Hay ve ka TGV ity Tiebilé Dramé ity e !

1. rabaradaka ( 13/10/2009 09:12)
Hitanareo ry dadatoa fa tonga amin'ilay nolazaiko hoe na tiantsika na tsy tiantsika dia i Dramé no hanavotra an'i Andry TGV ary hamely an-dRavalo. Dia izao izy hita mibaribary izao.
novalian'i fijo ny 13/10/2009 22:42
2. ntss ( 13/10/2009 09:55)
Refa miady ho anareo ny SADEC de "AMEN" fa refa mifitra anareo izy de TGV.
Aza mitsara mba tsy ho tsaraina e! AMENAAAAAAAAAAAAAAAAAA
3. ifiona ( 13/10/2009 10:20)
i Dramé anie efa ela no hita fa misy tendance TGV e! efa t@ ireny fivoriana t@ mbola ts voahongana Ravalo d'efa tsapa lery fa mi représente avis biaisé. Fa tsy hoe vao zao akory ka hoe rehefa miady ho anay d amen d rehefa blablablabla e sns! efa hatr@ voalohany io fa ts vaovao akory, efa nampoizina ihany.
4. ntss ( 13/10/2009 10:28)
> Mme Shrek

Ka na inona teneninao na inona sady tsy UNION AFRICAIN io no tsy SADEC fa representant n'ny ONU!! DESOLE POUR VOUS, VOUE ETES PERDU, MES CONDOLÉANCES.
5. ifiona ( 13/10/2009 10:38)
d tsy nanao ny asany tsara zany leiry t@ resaka lobbying tany New York satria ts navela niteny ny poulain-ny.
6. Papoose ( 13/10/2009 10:52)
oushy eeeeee
7. Mirananirina ( 13/10/2009 12:28)
oushy eeeeee
:-D :-D :-D
8. xxx ( 13/10/2009 13:04)
Tiebilé Dramé est un connard de pire espece , un esclave de john kuofor de ghana ,demandez lui plutôt ce qu' il a fait en côte d' ivoire et au Liberia en centre afrique ,et recemment en guinée ! Un negre pour le service du panafricanisme sauvage !POOOUAAAAH
9. Papoose ( 13/10/2009 15:43)
Mirananirina:

oushy eeeeee
:-D :-D :-D



tsy nahita lazaina intsony aho dia niseto...fa sao ndray dia lazain'ny sasany hoe miantso osy io

:-P :lol:
10. locl ( 13/10/2009 15:53)
ONU a ONU koa naninona no nalaina baraka tany ity Andrinareo, sa mbola inona koa no havalin'i ntss
11. xxx ( 13/10/2009 18:07)
DRAME a drame ?NY malagasy NO MANAO LALàNA ETO Mcar FA RERAKA EO IZAY DRAME?
NAGAHA SARIBAKOLI'NY FRANTSA OHATRA AZY NY GASY SADY tsy misy hilàna izay heviny !!!
Tsy mila olona ohtra ireny ny MaLAGASY MISY VALEUR.
iZAY paiso SY RY TSISY VALEUR no mihaino ,izay lazainy ,LE CHIEN ABOIE LA CARAVANE PASSE .mapiomehy fa na i defo sy domelina aza dia efa NIADY SEZA sahady ,"coup d'état anaty coup d'état " hhihihiohihi,ousy e!
12. diloo ( 13/10/2009 21:03)
Sali,
Mety hifampitana izany i Chissano sy i Dramé. Mifandaka ny fomba fiasan'izy roalahy ireo?
13. fijo ( 13/10/2009 22:42)
ny ahy le "fandikana ilay teny hoe"neutre"no mampiahiahy ahy eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2983