana, aza miteny inn inn alony amzao fa laisses le temps passer de refa tony ndry mahita ze tiandry hatao. fa aza maka fahavalo fotsiny fa avelao ilamina amzao fa ny soa atao ilevenambola. sa aona? :-*
11. Mirananirina ( 15/10/2009 13:07)
Misy tokoa ny namana manao toa io ka,rehefa azony izay nilainy taminao..dia ny valiny fanenjehana sy ompa.Nisy ol nanako vola izay ,havako akaiky..rehefa takiana moa dia izao foana no lazainy ...ongotako ve ny volomp....hamerenako azy :x :x dia tapaka ny fihavanana...moa ny volanao atao veloma.Raha azo atao aloha dia aleo ihany fihavanana.
12. xxx ( 15/10/2009 13:51)
Tapaho ny pont dia mikoriana ny rano, ny ahy notapahiko efa ho 1 taona izay dia ampy!
Notapahiko fa olona teto nefa be fika sy tetika dia notapahiko sanatria mihintsy!
OUF! ENFIN! Tsy minamana na mihavana aminy intsony!
Quel soulazema! :-D :-D :-D
13. xxx ( 15/10/2009 21:25)
Mirananirina:

Misy tokoa ny namana manao toa io ka,rehefa azony izay nilainy taminao..dia ny valiny fanenjehana sy ompa.Nisy ol nanako vola izay ,havako akaiky..rehefa takiana moa dia izao foana no lazainy ...ongotako ve ny volomp....hamerenako azy :x :x dia tapaka ny fihavanana...moa ny volanao atao veloma.Raha azo atao aloha dia aleo ihany fihavanana.


misaotra an'i mirananirina
fa ny olana anie ka, izy mihintsy no efa nametra hoe tsy ifandevimaty sns
:-D nihomehezako aza izy hoe fa inoko moa ianao? za angaha tsy manankavana, raha misy fahafatesako. tsy mbola tafahoana izahay atramizay nisian'ny fifamaliana nefa moa ny tany dia bory2 ka asa aloha izay réaction rehefa tafahoana aminy.
14. xxx ( 15/10/2009 21:42)
[quote=xxx]
Tapaho ny pont dia mikoriana ny rano, ny ahy notapahiko efa ho 1 taona izay dia ampy!
Notapahiko fa olona teto nefa be fika sy tetika dia notapahiko sanatria mihintsy!
OUF! ENFIN! Tsy minamana na mihavana aminy intsony!
Quel soulazema! :-D :-D :-D
[/quote


:-D ka ilay rano anie ka rano maloto e! ary maimbo mihintsy !
Sambatra ianao afaka nanapaka ilay pont, ny ahy bdb loatra ny olona nanao ilay pont sady tsy hazo fa biriky sy ciment no nandrafetana azy. Asa rahoviana aho vao mba ho soulager satria nangalarin'io ol io ny une partie fiananay mianankavy! nefa izy indray izao no milaza fa abuse na sns. Mais bon Andriamanitra hoa mahita e! izy aza mahavita izany.
15. Mirananirina ( 16/10/2009 12:55)
misaotra an'i mirananirina
fa ny olana anie ka, izy mihintsy no efa nametra hoe tsy ifandevimaty sns
nihomehezako aza izy hoe fa inoko moa ianao? za angaha tsy manankavana, raha misy fahafatesako. tsy mbola tafahoana izahay atramizay nisian'ny fifamaliana nefa moa ny tany dia bory2 ka asa aloha izay réaction rehefa tafahoana aminy
Fomba ny sasany mihitsy ity miteny tsy hifandevimaty ity....tsy fantany anefa raha maty izy tsy maintsy handevina ihany ilay havany.
16. Veloo ( 16/10/2009 13:25)
Tsy diso ianao raha mananpaka pont.
Nahavita ny adidinao ianao, nanampy ianao, nanao soa olona rehefa manao manao ahona izy dia valio dia izay tsy mihotra eo intsony.
Ny manao soa tsy very mande.
17. xxx ( 16/10/2009 21:28)
Veloo:

Tsy diso ianao raha mananpaka pont.
Nahavita ny adidinao ianao, nanampy ianao, nanao soa olona rehefa manao manao ahona izy dia valio dia izay tsy mihotra eo intsony.
Ny manao soa tsy very mande.


Ka ny tena mahavariana ahy anie, de izaho indray no mahazo tsiny hoe: Kristianina ianao, mahaiza mamela, kidaladala izy fa aza raisina @ adalany, ny zanako aza moa milaza hoe ça t'apprendra a ne plus fréquenter n'importe qui..... leo be ihany aho e!!!
misaotra an'i velo namaly dinika!
18. mignone ( 17/10/2009 15:48)
ary sao kosa aza ianao niresaka na nanaratsy azy tany amanolona ka tratrany , izay tranga mpiseho manko , dia tezitra izy ... asa ?
ianao ihany no mahafantatra ny tokony hataonao , sy izay ao amponao ao .
19. xxx ( 17/10/2009 21:21)
mignone:

ary sao kosa aza ianao niresaka na nanaratsy azy tany amanolona ka tratrany , izay tranga mpiseho manko , dia tezitra izy ... asa ?
ianao ihany no mahafantatra ny tokony hataonao , sy izay ao amponao ao .

Ny nanaratsy azy angamaba tsy de nataoko loatra, satria tapitra nahita sy nahafantatra ny fombany sy fiananay dhl ny ol, nefa asa aloha fa nisy fotoana aho nitaraina fa tsy zakako intsony,,, fa sa raha izany no atao hoe fanaratsiana tsy aiko!! misaotra an'i mignone namaly dinika!

20. kotobekibo ( 18/10/2009 20:05)
tsy diso mihitsy , za koa efa teo no niala , ary tena mahatonga saina an!
fa aleo ipitsihana fotsiny izy , làlana nandratra tsy iverenana e!
mifampiarahaba d izay sisa . ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7852