Diso ve

21. xxx ( 18/10/2009 20:25)
kotobekibo:

tsy diso mihitsy , za koa efa teo no niala , ary tena mahatonga saina an!
fa aleo ipitsihana fotsiny izy , làlana nandratra tsy iverenana e!
mifampiarahaba d izay sisa . ;-)


Ary ny tena mampalahelo ahy de namana virtoaly no lasa realy ,, izany hoe tato @ serasera ilay ranamana e! ka mba mitandrema ihany raha sendra tojo ny nanjo ahy ianareo namana e! tsy hoe akory hoy ilay fitenenana hoe "indray mandeha ve no manta vary de andevin-tsotrobe" fa io izany le hoe izay voa no manodidina
misaotra an'i kotobekibo namaly dinika.
22. Veloo ( 18/10/2009 20:58)
16. Mpandefa : xxx [ Valio ] 16-10-2009 23:28:03
Lohateny : Re : Diso ve
Hoy i Veloo:

Tsy diso ianao raha mananpaka pont.
Nahavita ny adidinao ianao, nanampy ianao, nanao soa olona rehefa manao manao ahona izy dia valio dia izay tsy mihotra eo intsony.
Ny manao soa tsy very mande.



Ka ny tena mahavariana ahy anie, de izaho indray no mahazo tsiny hoe: Kristianina ianao, mahaiza mamela, kidaladala izy fa aza raisina @ adalany, ny zanako aza moa milaza hoe ça t'apprendra a ne plus fréquenter n'importe qui..... leo be ihany aho e!!!
misaotra an'i velo namaly dinika!


marina mihitsy izany fa ny azo atao dia ny manao manao ahona fotsiny dia ampy angamba izay. Andriamanitra aky malala ny ao am-pon'izay nanao soa, ataoko fa tsy hanameloka an;izany Antra.

Ity aky ny solution a...
Betsaka koa anie aky raha mamaky ny baiboly indry izay nataon'i Jesosy e, misy mihitsy ni-ignoreny a la fin satria tsy mifanaraka @ fahamarinana

zay fa mahereza, efa nahavita adidy indry, aza mi-sentir coupable intsony. Je parle en connaissance de cause.
23. Veloo ( 18/10/2009 21:00)
19. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 18-10-2009 22:05:31
Lohateny : Re : Diso ve
tsy diso mihitsy , za koa efa teo no niala , ary tena mahatonga saina an!
fa aleo ipitsihana fotsiny izy , làlana nandratra tsy iverenana e!
mifampiarahaba d izay sisa


Zay mihitsy :-* :-* :-*
24. kotobekibo ( 20/10/2009 21:10)
Veloo , xxx > aza atao mankarary fo izany fa reveo manja fotsiny ny fihainana , tsy maintsy hila anao ihany izy indray andro any d @ izay fotoana izay imehezo fotsiny . :D
25. soanja ( 21/10/2009 19:37)
xxx:

Raha mikasa ny anapaka pont na izany hoe fihavanana ?
Rehefa avy nanampy namana latsaka tao anatin'ny fahasahiranana no nanjary nanaratsy sy nanopanopa? rehefa nolazaiko azy hoe ity zany wa ilay hoe Tiava ny namanao inananao ny A..... de vao maika nampian'ilay ranamana hoe sotroy... hano.. miandry ny hevitrareo!


Raha mitia isika, amiko, dia tsy ho voatery hotiavina. N'inona n'inona fanampiana atao olona dia ataovy ho vokatrin'ny fo ka tsy andrasam-baliny. Raha tehamaina na rotsakazo ny valin'izany dia mivavaha ho azy mba hanana/ handray hazavana izy indray andro any hanokatra ny masony. " Move on" hoy ny vazaha na avadiho tokoa ny pejy hoy ny namana. Betsaka ny olona mila fitiavana sy fanampiana eto an-tany. Tohizo ny dia, izay tavela aoka izy ho rambo. Fampianarana ny fiainana ary fakana lesona. Soa lavo hahay hamindra hoy ny gasy. Ny havan-tiana tsy iaraha-monina ary tsy natao ifangaroana be loatra. Asio fefy ny fiainana na dia fo feno fitiavana aza no zaraintsika amin'ny rehetra.


26. Veloo ( 21/10/2009 20:16)
yep life goes on...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117