nahazo ny valifatiny
1. bazylou
(
13/10/2009 16:44)
i deba , indrisy ry mada fa hiverina indray ny antitra isany handetika anareo , ary ity aho eto fa hisy ra mandrika amlin'ny desambra eo, ny kibo noana hiakatra hatrany, ny cyclone koa hamely, helas,..... :-P
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:42
5. diloo
(
13/10/2009 20:53)
Sali iaby,
Ny ahy, ny mampiahiahy, dia ity campagnon de route izay nahazoany TGV succés nahatonga azy ho filohan\'ny HAT, t@\'ny tolona 13 mai izay niarahan-dreo nifarimbona, dia i Roindefo. Mazana ihany io trahison samy zareo io.
Ny olana, i Andry dia tsalo fetsifetsy, ary io trahison io, mety hampietsika ny Tandroy voa -kitika ny dignité-ny loholon-dreo ary touchée ny fierté-dreo.
Tadidio io observation-ko, fantatro tsara ireo rahalahy Tandroy ireo: Peuple très profondément fier ireo. Ary tsy adinon-dreo koa ny famonoana ireo Tandroy tamin\'ny andron\'i tompokolahy Ratsimandrava tany atsimo tamin\'ny 1971.
Ratsimandrava merina namono tamin\'io vaninandro io, ary izao indray, dia voafitaka voafetsin\'ilay tsalo Andro TGV ny loholon-dreo.
Vasa ino avao ty hanovo ty pamaraky lekely iny. Le ambesa avao, bakeo manenty iaby olo baka atimo ndre hanano allégeance dre tsianeky ami ty tsalo fetsi biby itoy.
Lasa ty heritseritsy mivalika ty razan-Dadilahy Monja Jaona, le ty hanan-tena manahaky olo tsy misy dika voahitsaky ty olo ambaniandro tsy misy valera .Laha izao avao raharaha io, aboaka ty pilotry.
Anano izao miamby avao:Ambovombe, Toliary(Mahavatse, Sanfilo, Andaboly,Tsinenge,ets), Beraketa, ihosy,ets. Talilio koa i Ratsiraka nitifitsy ty ongotse an-Dadilahy Monja, bakeo nivaliky gangrène. Olobe iaby baka anivon-tany mpanano-politiky ireo le amboa iaby vatany.Kamivombio koahy e.

6. pink
(
13/10/2009 21:25)
bazylou:
i deba , indrisy ry mada fa hiverina indray ny antitra isany handetika anareo , ary ity aho eto fa hisy ra mandrika amlin'ny desambra eo, ny kibo noana hiakatra hatrany, ny cyclone koa hamely, helas,..... :-P
Ry zareo mpanao politika niaraka no hifampitady eo fa ny malagay aloha dia efa victimes...Fiainana nilamina iny ka izao no tadiavinareo ry bas y loup ka tatazo ny tohiny...
ny malagsy saika mifanambady daholo fa azy samy be loha sy be ati-doha no hifamango vava ao...
faly mahita ny magro sy tiko potika ianareo fa dia ho hita ny vokany raha positifs teo aminy tantarany firenena...
8. LazaDaddy
(
13/10/2009 22:59)
zinaka:raha vao miditra politika dia tsy misy afa-tsy ireo sisa ny "safidy" satria natokana ho "territoire-ny" ny politika.
Tena safidy ve ny hoe satana sa devoly???
Mifono hevi-dalina ilay nampilendaalendany an'i Jesoa ny fanjakan'izao tontolo izao raha nanaiky niankohoka teo anatrehany. Raha tohizana iny tantara iny dia miafara @ franc-maçonnerie sy ny politika maneran-tany.
9. AndriambyII
(
13/10/2009 23:45)
Ny safidy dia vatom-paritra napetraka hanavahana ny lahatra napetrak' ireo razambe fahiny , malalaka ny fandraisana azy io ary tsy an-tery na oviana na oviana .Ny @ devoly sy demony ary satana indray dia famaritana nentin' ireo mpanjanaka namaritany ny faharatsiana araky ny fijerin' izy ireo hitany t@ ny firenena maro nandalovany sy niainany .Tsy azo namaivanina izany fomba fijerin' izy ireo izany satria fananterana ny tantara nitranga eran-tany hatr@ izay .
"Raha toa ka zatovo tsy haharim-pery dia aleo hitokan-trano hahita "hafatry ny ntaolo io , ary voatsara tsy nisy fanavahana finoana ,fihaviana , firazanana , volonkoditra foana hatramin' izay ny olona nanao heloka be vava tao Mada ,
Raha toa i monja hitarika fikomiana na adim-pirazanana dia azy ny azy , nefa azo inoana fa tsy hanao izany araky ny nolazain' i Diloo izy satria dia handoto ny tolona nataon'ny rainy izay anisan' ny olona notsongoin'olombolo ihany tao Mada.
:idea:

10. diloo
(
14/10/2009 07:56)
Sali daholo,
Tsy mankasitraka ny mpanao politika tsy manaja ny lalampanorenana sy ny olom-boafidin'ny vahoaka aho. Mazava ho azy, fa tsy mpomba ny HAT.
Izany anefa, tsy maha sakana ahy, adanjalanja ny fiantraikan'ny korontana samy HAT.
Araka ny efa voalazako tetsy ambony, ny fanaovana ankilabao ny rahalahy niara nitolona sy nametraka an'i Andry TGV ho filoha ny mpanao coup d'état,tao aorian'ny 13 mai, tolona nifanaovan-dreo, io fomba maika lava tsy misy fandinihina io, mampajaka tsy nahy sy manome vahana ireo rahalahy 17 foko, tsy hanana fahatokisana ny mpitondra politika avy ao Iarivo.
Jereo fotsiny, ireo conseillers gaigy lahy manodidina an'i Andry, indrindra moa fa i Ratsirahonana, i Ramaroson, i Andriamanjato R., tsalo raciste mpanao teny tsara lahatra fotsiny manoloana ireo rahalahy 17 foko.
Mihevitra angamba ireo, satria mipetrapetraka ireo rahalahy 17 foko ireo, dia azo fetsifetsena foana.
Ho avy koa atsy ho atsy, ary mi-s'effacer pour l'instant, i Pierrot R. Ary io erreur de stratégie pour sacrifier son binôme, son propre campagnon de lutte io, va faire déborder le vase: La trahison du merina Andry TGV.
Eto dia naha omby tokoa ny paika adin'ny reny malala mampiady ny samy malagasy mba ho anjakany indray anan'izao.
Tadidio, fa tamin'ny 1947, dia ireo rahalahy Bezanozano, Betsimisraka, sy ireo rahalahy maro avy any amorontsiraka, no tena maro maty nandatsa-drà tamin'io vaninandro tsy naneken-dreo ny fitondrana vozongo ary niady tamin'ny fanagejana.
Soa ihany, tamin'iny fotoana iny, dia nisy an'i Dokotera RASETA, izay référence sy eken'ny ny eto toliary ho mpanafaka ny fanagejain'ny vazaha tamin'iny vaninandro iny.
Koa dia manasa tanana ny vahoaka 18 manoloana ny frantsay sy ny saribakolony: Andry TGV mpamitaka sy raciste envers les provinces, du point de vue de la conduite du pouvoir actuel.
:?

11. xxx
(
14/10/2009 08:32)
Mazava anie ry Diloo ny an'i Andry e : SEZA SEZA SEZA coute que coute : androany ilaiko Monja, amby aty, rahampitso tsy ilaiko intsony , ndeha mandeha !!! tsy i Monja irery no ataony an'io ary io ny ahy no tena tsy reviko
Amiko tsy tokony ho tonga resaka Merina sy tandroy io fa ny Merina sy Tandroy tsy mpifahavalo
Le problème de ce pays est ANDRY TGV , ny ahy tsotra ny solution, amboary i Andry dia milamina ny tany

12. xxx
(
14/10/2009 09:56)
Marina mihintsy ny anao ry xxx,tsy tokony handranitra adim-poko satria ny dégat an''izao "coup d'état " izao ary efa tsy hita izay hanaovana azy!
.
TOKONY samy HANDINIKA ny tsirairay FA TOMBOTSOA NY VAZAHA ny MALAGASY miady ,tena tonga a@ny ilainy mihintsy ry zareo zao DIVISER POUR REGNER KA ADALA ny MALAGASY raha manaiky hampiadiny eo satria EFA IO FOTSINY NO HANDRASANY DIA AVY IZY DIA HAMPIDITRA MIARAMILA mody hoe hampandry tany nefa ho raofiny daholo izay azo hangalarina avy eo .Toy nyPéTROLE SY BOIS DE ROSE SY NY PIERRE Précieuse sns...
KA REHEFA TSY MAILO NY MALAGASY dia ry zareo sy ny fanjanahana no handresy!!!

13. terrywui
(
14/10/2009 10:09)
6. Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-10-2009 00:19:38tena latsin'ity sipa ty ny Malagasy rehetra 20tapitrisa le ! sa efa rà vazah ny an'i toi ?? azafadyoooo!!
Lohateny : Re : nahazo ny valifatiny
adalann'y gasy izao,ka aleo hizaka ao e
14. diloo
(
14/10/2009 11:03)
xxx-->
Marina izany ry xxx.
Ny mpitondra sy ny fitiavan-tenan-dreo, dia tsy azo afangaro amin'ny vahoaka 18 foko mpirahalahy malagasy(. :-* ).
Amiko tsy tokony ho tonga resaka Merina sy tandroy io fa ny Merina sy Tandroy tsy mpifahavalo
Marina izany ry xxx.
Ny mpitondra sy ny fitiavan-tenan-dreo, dia tsy azo afangaro amin'ny vahoaka 18 foko mpirahalahy malagasy(. :-* ).
15. pikkati
(
14/10/2009 11:06)
mifona aminareo letsy aho bazylou fa tena diso a, valio letsy aho de ento namanareo a kozio daholo letsy ny TGV ato fa nanenina mitsy aho nanao tim tim io a mifona bazily a