Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naritsimba ( 15/10/2009 06:00)
TATITRY NY FAHA 10 NY SERASERA SY FAHA 5 TAONA NY NSD
Faly miarahaba antsika namana rehetra. Vita t@ 3 oct 2009 teo ny fankalazana ny faha 10 tao,nan\'ny serasera sy ny faha 5 taonan\'ny NSD. Araka ny efa iaraha-mahalala dia teny @ Espace Oasis Vontovor... tohiny
pikatti ( 14/10/2009 23:00)
AHOANA LEITY WIWI MBA NETY VE LE PIKKATIN'ELAH E
Navelako tato mintsy elah hilalao jerena raha mba mahafitaka mpisera nefa sirika be klé, tsy ampy le sarintava no tsy mahay manisy sira Tsisy valera raha hatao indray miteny Aiza ary lery teo,aza m... tohiny
vatofototra ( 14/10/2009 22:59)
REGARDER VIDEO Journal 14oct09 3ème round à Genève
REGARDER VIDEO Journal 14oct09 3ème round à Genève La 3ème rencontre, tant attendue des 4 chefs des mouvances pour régler, espérons le, définitivement la crise politique à Madagascar, va se... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 11:41
xxx ( 14/10/2009 22:48)
asterix chez les dingos hon hon hon
Nous sommes en 2009 après Jésus Christ. Toute la Grande Ile est occupée par les Accords de Maputo … …Toute ?… Non ! Un village peuplé d’irréductibles Malagasy résiste encore... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 11:39
vitamatavy ( 14/10/2009 22:25)
mety hilamina tsy ho ela ity politika ity
tsy mety hilamina mihitsy natao teny hintsy tsy nisy vokany nasiana assise national tsy nisy vokany MAPUTO1 tsy nisy vokany MAPUTO2 tsy nisy vokany CARLTON1 tsy nisy vokany izao indray dia mand... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 22:19
bazylou ( 14/10/2009 18:23)
tsy hain'ny gasy
ny mamehy sy mitondra ny fiainam pireneny, ary rehefa tsy hainy io dia aza gaga fa ny fotsy hoditra no hitondra azy, amin'ny fombany sy fisainany, helas,,,, beurrk... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 10:38
bazylou ( 14/10/2009 17:46)
de tsy mbola tonga saina
ihany ve?? tsy hitrotra mihitsy izany an, aorian'ny maputo dia i geneve indray dia avy eo iza, NU, sa tokyo sa sydney indray, Aiza ihany le bandy be mokony no ho i tgv?? tena tsapa sy hita fa trondr... tohiny
novalian'i bazylou ny 15/10/2009 08:54
pikkati ( 14/10/2009 16:13)
Aza terena amz safidiko ah,TIM ajanon le mesazy moral fa tss
Tsisy ahasakana ahy tsy hanao tgv na iza na iza , ary ajanony le mesazy hanaovana moral anah fa tsy voavadika intsony ah fa zahay ndray tsy mitaingina soavaly reraka e, ze mande iany no taingenanay a... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 23:41
prime ( 14/10/2009 14:01)
Miarahaba!
Faly miarahaba anareo indray aho... misaotra an'i Jesosy tafaverina indray ato amin'ny serasera... Miala tsiny mialoha raha ato amin'ny "finoana" aho no miverina mandray anjara satria tato aho no ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/10/2009 20:15
Vargas ( 14/10/2009 13:25)
manembona e!
atolotro an'i Judith ,Tianahttp://www.youtube.com/watch?v=3pxc40obkcA&feature=related tao Fianarantsoa .Patricia tao Itaosy ,Chantal Tanahttp://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&topid=t3ffe9224ad... tohiny
rabaradaka ( 14/10/2009 12:15)
Ministres no manao aferana bois de rose
Mazava be ny resaka fa Ministre taloha sy ny ministres maromaro ao amin'ny HAT miampy an'i Monibou no ao ambadiky ny aferana bois de rose. Sahia manao dingana lehibe milaza ny tena marina e... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 23:37
xxx ( 14/10/2009 12:05)
Matotra ve ny eto?
Akory aby! Tsy hoe manana olana ho zaraina aho akory fa mba gaga fotsiny mamaky ny tantaram-piainan'ny tsirairay eto. Fa ny tena mahagaga ahy dia ilay famalin'ny ankizy azy : tsy manenjika be fahatan... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 27/10/2009 10:34
pikkati ( 14/10/2009 11:21)
Aferanay TGV io fa tsy anareo TIM ka aza hidirana kely azafd
Na nesorinay aza Monja na nampidirinay aza i mangalaza ho PM dia anay izany fa tsy anareo ,izay ihany no nialako tamin'ny Tim tsy niditra nanao politika aminareo tsony :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:46
terrywui ( 14/10/2009 11:16)
zay vao tena petsa pikatti fa ela nanaovandratsy kle hon hon
niova TGV ve letsy pikatti a, tsara refa mahatsapa tena kah ,aza manao koa amin manaraka fa miovà amin fanavaozana ny saina hoy damopra zay ! sa moa elah le oe hanao damopra sa frera ?? hon hon hon !... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:18
vatofototra ( 14/10/2009 11:10)
REGARDER VIDEO Journal-Tour d'horizon 13 octobre 2009
REGARDER VIDEO Journal-Tour d'horizon 13 octobre 2009 - Comité de réconciliation Roindefo - Andry Rajoelina - Affaire saisine conseil d'Etat par Roindefo - Procès sénatrice Eliane Naika - Co... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:19
pikkati ( 14/10/2009 10:57)
hanao TGV aho letsy ra-wuiwui fa dondrona ireto TIM ireto a
Kozio any daholo letsy ny fianakams nareo fa mba hiditra TGV aho ra-wuiwui a aza ailika letsy aho fa mba raiso a lelafiko daolo ny faladianareo bazylou , wuiwui , ntsss ,essera .... a mifona letsy a... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:20
terrywui ( 14/10/2009 10:40)
vitamatavy = pikatti ! milay ve ny manala ahy lety ?
Kobo be anie oe tsy manakevitra lazaina intsony hianareo fa manjavozavo daholo ny lalana politika ataonareo de ny manala zany sisa no famadihandresaka eto e!! izao no izy e! nalana iny i Monja roindef... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:22
swann ( 14/10/2009 10:33)
vahao ny gadran' i Noue piliern'ny TIM tato Hery a ?
Nampalahelo kely ny fiafaran'i Noue ilay tovovavy mba nafana fo kely tato sady fanalako andro tato fa angamba nosomparan'i Hery kou ny PS ny !! ---antsoy letsy ah Noue raha azonlah ty mesazy ty fa mal... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:23
terrywui ( 14/10/2009 10:03)
fa in iany ary! fafaina l PS ANDRYwui vao2 fafaina n dinik n
Tsy mahamenatr tson Hery rah tonga de lazaina oe an'i TIM na GTT ity serasera ty a! ---afak mikozy irery sy mifandrotsirotsy ato hianareo mianakavy amzay ,, fa vao misy dinika atsanganay mamelively ... tohiny
novalian'i dadabe ny 15/10/2009 16:35
Mandefitra ( 14/10/2009 08:05)
Zanatany
Zanatany isika e ... ary mijanona ho zanatany. Very maina ny ra latsaka t@ 1947, 1991, 2002 fa eo ambany vahohon i frantsay hatrany Malagasy kely no mandohalika. Ary efa betsaka ny tononkalo nosor... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 18:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0321